Manaiky an'ity ve ianareo?

41. cutie ( 18/10/2007 20:34)
mandrindra
ka zay le lazaiko we misy de mamorona fotsiny ny sasany :-D:-D:-D
42. xxx ( 18/10/2007 20:38)
mandrindra :Ilay ANDRIAMANITRA anie io lazaiko io eh!!! hoe tsy hatahoranao.
43. mandrindra ( 18/10/2007 20:39)
cutie, mamela ny helony fa tsy fantany izay foronony:-D:-D:-D (tsaiklou hoe iza njay zany mpamorona izany:roll:
44. fijo ( 18/10/2007 20:42)
iza no atahotra zavatra tsy misy ry xxx an???aza matahotra izany fa tsy mbola nisy nahita akory izany.fa ahoana le fitiavako anao e?
45. mandrindra ( 18/10/2007 20:48)
fijo, tandremo ihany lesy ty fitiavan'ialahy ity fa sao bandy io xxx io an:wink::-D:-D
46. xxx ( 18/10/2007 20:49)
mandrindra , fijo : Tsy hifamaly aminareo roa lahy eto aho fa aleoko matory dia hivavaka ho anareo koa.
47. fijo ( 18/10/2007 20:51)
ndao atory arye.de X ao an
aza manahy ry mandrindra an,avy di aomeko dite raha vao bandy
48. pissoa ( 18/10/2007 21:03)
xxx:

Manaiky an'ity ve ianareo ?
Ho an'ny kristiann hona raha misy ny fisaraham-panambadiana dia izay manana ny marina no diso .

nga tsy samy diso ? :-D:-D:-D

firy firy ny kristiana efa nisara-panambadiana, nefa voalaza ao ambony ao fa rehefa krsitiana ny mpivady dia tsy misy izany. sa hoe angano indray ny fisarahana misy isan'andro? sa rehefa misarabady dia tsy kristiana intsony?

tsy hoe angano ... fa ny tiana nambara angamba dia hoe ny Kristianina tsy mahazo misaraka izany (araka an'i Kristy) ... saingy toy ny lafiny maro ihany io hoe na dia Kristianina aza dia misy hafatra navelan'i Kristy tsy tanteraka antsipirihany.

resaka fisaraham-panambadina izy ity, misaobady hoy ny baiboly, resaka cas-par-cas fa tsy azo atao bambaray hoe tsy mahazo misaraka, sns, jereo ny anton'ny fisarahana dia anjaranao no manadihady.

raha tsy diso aho dia ny fijangajangana ihany no notenenin'i Kristy hoe hisarahana. Izany hoe raha mitoetra ao anaty fijangajangana ihany ny couple no tokony misaraka.

Mampalahelo izany leiretsy :
-critère voanalohany :kristianina
Critère faha-firy ilay hoe :"tiako izy ?"

Fa maninona no mampalahelo raha tsy ilay tiako izy no voalohany ? :-D:-D:-D
Samy manana ny tanjony ny tsirairay dia miankina amin'izay ny critere. eo ambony eo izao i mandrindra dia efa maneho sahady hoe
fijo, tandremo ihany lesy ty fitiavan'ialahy ity fa sao bandy io xxx io an

:-D
49. xxx ( 18/10/2007 21:09)
mamndrindra : zah tsy PD aloha eh!!!!
50. fijo ( 18/10/2007 21:17)
pissoa,tsy olana ve raha hivady ka tsy ny fitiavana no lehibe??????hoyyyyyy loza ity marina
51. mandrindra ( 18/10/2007 21:18)
xxx, izaho anie tsy nilaza an'izany fa mba nampitandrina an'ilay namana ny zavatra mety mitranga satria ianareo tsinona miafina e. dia tsy aza manahy fa izahay bibidia tsy mifamaly fa mifanakalo hevitra:D

pissoaaakooo aaa, azo atao ihany angaha ny tsy manaraka ny tenin'ilay rangahy io?:lol:
52. rabilabila ( 18/10/2007 21:22)
:-D:-D:-D
53. fijo ( 18/10/2007 21:25)
tratra indray pissoa kely le;
54. pissoa ( 18/10/2007 21:25)
:-D:-D:-D

pissoa,tsy olana ve raha hivady ka tsy ny fitiavana no lehibe??????hoyyyyyy loza ity marina

Tsy maintsy atao lehibe ny fitiavana ka ! Fa tsy voatery izy no atao lehibe indrindra rehefa mifidy an'ilay hovadiana :-D:-D:-D

mandrindrakooo, tsy azo atao ka ... ! Mety mazava kokoa angamba raha ataoko fotsiny hoe eo anatrehan'ny lalàna gasy koa anie dia tsy azo atao ohatra ny mamono olona e, fa saingy hoe misy mamono foana ihany. :wink:
55. pissoa ( 18/10/2007 21:27)
fijo:

tratra indray pissoa kely le;

fa iza no nanenjika ? :-D:-D:-D
56. fijo ( 18/10/2007 21:28)
tsy nohenjehana fa lavo hoazy
57. mandrindra ( 18/10/2007 21:31)
pissoaaakoo a, amin'ny lalàna gasy rehefa mamono olona dia gadraina. ho an'ny kristina, inn zany no sazy rehefa mandika ny lalakizorana?
58. rabilabila ( 18/10/2007 21:34)
K'efa ouzz niryna hoe mila mibebaka dia hahazo famelan-keloka ko inn ndray ary ,efa voasoratra ,hono ,izany ouzizy.
59. fijo ( 18/10/2007 21:37)
hay,ndao hanota de hibebaka,de hanota indray fa efa misy toerana ao,de ibebaka indray de eo ihany e
60. pissoa ( 18/10/2007 21:39)
mandrindrakooo, lasa mivoaka be an'ilay size tsika zany ! Ho fanomezana fahafaham-po ny mpanontany dia hovaliana eto ito fa ny manaraka tsy hovaliana intsony :-D:-D:-D

Ny Kristianisma (araka ny fahalalako) toa tsy manohitra izay sazy omena ety an-tany raha tsy manohitohina ny aina sy ny zon'olombelona ! dia malaza be koa ilay sazy any ankoatra tsy inoanao iny :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086