Manaiky an'ity ve ianareo?

21. rabilabila ( 18/10/2007 14:12)
Betsaka ny biby eto ambonin'ny tany mivady , tsy mijangajanga , tsy mifandrafy nefa tsy mahay mamàky toko sy andininy .Tsy hitako izay hidiran'i jesosy amin'izany.
22. xxx ( 18/10/2007 15:09)
Betsaka ny biby eto ambonin'ny tany mivady , tsy mijangajanga , tsy mifandrafy nefa tsy mahay mamàky toko sy andininy .Tsy hitako izay hidiran'i jesosy amin'izany.

Fa ianao angaha biby?
23. pissoa ( 18/10/2007 15:29)
:-D:-D:-D

Ka tsy mampilamina an'i rabilabila i Kristy ! Otran'ny efa voasoritra mazava nefa fa ny Kristianina no resahina eto :-D
24. ikaretsaka ( 18/10/2007 15:50)
prime:

cutie> fanavakavahana ve ny fankatoavana ny tenin'Andriamanitra? moa na ny tenin'Andriamanitra aza tsy manao fanoharana maro ny amin'ny fanjakàn'Andriamanitra mikasika ny vary sy ny tsiparifary?


azo atao koa ny mitondra ilay vady na ilay sipanao ho kristianina sa?
mety koa ilay inverse anefa an
25. rabilabila ( 18/10/2007 18:18)
eny dia eny tokoa no havaliko :

Je suis un animal de la famille des hominidés (homo sapiens sapiens) ,un mammifère supérieur du genre humain ,qui vit sur cette terre avec d'autres êtres vivants ,et qui essaie de se contenter de ce que cette terre lui propose sans l'alterer pour le besoin de tous .OUI ,JE PERSISTE ET JE SIGNE QUE JE SUIS UN ANIMAL ET QUE JE N'AI AUCUN DROIT SUR LES AUTRES ?JE NE SUIS PAS SUPERIEUR A EUX CAR NOUS COLLABORONS POUR QUE LA TERRE SUBSISTE .

Permettez -moi de citer Albert Camus:
"L'homme est la seule créature qui refuse d'être ce qu'elle est."
(Albert Camus / 1913-1960 / L'Homme Révolté)

Et ceci:

"Autant vaut l'homme, autant vaut son Dieu, et pas plus."
(Ludwig Feuerbach / 1804-1872 / Manifestes philosophiques)

26. cutie ( 18/10/2007 19:12)
azo atao koa ny mitondra ilay vady na ilay sipanao ho kristianina sa?
mety koa ilay inverse anefa an

ka tsy zay le resahin-dry zareo eto koa
refa tsy kristiana de we non:-D
asa ahoan no ahafantarana we kristiana ty oul ty na tsia, misoritra eny @ tampon-kandriny ngamba :-D:-D:-D
27. xxx ( 18/10/2007 19:58)
zah aloha tsy manam-bady olona tsy matahotra an'Andriamanitra zany eh. Biby zany amiko Toy ny BIBIDIA:twisted:
cutie : Fa ngaha moa vao miresaka voalohany ianao sy ilay olona dia tonga dia hivady? 8O
28. fijo ( 18/10/2007 20:03)
sarkox sy cecilia izao samy kristianina nefa nisaraka.io ny vaovao farany.

aza hadino fa alohan'ny maha kristianina anareo dia olombelona aloh aianareo.ka ny olombelona ve voatery hiaritra ny tsy zakany???rehefa tsy zaka dia miala e.
29. steeeel ( 18/10/2007 20:07)
o ry xxx an, safidy ny tsy finoana an'Andriamanitra io fa tsy misy resaka biby izany.

resaka fisaraham-panambadina izy ity, misaobady hoy ny baiboly, resaka cas-par-cas fa tsy azo atao bambaray hoe tsy mahazo misaraka, sns, jereo ny anton'ny fisarahana dia anjaranao no manadihady.
30. xxx ( 18/10/2007 20:11)
steeee : kah zah wahhhh tsy hanambady olona tsy mpivavaka zany. Dia anjarako no mieritreritra sy zay tiko koa io fa zah no hizaka azy fa tsy ianao.
Mba tsy hisarahako amin'ny vadiko no mahatonga ahy hifidy tahak'izany.:-*
31. cutie ( 18/10/2007 20:13)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 18-10-2007 10:46:02
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
1) Ho an'ny Kristianina (raha samy Kristianina izy mivady) dia tsy misy ny fisaraham-panambadiana.

2) Raha Kristianina mino sy mankatoa ny Teny voasoratra dia tsy amdeha hanambady tsy Kristianina.
32. steeeel ( 18/10/2007 20:14)
xxx; tsy maninona kah, fa aza atao biby fotsiny izy fa mbola olombelona tahaka ny olombelona rehetra ihany.

raha ny tena izy rehefa tena tsy siora ianao dia aza miditra amin'ny mariazy izany, ny an'ny ankamaroan'ny tanora mantsy dia hi-sauver la face fotsiny no hanambadiana dia izay tratra farany eo no fatorana dia izay nefa avy eo vao tonga saina..
33. mandrindra ( 18/10/2007 20:15)
xxx, miarahaba anao ampitsikina ny bibidia :lol:, izaho ilay tsy matahotra an'andriamanitra.

cutie, miombokevitra aminao aho eo amin'ilay fanvahana, aiza ho aiza no toeran'ny tolérance izay toa ny kristiana no tena mahay azy hono.

firy firy ny kristiana efa nisara-panambadiana, nefa voalaza ao ambony ao fa rehefa krsitiana ny mpivady dia tsy misy izany. sa hoe angano indray ny fisarahana misy isan'andro? sa rehefa misarabady dia tsy kristiana intsony?
34. cutie ( 18/10/2007 20:16)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-10-2007 22:11:45
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
steeee : kah zah wahhhh tsy hanambady olona tsy mpivavaka zany. Dia anjarako no mieritreritra sy zay tiko koa io fa zah no hizaka azy fa tsy ianao.
Mba tsy hisarahako amin'ny vadiko no mahatonga ahy hifidy tahak'izany

:lol::lol::lol::lol::lol:
ho tanteraka anie zany :lol::lol::lol::lol::lol:
35. fijo ( 18/10/2007 20:23)
xxx an,enao ve de tsy mba hiaraka kely amiko na tsy hivady aza????tena le fiarahana marina anie e.
36. rabilabila ( 18/10/2007 20:25)
Mba tsy hisarahako amin'ny vadiko no mahatonga ahy hifidy tahak'izany


Mampalahelo izany leiretsy :
-critère voanalohany :kristianina
Critère faha-firy ilay hoe :"tiako izy ?"
37. cutie ( 18/10/2007 20:28)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-10-2007 22:23:24
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
xxx an,enao ve de tsy mba hiaraka kely amiko na tsy hivady aza????tena le fiarahana marina anie e.

:-D:-D:-D:-D
38. cutie ( 18/10/2007 20:28)
Mampalahelo izany leiretsy :
-critère voanalohany :kristianina
Critère faha-firy ilay hoe :"tiako izy

rabilabila
tsy mahazo miala @ valan'ondry koa:-D:-D:-D
39. xxx ( 18/10/2007 20:31)
mandrindra : Dia sahinao ve ny miteny hoa tsy matahotra an'Andriamanitra ianao eh!!! mampalahelo.
Steeee! : mialatsiny raha tsy nety ny zavatra nosoratako tetsy ambony , olombelona manana ny fahadisoany.Ny anjarako efa any kah!!! dia misaotra amin'ny toro hevitra.:-*
40. mandrindra ( 18/10/2007 20:34)
xxx, aza malahelo ny bibidia raha izay :D. fa inona moa io lazainao io no tokony hatahorako?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.7383