Manaiky an'ity ve ianareo?
121. prime
(
22/10/2007 11:28)
cutie> raha fanavakavahana no fandraisanao izany dia ilay tompon'ny teny no tsarainao ho mpanavakavaka... :)
123. ikaretsaka
(
25/10/2007 03:48)
pissoa:
Fijo : za tsy hanadala fa mbola mandinika hoe hay ve i xxx manao xxx e :-D:-D:-D
haha... tssssss
126. prime
(
25/10/2007 13:05)
cutie> manomboka inona fa iza no miteny hoe mpanavakavaka? izaho sa ianao?
127. cutie
(
26/10/2007 01:10)
Voalaza teo :
ny kristiana mankato ny tenin'Andriamanitra dia tsy manambady tsy kristiana... ary raha kristiana niova fo taorian'ny fanambadiana ny iray nefa
io ka
128. prime
(
26/10/2007 09:04)
cutie> tenin'Andriamanitra no fototr'io araka ny voasoratra hoe amin'ny anaran'i Jesosy :
"Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin'ny tsy mino. Fa inona no iraisan'ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonana'ny mazava sy ny maizina?" II Korintiana 6:14
... ka manomboka mitsara ahoana? sa mahatsiaro tena ho voatsara ianao? mitandrema raha izany fa ny tenin'Andriamanitra dia fahavelomana sy aina ho an'izay mandray sy mino azy fa hafa mihitsy ho an'izay tsy mety mino...
Iza no tena mitsara hoe mpanavakavaka? raha hitsara ihany ianao hoe mpanavakavaka dia ataovy marina ka tsy ny tenin'Andriamanitra no tsarainao fa ny asa sy ny seho ary ny tranga...
Io ambony io ny tenin'Andriamanitra mahatonga ny fananarana ny mpino tsy hanambady tsy mino... fanajàna ny tenin'Andriamanitra sy fihazonana ilay tsara no antony...

129. cutie
(
26/10/2007 20:11)
mpanavakavaka foana na zany na tsy zany
ze fandraisan'i prime any tsy raharahako:-D

130. fijo
(
26/10/2007 22:13)
tsy hoe rehefa voasoratra amin'ny anarn'i jesoa dia tsy manavaka ,na dia efa mibaribary aza fa fanavahana le resaka
131. prime
(
29/10/2007 12:11)
cutie> hay manaiky ihany ianao fa ianao no mitsara ho "mpanavakavaka"?:)
fijo> ka arakaraka ny tsirairay miatrika ny tenin'Andriamanitra io... raha mino sy manaiky an'i Kristy ny olona iray, no mandray ny teny dia fiainana sy fitiavana ary famonjena ho azy izany teny izany... fa raha tsy mino kosa dia ny tenin'Andriamanitra aza no efa miteny toy izao amin'ny anaran'i Jesosy:
"Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy." Jaona 3:36
"Izay mino Azy dia tsy helohina*; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka** rahateo, satria tsy nino ny anaran'ny Zanaka-lahy Tokan'Andriamanitra izy. [*Gr. tsaraina] [**Gr. voatsara]" Jaona 3:18
Izaho dia mbola am-pitiavana hatrany no ilazako izao, Andriamanitra tia anao, tia ahy... tsy misy tiany ho very na dia iray aza... ary mbola mitahiry sy manome hery hatrany Izy mba hiverenantsika ho ao Aminy hiaina ilay tena "fiadanana sy fifaliana"... koa minoa ny teny izay voasoratra ary minoa an'i Jesosy Kristy dia ho hitantsika izany hoe tena fiainana marina... araka ny voasoratra hoe amin'ny anaran'i Jesosy:
"...Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao." Asan'ny Apostoly 16:31

132. ari.malala
(
29/10/2007 12:35)
tsy moramora ny mitia sy miaraka...
Aza mitia raha mbola te handao...
Aza mitia raha mbola te handao...
133. cutie
(
29/10/2007 22:22)
Mpandefa : prime [ Valio ] 29-10-2007 13:11:26
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
cutie> hay manaiky ihany ianao fa ianao no mitsara ho "mpanavakavaka"?
tsy manaiky za
i prime ihany no mamadika resaka eo de mody we tenin'Atra blablabla:-D:-D:-D:-D
134. LazaDaddy
(
29/10/2007 23:07)
fijo> tena manavaka mihitsy i Jesosy ka. Avahany tsara ny ondry sy ny osy, avahany tsara ny marina sy ny tsy marina (ireo manaiky ho hamarininy sy ireo tsy manaiky izany)
135. cutie
(
29/10/2007 23:41)
prime
tsy voatery hino an'i jesoa vo voavonjy :lol:
Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao." Asan'ny Apostoly 16:31
tsy voatery hino an'i jesoa vo voavonjy :lol:
136. prime
(
30/10/2007 11:07)
cutie> ah... fampianarana vaovao izany... fa ahoana koa no lalana hafa mahavoavonjy?:)
138. cutie
(
31/10/2007 21:05)
ny finoanao no hahavonjy anao :lol:
sao de hampitory ahy eto njy ry Nirina :-D
:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
amen

136. Mpandefa : fijo [ Valio ] 31-10-2007 00:44:17
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
ny fanaovana ny marina dia maha voavonjy.fa tsy mila jesoa ka
:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
amen