vavolombelona
82. malalatinasoa
(
16/10/2007 00:59)
sitlo:
aleoko ihany atao hoe mpamadi-dresaka sy manao resa-jaza :-D
[center]:b[/center]
:lol::lol::lol: f'hita oa kou
83. ikaretsaka
(
16/10/2007 01:22)
booboo:
:-D:-D vavolombelona VI eo kounkou Ika f'ataovy
za rehefa fa LXIX vao interesse fa izao aloha mihatakataka fa "tsy ampy experience":wink::P
84. sasa
(
16/10/2007 04:39)
xxx:
sasa:
xxx ny mahagaga kely fotsiny d hoe inona no antony namafana ilay dinika :-w:-w:-w:-w, tsy ny tohiny tsony no mahaliana fa ny antony namafana an'azy:?::?::?::?: ny tohiny mantsy efa fantatry ny rehetra.
mpitaty ra-kena koa ve?
hi hi hi hi hi hamaly kely an'i xxx fotsiny klou za e! mba nanontany ny antony namafana an'le dinika fotsiny kan! d zay, satria ny pop corn tsinona efa betsaka ato nefa ny film tapitra koa =))=))=))=))
85. sasa
(
16/10/2007 04:46)
tywa68 za koa mba omeo popcorn akia fa lany ny an'ahy an! tena variana teto akia ny détective koa zao le asa nampaovin'ny deba tsy vita :-D:-D:-D:-D
87. tywa68
(
16/10/2007 05:17)
ika sy radjery : tena tsy aha-araka intsony ny pôkatsaka fa be loatra ny dinika koa :D:-D
sasa : ndeha ataovy ny raha² fa 2 eo ny lohanjy ! 1 sy 8 d tonga ny fotoana an :-D:-*
sasa : ndeha ataovy ny raha² fa 2 eo ny lohanjy ! 1 sy 8 d tonga ny fotoana an :-D:-*
89. diamondra27
(
16/10/2007 05:28)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img80.imageshack.us/img80/3535/popcorn2os8.jpg[/IMG][/URL]
:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
90. sarobidy
(
16/10/2007 06:26)
xxx: mampalahelo ahy, ianao, na ny fomba firesakao aza d mampalahelo:(
Ny jiolahy ange no misaron-tava ee, ary na tsy hivoaka am maha xxx anao aza ange enao efa fantatra am fomba firesakao eee:^):lol::°)
Ny jiolahy ange no misaron-tava ee, ary na tsy hivoaka am maha xxx anao aza ange enao efa fantatra am fomba firesakao eee:^):lol::°)
91. xxx
(
16/10/2007 07:35)
24. Mpandefa : xxx [ Valio ] 15-10-2007 15:34:51
Lohateny : Re : vavolombelona
tonga d azoko antsaina ny antony namafana azy iny, satria nisy ps an'olona nivoaka tao de le nanokatra lohahevitra iany no namoaka an'ilay ps d zay ngamba ny antony satria efa any anaty fitsipika any le izy.
57. Mpandefa : hery [ Valio ] 15-10-2007 18:15:16
Lohateny : Re : vavolombelona
Azafady fa izao vao mandalo
Averiko indray ny fomba fiadin'ny olon-kendry (heveriko fa olon-kendry nareo)
- Rehefa misy blem dia lazao ny tompon'andraikitra au lieu de manao imagination hoe nisy in (mora be izany)
- Hazavaiko ihany ny antony. Nisy nametraka ps hoe iza ilay olona resahinareo dia voatery nofafaina fa tsy mifandraika amin'ny fitsipika.
27. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 15-10-2007 16:00:21
Lohateny : Re : vavolombelona
Hoy i xxx:
tonga d azoko antsaina ny antony namafana azy iny, satria nisy ps an'olona nivoaka tao de le nanokatra lohahevitra iany no namoaka an'ilay ps d zay ngamba ny antony satria efa any anaty fitsipika any le izy.
Fa efa mazava marina anie ny tiana ahatongavana e, dia aoka izay, samia mitandrina zany fa virtuel alou ny fifandraisana eto, hafa indray refa réel.
________________________
rehefa tsy mahalala de aza miteniteny foana na miampanga olona
za aza efa niteny fa tsy ho eto saingy nandalo kely nanao bon annif sy namaly tao @ sakafo ary nijery hafatra de lasa
====> de zay zany fa tsy misy bornée koa eto nge e!
efa hita ve fa ny mpangataka non non no betsaka de mbola we alaharo alaharo ihany ve.
Nahita aho matoa sahy miteny, io nolazain'i Hery io fa nofafana satria nivoaka le ps, ary enao mints no nanoratra azy tao, ts tandritandrinao fa ny dinika nalefanao farany no nisy an'ilay izy nivoaka. Miala tsiny aho raha manafintohina, fa ny fo anie ranomafana e, de tafavoakanao tsinahy ilay ps, ary mbola tadidiko tsara mints ny phrase misy an'ilay izy fa tsy azo atao moa ny mamoaka azy eto.
Fiangaviana farany ry reto a, aoka izay, aza roritina tsony fa efa lava be. Efa lasa ny fampitandremana, efa naheno daolo isika rehetra, samy olon-dehibe no eto, de aoka izay! marina e! samy mitandrina zany, de atavy any ambadika amzay ny fifanasan vangy. Marina fa virtuel ny eto, fa ny tany boribory, tsy maintsy hifanena indray andro any, d eo ve vao ho menatra ny vava natao sy ny fifanasana vangy? samy Malagasy antsika hoy ilay hira izay, de mba aoka amzay fa isika anie malaza tsara am fihavanana e, de zao ve le fihavanana malagasy nampalaza antsika? atsipy hono ny tady an-tandroky ny omby, fa atsipy ny teny hoan'ny manam-panahy e. :-*:-*:-*hoanareo rehetra.
92. sarobidy
(
16/10/2007 08:46)
Izaho mahatadidy tsara fa nisy nanontany ilay ps oe i "xxx" ve zany ry Diamondra? d teo no hitako farany d tsy haiko izay navalin'i Diams
93. sarobidy
(
16/10/2007 08:50)
:oops: :oops: oupss tsy nety
Izaho mahatadidy tsara fa nisy nanontany ilay ps oe i "xxx" ve zany ry Diamondra? d teo no hitako farany d tsy haiko izay navalin'i Diams
Nahita aho matoa sahy miteny, io nolazain'i Hery io fa nofafana satria nivoaka le ps, ary enao mints no nanoratra azy tao, ts tandritandrinao fa ny dinika nalefanao farany no nisy an'ilay izy nivoaka. Miala tsiny aho raha manafintohina, fa ny fo anie ranomafana e, de tafavoakanao tsinahy ilay ps, ary mbola tadidiko tsara mints ny phrase misy an'ilay izy fa tsy azo atao moa ny mamoaka azy eto.
Izaho mahatadidy tsara fa nisy nanontany ilay ps oe i "xxx" ve zany ry Diamondra? d teo no hitako farany d tsy haiko izay navalin'i Diams
94. sasa
(
16/10/2007 09:19)
tena lany mintsy ny volanay hividianana pop corn ny asa ato ts vita mintsy, loza 1; loza 2
tywa68 efa ho 3 ny lohako akia
tywa68 efa ho 3 ny lohako akia
95. tywa68
(
16/10/2007 09:35)
xxx : tsy misy mifanasa vangy zany eo fa mba mila manome fanazavàna ny sasany dia zay :wink:
Sarobidy : henonjy zany hoe aoka hono izay :lol:
sasa ! mividiana njy casque alohan'ny hahita an'i sefo :-D:-D
Sarobidy : henonjy zany hoe aoka hono izay :lol:
sasa ! mividiana njy casque alohan'ny hahita an'i sefo :-D:-D
97. booboo
(
16/10/2007 10:01)
tondé raiso mihitsy Ambibao a ! hu hu hu hisy ohatra zany ndray ve ?
Tywa68 aaaaa > tsy ampy sambos kounkou tsika fa lé katsaka tsy mahavoky tsara :°):°)
Tywa68 aaaaa > tsy ampy sambos kounkou tsika fa lé katsaka tsy mahavoky tsara :°):°)
98. radjery
(
16/10/2007 10:03)
i sasa efa nanao propozision ary @lé film misy an'i bozylove sy dadie ary fa fa tairo eto ra misy, mety ho bizna bé ko io an!:-D:-D
99. booboo
(
16/10/2007 10:15)
Radjery > :-D:-D. tsy hanao bizna rano angaha enao io ? terrible lay mihazakazaka etsy sy eroa manenjika films tsinn :-D:-D:-D:-D