vavolombelona

1. xxx ( 14/10/2007 10:11)
hono oa ry zareo tena mba lasa ny heritreritro fa naninona no nesorin'ny tompon'andraikitra ilay dinika tao amin'ny vavolombelona nahaliana bé ny bobaka, sa tapitra lé filma, nefa ny tenanay tsy nahita ny farany tena nangaina bé mihintsy voa nihiditra androany:(
2. boubounezy ( 14/10/2007 10:17)
niala ka atao aon'é!:(
3. boubounezy ( 14/10/2007 10:18)
tara lotra enao
4. xxx ( 14/10/2007 10:24)
boubounezy: enao anga nahita ny fandeany farany tao dé mba zarao aminay tsy nahita moa é:-P
5. booboo ( 14/10/2007 10:59)
Anontanio ny tompon'andraikitr'ilay dinika e !
6. boubounezy ( 14/10/2007 13:02)
tsisy ambara tsony ry xxx fa efa lany ny encreko nanoratra tao a!:roll:
7. ikaretsaka ( 14/10/2007 18:17)
nanao ahoana tokoa ny farany tao fa zahay tsy naharaka le feuilleton tu diams? fa mbola variana nividy pop corn? euh... nitono vandro manko e!
8. tywa68 ( 14/10/2007 18:28)
rava fa tsy nisy dikany e :D
9. simplex ( 14/10/2007 18:50)

rahoviana aza ny partie II letia e :P
10. Papoose ( 14/10/2007 19:42)
kiii, zay vao masaka le pokatsakako nefa ny film efa tapts!porke?:(

mba asio tantara mitohy eee!!!:D
11. radjery ( 14/10/2007 20:16)
rapitso @ ray sy fefany dray ngambany ny tohiny, enganie:lol:
12. diamondra27 ( 15/10/2007 06:37)
tonga ndray e!

za koa tena gaga fa tsy nahita le izy tsony
nandalo niserana tany ho any fotsiny ny tena (antson'ny fo sy sakafo) fa tsy afaka nivalapatra koa raha azo atao dia mba iangaviana izany mba hamerenana ilay dinika ô!

izaho nametraka azy vonona ny hamaly ny fanontaniana rehetra izay apetrakareo.

dia misaotra mialoha ô!
13. booboo ( 15/10/2007 07:53)
ka lé izy aza efa nofoanana koa hametraka fanontaniana ahoana ? sa tohizana any ambadika² any ny resaka ? :°):°)
14. xxx ( 15/10/2007 08:00)
diamondra27:

tonga ndray e!

za koa tena gaga fa tsy nahita le izy tsony
nandalo niserana tany ho any fotsiny ny tena (antson'ny fo sy sakafo) fa tsy afaka nivalapatra koa raha azo atao dia mba iangaviana izany mba hamerenana ilay dinika ô!

izaho nametraka azy vonona ny hamaly ny fanontaniana rehetra izay apetrakareo.

dia misaotra mialoha ô!

Matoa najanon'ny mpikarakara dia resaka efa tokony hivalona ry diamondra fa aza mi insiste intsony a

Jereo tsara koa araka ny voalazan'ny rehetra fa ny vy tsy mikitrana irery , ary aza entina en public ohatr'ireny ny problèmes personnels fa mahamenatra

15. Papoose ( 15/10/2007 08:23)
Miombon-kvt @ x3 za anefa koa @ lafiny iray misy mahatsara azy ihany le itondrana ilay olana ohatr'izay mba ho fampahafantarantsika ny namana ny afitsoky ny namana sasany (na mody namana moa zany, tsy ferana) ka mba hitandremantsika tsy ho voarebireby na voasoloky na voafetsy, sns...
Ary koa mba hahatsapan'izay voa direct na indirect tena (enga anie) fa raha tsy mahatsapa tena tsy maintsy hoe menatra ny tenany ihany ary hanenjika azy ny conscience-ny.

Diams, mahafinaritra ahy ny fahasahianao sy nananao courage miteny mivantana ny olana misy mba hahatsara ny fiaraha-monina eto any aoriana!Rehefa tsy misy sahy mijoro mantsy dia tsy hisy fiovana ka ny adala dia tsy ho hendry na oviana!
:wink:

"V..A..V..O...L..O...M..B..E...L..O..N..A"
Anio hariva @ fito ora sy sasany ny tohiny!:lol:
16. xxx ( 15/10/2007 08:35)
Papoose:

Marina izany , fa efa voaresaka ilay izy dia ampy izay fa tsy tokony roritina ohatry ny siligaoma lava eto fa tsy solution @ n'inon'inona

Aza hadino fa resaka entre mpisera vitsivitsy ilay izy ka aza ilay site no subemrger-nareo @ ilay resaka règlement de compte . Efa avertis izay ny olona rehetra dia ampy izay .

Raha nieritreritra anareo ho tena "namany" koa nareo dia tsy fomba ohatr'ireny no nitenenanareo azy . Mba alaivo sary an-tsaina hoe ny nataonareo no nisy nitantara teny an-tokotanibe ? Samy manana ny fahalemeny daholo anie e

Dia asio tsiky hoy i hery dia ampy

17. sasa ( 15/10/2007 10:33)
xxx ny mahagaga kely fotsiny d hoe inona no antony namafana ilay dinika :-w:-w:-w:-w, tsy ny tohiny tsony no mahaliana fa ny antony namafana an'azy:?::?::?::?: ny tohiny mantsy efa fantatry ny rehetra.
18. diamondra27 ( 15/10/2007 11:14)
booboo:

ka lé izy aza efa nofoanana koa hametraka fanontaniana ahoana ? sa tohizana any ambadika² any ny resaka ? :°):°)

___________________________

iza no mahalala?
tsy manao resaka ambadika zany fa 'zay no nanaovana azy eto rehefa tsy afaka nifanazava tany ambadika zahay noho ny lafiny teknika we
19. diamondra27 ( 15/10/2007 11:29)
papoose: de misaotra ny rehetra na ny pour na contre

xxx: raha ohatra zany ka tsy naseho teto ilay izy dia nisy nahalala azany aza ve fa olona efa nanao ny fanaony t@ 2002 ilay olona nefa mbola mitohy foana hatr@izao ny rasty ataony?

Dia rariny @ xxx ve izany fa tsy tokony mba haka resposabilité ianao un moment donné we: "STOP" ça peut plus continuer comme ça?

Ny anao izany ve de hoe: izay manao ny ratsy de enga anie ka hitohy hatrany zany ka tohizo.

Raha hiova ps ndray izy zao izany de tsy hay we: izy le olona fa mba au moins we: mba afaka mitandrina sao de mifanena aminy satria efa fantatra doly zao ny fomba ratsy tsy mety nataony ka raha miverina le methode fampiasanyw dia fantatra e: mety le olona nolazaina iny le izy.

Tsy hitorabato azy no atao fa fangatahana azy mba hiova ary fanampiana azy @ pb manokana hananany @ famitahany ny tenany @izy mandainga @olona.

raha andian'olona aza no voalaza sy niteny fa victime, ataonareo ahoana moa ny hihaino sy hamaky ny tohiny nefa mbola maro no victimes fa nareo no tsy mahatanty ary aleo hijanona hatreo ny fitanisana ze vitany fa samy mizaka mangina ny azy any ampony any 'zany.

Domazy, le olona victime zao de tsy mahalala we za nge ka victime an'le olona

======> tsy manana reglement de compte aminy mihintsy aho raha zay no tian'i xxx lazaina.
Ny anay efa vita direct tany ambadika fony mbola azo nato izany.

20. sarobidy ( 15/10/2007 11:30)
andraso aloha an! aza misy mihetsika fa ho any ambadika a hijery tohiny...:-D:@

:lol: :lol: :lol: :lol: misy barazy tsy azo idirana hono le ao ambadika kiiii

za ko r'reto androany wainn b fa efa elaela a tsy tany d saika hijery ny niafaran'le film oe aôna d tsisy d neveriko fa ny machine-ko no tsy mamoaka azy =)) =))kay tena nofafan'ny deba.

:-* fôna eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6334