vavolombelona
41. xxx
(
15/10/2007 15:11)
diamondra27:
xxx: f'angah tsy azo atao ny mandalo eto :roll::roll:
ary le tany @ sakafo ngah adino tsy naseho:-D:-D
xxx:raha manao resaka fivavahana ianao dia afaka resahana fivavahana le dinika fa tsy za no nanomboka nanome verset akory ka gaga aho we: naninona no lazaina fa we mandiniha vao mamaly.:roll::roll:
Azo hatao ny mandalo eto ary zonao izany! Ny sakafo dia mba manaova sasa-vilia aloha fa tsy hoe tsy afaka manao ménage sao lasa marary eo sy ny arret maladie tany maurepas etsetra etsetra ny nolazainao dia teo daholo ny olona fa nanao nefa ianao no tompom-pety! ko no decretena eto
43. diamondra27
(
15/10/2007 15:15)
kallie:
sô d hiantso ny mavesatr'entana ko enao ry xxx avy eo? za klou tsy ho avy e....
_________________________
raha mila verset njy de we:
"mankanesa aty amiko ianareo izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa Izho no hanome anareo fitsaharana" Matio 11:28
44. xxx
(
15/10/2007 15:16)
diamondra27:
tsy misy dinihina tsara zany aloha fa tiako fantatra koa ianao we: iza fa aza miafina moa e!
olona mananatra ve de hiafina sy mitory
mety manova ny hevitr'izay lazaiko angaha raha lazaiko fa i koto aho na i ketaka ?
tsy mananatra aho fa manome hevitra . Je n'ai pas cette qualité de "Mpananatra"
nanenina be aho niteny ilay verset biblique , mea culpa
46. xxx
(
15/10/2007 15:19)
mpanenjika ny ankizy mandefa sary! Tsy mahatany fa matahotra fa sao lasan'ny olona ny sipany eto , be fialonana fa misy olona lasa hafa noho izy. Homboy koa fa be vava eh!!!
47. diamondra27
(
15/10/2007 15:19)
xxx:
Fa iza i petakorona sy dadabe ary diams sy ny sisa e???
___________________________
misy idiran'izany angaha eto, sa mbola tsy maty voalavo an-kibo
fa zany dadabe zany ve tsy efa aloka sisa e, sa ianao hanao solony?
48. xxx
(
15/10/2007 15:21)
diamondra27:
xxx:
Fa iza i petakorona sy dadabe ary diams sy ny sisa e???
___________________________
misy idiran'izany angaha eto, sa mbola tsy maty voalavo an-kibo
fa zany dadabe zany ve tsy efa aloka sisa e, sa ianao hanao solony?
aloka ve? Tsy aloka taminao ireo fa naverina t@ ilay olona tary @ vavolombelona hoe inona aho inona fa fantatray anie na dia nafenina aza eh!
49. diamondra27
(
15/10/2007 15:22)
xxx:
homboy koa i diamondra e!
____________________
mitady hanakaiky an'i Jesoa ny fahamarinany hany ka homboana :oops:
50. xxx
(
15/10/2007 15:24)
diamondra27:
mitady hanakaiky an'i Jesoa ny fahamarinany hany ka homboana :oops:
Blasphémie anie izany fa aza miteniteny foana e
51. xxx
(
15/10/2007 15:25)
Tsy hanao solony fa tsy tia vehivevy fa ianao tsy marina fa mody marina ary te hiverina eto hoe hanao ny lalàna ka mitady lalana eh! Aza mandainga koa fa havoako daholo ny marina raha tianao!
Tsy io olona lazainao io aho ary afaka manamarina izany ianao fa hakombony ny vava dia izay fa hilaza ny fantatro aho raha be vava ianao!

52. diamondra27
(
15/10/2007 15:29)
xxx:
Mba tiako ho fantatra ireny t@ andron'ni dadabe sy ny tel t@ resaka tany chine irany fa tsy io olona io aho fa naheno fa nanao convers à 3 ireny ianareo. Iza no nanao an'ireo ary ianao ve tsy tao sa ahoana ny fandehany???? Ary ny tany Italie t@ tel koa ????
Iza no nandoa dia ahoana fa sao dia verezinao @ iray sy valo eto???
Betsaka ny zavatra hainay hafa aty na dia tsy mamaly anao aza io olona io fa aza be taim-bava fa be ny zavatra nataonao tsy navoakany fa izahay nahalala eo akaikiny!
à bon attendeurs hono!
_______________________________________
tsy misy mandà an'izany ry xxx a!
fa le rendre service avadikao @ avantage-nao no tsy mety ary tiako ananarana anao.
tahaka ny nataonao t@ X6 , nilaza enao fa afaka niantso ny zabnany any chine nefa avy eo lazainao etsy sy eroa ny zavatra ataonao azy.
Fa maninona raha mba tazomina samy irery ary tsy aratsiana.
53. diamondra27
(
15/10/2007 15:36)
xxx:
mpanenjika ny ankizy mandefa sary! Tsy mahatany fa matahotra fa sao lasan'ny olona ny sipany eto , be fialonana fa misy olona lasa hafa noho izy. Homboy koa fa be vava eh!!!
___________________________
nenjehiko naninona ny olona namoaka sary? 8O
oviana dia inona no nolazaikoan'zany fa sao kosa de foronina izany sy fanaratsiana fotsiny?
=======> zay le toetra tsy mety tokony hovaina
Ndana raha hanandrana raha mahazaka e!
iza no olona lasa hafa noho izaho ka nialonako?
Se lasa naninona koa le olona fa tena tsy arako?
Ampy ahy ny asako sady tiako fa tsy maniry na mitsiriritra olona aho.
54. diamondra27
(
15/10/2007 15:43)
xxx:
Tsy hanao solony fa tsy tia vehivevy fa ianao tsy marina fa mody marina ary te hiverina eto hoe hanao ny lalàna ka mitady lalana eh! Aza mandainga koa fa havoako daholo ny marina raha tianao!
Tsy io olona lazainao io aho ary afaka manamarina izany ianao fa hakombony ny vava dia izay fa hilaza ny fantatro aho raha be vava ianao!
___________________________________
fa ianao ngah no biby be fahatahorana de handrahona ahy de hangina aho
ianao aza tsy sahy mivoaka koa!
matoa tsy sahy mivoaka de manao ratsy
55. xxx
(
15/10/2007 15:46)
. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 17-09-2007 13:11:43
Lohateny : Re : Jery todika kely momban'ny Kristianina avy amina Kristi
amiko aloha na kristiana aho na tsia dia ny fanajàna ny hafa ny devise-ko.
Raha vao miteny kosa ka hoe: kristiana de miezaka mba hanaraka ny hafatry ny Tompo.
Noho izany miezaka ny handeha araka ny fanahy. Raha tarihin'ny fanahy ianao de tsy hanambony tena , tsy manafitohina olona gratuit; manetry tena, tsy mieboebo, etc...
"diamondra27":

56. diamondra27
(
15/10/2007 15:55)

amiko aloha na kristiana aho na tsia dia ny fanajàna ny hafa ny devise-ko."diamondra27":
Raha vao miteny kosa ka hoe: kristiana de miezaka mba hanaraka ny hafatry ny Tompo.
Noho izany miezaka ny handeha araka ny fanahy. Raha tarihin'ny fanahy ianao de tsy hanambony tena , tsy manafitohina olona gratuit; manetry tena, tsy mieboebo, etc...
________________________________
fa misy manambony tena ngah eto?:roll::roll:
sa manafitohina gratuit, sa mieboebo
58. hery
(
15/10/2007 16:15)
Azafady fa izao vao mandalo :-)
Averiko indray ny fomba fiadin'ny olon-kendry (heveriko fa olon-kendry nareo)
- Rehefa misy blem dia lazao ny tompon'andraikitra au lieu de manao imagination hoe nisy in :-) (mora be izany)
- Hazavaiko ihany ny antony. Nisy nametraka ps hoe iza ilay olona resahinareo dia voatery nofafaina fa tsy mifandraika amin'ny fitsipika.
Ento indray e...

59. xxx
(
15/10/2007 16:18)
diamondra27:
xxx:
Mba tiako ho fantatra ireny t@ andron'ni dadabe sy ny tel t@ resaka tany chine irany fa tsy io olona io aho fa naheno fa nanao convers à 3 ireny ianareo. Iza no nanao an'ireo ary ianao ve tsy tao sa ahoana ny fandehany???? Ary ny tany Italie t@ tel koa ????
Iza no nandoa dia ahoana fa sao dia verezinao @ iray sy valo eto???
Betsaka ny zavatra hainay hafa aty na dia tsy mamaly anao aza io olona io fa aza be taim-bava fa be ny zavatra nataonao tsy navoakany fa izahay nahalala eo akaikiny!
à bon attendeurs hono!
_______________________________________
tsy misy mandà an'izany ry xxx a!
fa le rendre service avadikao @ avantage-nao no tsy mety ary tiako ananarana anao.
tahaka ny nataonao t@ X6 , nilaza enao fa afaka niantso ny zabnany any chine nefa avy eo lazainao etsy sy eroa ny zavatra ataonao azy.
Fa maninona raha mba tazomina samy irery ary tsy aratsiana.
Rehefa nahazo ny nilaina ianao dia iny no lasa nadia ny fré aza ! Ary avy eo nanaratsy ny olona nangatahanao service avy eo! Mba menatra fa vehivavy lehibe! Rehefa tsy mahavita mipetraha any an-trano fa tsy manataka olona toa io xx io !Aza mangataka service @ olona rehefa ratsy loha avy eo!
60. diamondra27
(
15/10/2007 16:20)
hery:miala tsiny aminao sefo fa tena voakotaba ianao.
Ary io mamoaka ps we: diamondra sy dadabe sy petakorona sns io zany ve autorisé ô.