vavolombelona

21. kallie ( 15/10/2007 11:32)
Ka i Frantsa ary efa resy am ringby ko, :-D:-D:-D
22. diamondra27 ( 15/10/2007 11:34)
kallie: mbola miady 3ème place izy ka :-D:-D:-D
23. sarobidy ( 15/10/2007 12:36)
kallie: itako iny ringby iny fa tsy itako ko ny néfaran'le match fa renoka a, zay iany nge ny mahavoa anle taraiky ee, hay v ka resy Frantsa
24. xxx ( 15/10/2007 12:37)
ka tsy efa ampy ve izay sa inona ihany no mbola tianareo hororitina eto e ?


Ny anao izany ve de hoe: izay manao ny ratsy de enga anie ka hitohy hatrany zany ka tohizo.



dia ianao izany mieritreritra fa tena nanao asa soa goavana t@ nitenenana izao resaka izao teto ? Tsy maintsy izay ve no solution ????

Jaona 8:7 Ary raha naharitra nanontany Azy ireo, dia nitraka Izy ka nanao taminy hoe: Izay tsy nanota aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany
25. xxx ( 15/10/2007 13:34)
tonga d azoko antsaina ny antony namafana azy iny, satria nisy ps an'olona nivoaka tao de le nanokatra lohahevitra iany no namoaka an'ilay ps d zay ngamba ny antony satria efa any anaty fitsipika any le izy.


Fa efa mazava marina anie ny tiana ahatongavana e, dia aoka izay, samia mitandrina zany fa virtuel alou ny fifandraisana eto, hafa indray refa réel.
26. diamondra27 ( 15/10/2007 13:45)
xxx: tsy misy olona mitady fankasitrahana eto ry xxx a!
zay ndrindra no tokony ho tsapan'ny rehetra na de za aza, we samy manana ny fahadisoany de samy mba tokony azo anarina sy ahitsy fa tsy refa diso le olona de avela @izao

Efesiana 4: 20-32



20 Fa hianareo kosa, dia tsy mba toy izany no nianaranareo an'i Kristy,

21 raha Izy tokoa no renareo ka tao aminy no nampianarana anareo, araka ny fahamarinana izao ao amin'i Jesosy,

22 mba hialanareo ny toetrareo taloha araka ny fitondrantenanareo fahiny, izay mihasimba araka ny filan'ny fitaka;

23 fa mba hohavaozina kosa hianareo amin'ny fanahin'ny sainareo,

24 ary mba hotafinareo ny toetra vaovao, izay noforonina araka an'Andriamanitra amin'ny fahitsiana sy ny fahamasinana momba ny fahamarinana.

25 Koa esory ny lainga, ka samia milaza ny marina amin'ny namany avy hianareo rehetra; fa samy isan'ny momba ny tenan'ny namantsika avokoa isika.

26 Tezera, fa asa manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo.

27 Aza manome fitoerana ho an'ny devoly.

28 Aoka izay nangalatra tsy hangalatra intsony; fa aleo hikely aina ka hiasa izay tsara amin'ny tànany, mba hisy homeny izay tsy manana.

29 Aoka tsy haloaky ny vavanareo izay teny maloto, fa izay tsara ho fampandrosoana, araka izay tokony hanaovana, mba hahazoan'ny mihaino fahasoavana.

30 Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, Izay nanisiana tombo-kase anareo ho amin'ny andro fanavotana.

31 Esory aminareo ny fo-lentika [fangidiana] rehetra sy ny fahavinirana sy ny fahatezerana sy ny fitabatabana sy ny fitenenan-dratsy ary ny lolompo rehetra;

32 ary aoka samy halemy fanahy amin'ny namany avy hianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka, tahaka ny namelan'Andriamanitra ny helokareo ao amin'i Kristy.

Koa za manokana dia mamela azy ary mirary fiovàna



27. Samoana ( 15/10/2007 14:00)
Voalaza etsy ambony
31 Esory aminareo ny fo-lentika [fangidiana] rehetra sy ny fahavinirana... Tena izay aho vao nahare ireo teny ireo:oops:. Ilay voalohany azoazoko an-tsaina ihany ny dikany fa ity faharoa ity tena tsy arako. Loza:oops:
28. diamondra27 ( 15/10/2007 14:00)
xxx:

tonga d azoko antsaina ny antony namafana azy iny, satria nisy ps an'olona nivoaka tao de le nanokatra lohahevitra iany no namoaka an'ilay ps d zay ngamba ny antony satria efa any anaty fitsipika any le izy.


Fa efa mazava marina anie ny tiana ahatongavana e, dia aoka izay, samia mitandrina zany fa virtuel alou ny fifandraisana eto, hafa indray refa réel.


________________________

rehefa tsy mahalala de aza miteniteny foana na miampanga olona


za aza efa niteny fa tsy ho eto saingy nandalo kely nanao bon annif sy namaly tao @ sakafo ary nijery hafatra de lasa

====> de zay zany fa tsy misy bornée koa eto nge e!
efa hita ve fa ny mpangataka non non no betsaka de mbola we alaharo alaharo ihany ve.


29. Samoana ( 15/10/2007 14:06)
xxx:

... Izay tsy nanota aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany


Mety hisy hamaly indray hoe " Ka torabaton'Atra io ka izay voa manodidina e:-D"
( mba eritreritra nandalo niserana ny ahy iny, tsy vavolombelona fa vavalika:-D )


30. xxx ( 15/10/2007 14:25)
diamondra27:

xxx: tsy misy olona mitady fankasitrahana eto ry xxx a!
zay ndrindra no tokony ho tsapan'ny rehetra na de za aza, we samy manana ny fahadisoany de samy mba tokony azo anarina sy ahitsy fa tsy refa diso le olona de avela @izao



Fa ilay méthode voalazan'ny Baiboly ve izany hoe ento eo am-pahibemason'ny vahoaka rehetra ilay olona fa diso dia tanisao eo izay nataony ???

En plus toa tsy nananatra no tena nataonao fa ni accuser azy na hoe hono nampitandrina ny hafa

Faranako fa manjary mirirotra be loatra : hainao ve ilay fanoharana kely toy izao : rehefa manondro olona @ fanondro iray ianao dia tsarovy fa ny rantsa-tananao 3 mitodika manondro anao daholo , na koa mi accuser anao izany

Aza valiana intsony aloha fa mandiniha tsara
31. diamondra27 ( 15/10/2007 14:33)
tsy misy dinihina tsara zany aloha fa tiako fantatra koa ianao we: iza fa aza miafina moa e!
olona mananatra ve de hiafina sy mitory
32. diamondra27 ( 15/10/2007 14:52)
xxx: fa ahoana aloha ny fomba ananaranao olona raha tsy fantatra le zavatra ataony e!

sa diso izany

sa rehefa hita fa niha-niaggraver le izy de za no mahazo tsiny
33. kallie ( 15/10/2007 14:54)
sô d hiantso ny mavesatr'entana ko enao ry xxx avy eo? za klou tsy ho avy e....
34. xxx ( 15/10/2007 14:55)
sarobidy:

kallie: itako iny ringby iny fa tsy itako ko ny néfaran'le match fa renoka a, zay iany nge ny mahavoa anle taraiky ee, hay v ka resy Frantsa



mpitaty ra-kena!
35. xxx ( 15/10/2007 14:56)
sasa:

xxx ny mahagaga kely fotsiny d hoe inona no antony namafana ilay dinika :-w:-w:-w:-w, tsy ny tohiny tsony no mahaliana fa ny antony namafana an'azy:?::?::?::?: ny tohiny mantsy efa fantatry ny rehetra.


mpitaty ra-kena koa ve?
36. xxx ( 15/10/2007 14:58)
diamondra27:

tonga ndray e!

za koa tena gaga fa tsy nahita le izy tsony
nandalo niserana tany ho any fotsiny ny tena (antson'ny fo sy sakafo) fa tsy afaka nivalapatra koa raha azo atao dia mba iangaviana izany mba hamerenana ilay dinika ô!

izaho nametraka azy vonona ny hamaly ny fanontaniana rehetra izay apetrakareo.

dia misaotra mialoha ô!


mody tonga nefa teo ihany dia inona ity manao bordel ity e?

37. xxx ( 15/10/2007 15:03)
Mba tiako ho fantatra ireny t@ andron'ni dadabe sy ny tel t@ resaka tany chine irany fa tsy io olona io aho fa naheno fa nanao convers à 3 ireny ianareo. Iza no nanao an'ireo ary ianao ve tsy tao sa ahoana ny fandehany???? Ary ny tany Italie t@ tel koa ????
Iza no nandoa dia ahoana fa sao dia verezinao @ iray sy valo eto???
Betsaka ny zavatra hainay hafa aty na dia tsy mamaly anao aza io olona io fa aza be taim-bava fa be ny zavatra nataonao tsy navoakany fa izahay nahalala eo akaikiny!
à bon attendeurs hono!
38. diamondra27 ( 15/10/2007 15:03)
xxx: f'angah tsy azo atao ny mandalo eto :roll::roll:

ary le tany @ sakafo ngah adino tsy naseho:-D:-D

xxx:raha manao resaka fivavahana ianao dia afaka resahana fivavahana le dinika fa tsy za no nanomboka nanome verset akory ka gaga aho we: naninona no lazaina fa we mandiniha vao mamaly.:roll::roll:
39. xxx ( 15/10/2007 15:07)
diamondra27:

xxx: fa ahoana aloha ny fomba ananaranao olona raha tsy fantatra le zavatra ataony e!

sa diso izany

sa rehefa hita fa niha-niaggraver le izy de za no mahazo tsiny



ianao no tokony ho hanarina eto fa aza be vava fa ny olona raha tsy miteny dia volamena, ianao vato fotsiny
40. diamondra27 ( 15/10/2007 15:11)
Samoana:

Voalaza etsy ambony
31 Esory aminareo ny fo-lentika [fangidiana] rehetra sy ny fahavinirana... Tena izay aho vao nahare ireo teny ireo:oops:. Ilay voalohany azoazoko an-tsaina ihany ny dikany fa ity faharoa ity tena tsy arako. Loza:oops:

____________________________________


fahavinirina izany de mitovy @ hoe: fahatezerana

fahavinirana: fototeny = vinitra
vinitra = tezitra
:lol:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2926