vavolombelona

61. xxx ( 15/10/2007 16:21)
diamondra27:

respect ary respect hatrany^:^^:^

tsy mbola niova ny devise



respect ve ny manosopotaka olona sa tsia?? Respect ve ny manasa vilia himason'olona sa tsia, respect ve ny manasa lamba imasombahoaka sa tsia?? sasao aloha ny lambanao dia avy eo ho hita ny hafa fa tsy hijery ny olona ary an'anona ary vao hanao ny tena!
62. diamondra27 ( 15/10/2007 16:28)
xxx: respect ve ny miafina @ olona nefa tsy nisy ratsy nataonao fa mananatra. Sa le anatrao koa parole en l'air?
rehefa misatroka eo amp-pisakafoanana na manao solomaso noir rehefa miresaka ve dia mi-respecter olona izany ô?:lol:


=======> sasao aloha ny lambanao dia avy eo ho hita ny hafa fa tsy hijery ny olona ary an'anona ary vao hanao ny tena!
63. diamondra27 ( 15/10/2007 16:57)
xxx:

Mba tiako ho fantatra ireny t@ andron'ni dadabe sy ny tel t@ resaka tany chine irany fa tsy io olona io aho fa naheno fa nanao convers à 3 ireny ianareo. Iza no nanao an'ireo ary ianao ve tsy tao sa ahoana ny fandehany???? Ary ny tany Italie t@ tel koa ????
Iza no nandoa dia ahoana fa sao dia verezinao @ iray sy valo eto???
Betsaka ny zavatra hainay hafa aty na dia tsy mamaly anao aza io olona io fa aza be taim-bava fa be ny zavatra nataonao tsy navoakany fa izahay nahalala eo akaikiny!
à bon attendeurs hono!


_____________________________

de tantarao hiaraha- mahita e!
ka zay ange no lazaiko anareo fa we: mi-rendre service ilay olona de avy eo mitantara @ hafa any e! de mampitombo
iza no nahalala we afaka manao conférence zahay rah tsy izy no ni-proposer

le conference à 3 aloha de za de fiffi ary dadabe
zany we fiffi no mi-jouer standardiste de mandefa ny ligne any chine, de miresaka à 2 zahay avy eo fa tsy à 3 sao de misy tsy mahalala


Resaka italie niresaka t@ cousine-ko indray dia mbola i Fiffi ihany no ni-passer ny appel ary za tsy nahalala fa we: portable le N° fa t@ resahka faharoa no nolazain'ny cousine-ko ahy le izy we: tel prt iny fa tsy fixe; de efa nolazaiko an'i fiffi zany

de tsy niy tohiny ny resaka , tsy nisy resaka facture fa zao zany vao we: wawawa

Aza manao soa tapany
Donner c'est donner reprendre c'est voler

de zay le lazaiko we: ny resaka secret zany de tsy misy fa tantaraina atsy sy eroa ary gestiavana @ olona hoe: za ni-rendre service @olona ...

De mivoaha ao @ xxx ao le nareo zany fa 1 ihany ny xxx sa firy?
64. xxx ( 15/10/2007 17:21)
Nitohy ho azy teo ny tantara , nivoaka tsikelikely ny nafenina

Ary Diams kay manafina jeu fa niara nilalao teo ihany dia tsssssssssss :lol:


xxx90
65. diamondra27 ( 15/10/2007 17:37)
xxx:

Nitohy ho azy teo ny tantara , nivoaka tsikelikely ny nafenina

Ary Diams kay manafina jeu fa niara nilalao teo ihany dia tsssssssssss :lol:


xxx90


_____________________________

tsy misy afenina tompoko fa fihainoana azy no nataoko ary zay no nahatonga ahy culpabiliser de tsy niteny fa we secret nefa ilay izy nivadika hanaratsiana olona sy hamadihana olona dia izay no TSY EKENA ary ampitandremana ny olona @ fomba fiadiny.

66. melody ( 15/10/2007 17:43)
f'izaho kosa e, miady hevitra sy mifanome hevitra isika eto fa tsy vao miasa hanaratsy ny namana ka noho izany tokony hiseho i xxx f'aza miafina raha nahatsapa fa tsy nanao ratsy... izay xxx rehetra tokony hiseho satria tena be vava fa miafina. Tsy hiady na hifandromotra fa hiresaka, izay ny ahy no fiangaviako!!:)
67. diamondra27 ( 15/10/2007 17:50)
manoso-potaka refa tsy sahy mivoaka
Ary manao ratsy matoa miteny fa tsy sahy.

mora nge ny mamorona sy milaza zao atsanga tsy aman'orana rehetra zao e!


la vérité blaisse=((=((:snif::snif::snif:

68. diamondra27 ( 15/10/2007 17:56)
azafady fa diso ô

la vérité blesse =((=((:snif::snif::snif:
69. tywa68 ( 15/10/2007 18:02)
ho foana eo indray ty dinika ty an :-D:-D
70. diamondra27 ( 15/10/2007 18:13)
tywa68:

ho foana eo indray ty dinika ty an :-D:-D


__________________________

fa ahoana akia?

Nampalehelo fa efa nampilaza ny tenanay fa tsy afaka ny nandalo (nivalapatra) teto @ serasera fa nisy asa aman-draharaha, nefa de zay vao nisy namaly namoaka ps ;de tsy hay zany ze valinteny tany na ahaoana na ahoana fa les absents ont tjrs tort e!:lol:

de tohizana hatrany fa tsy blem zany :-D:-D:-D
71. booboo ( 15/10/2007 18:14)
:-D:-D ahitan-draha mihitsy kay ato @ serasera ato klé ! :-D:-D:-D



72. xxx ( 15/10/2007 18:48)
diamondra27:


_____________________________

tsy misy afenina tompoko fa fihainoana azy no nataoko ary zay no nahatonga ahy culpabiliser de tsy niteny fa we secret nefa ilay izy nivadika hanaratsiana olona sy hamadihana olona dia izay no TSY EKENA ary ampitandremana ny olona @ fomba fiadiny.




nefa toa ianao ilay namoaka secret voalohany tany @ vavolombelona


73. diamondra27 ( 15/10/2007 19:04)
tsy secret ireny amiko fa fampitandremana satria le olona efa maro no voadona nitaraina sy nilaza fa tsy mety ny ataony sady izy ihany no nanamparitaka ambandika tany ny ataony,De refa kobo vao mitomany migogogogo hiantsoana pompier...


za aza mba voafitaka fa we: za le nitazona secret nefa za ndray no ampiadiana sy aratsiana ary endrikendrehana fa nanao ratsy de ny asa ratsiny mitohy any foana ary 'zay no tsy azonareo @ le izy

Tsy tokony nampitandrina ve zany aho?
Avereno aty amiko ny teny zany fa tsy olana fa raha un jour misy tratra ny laingabe any de aza omena tsiny aho fa efa afaka madiodio.
74. ikaretsaka ( 15/10/2007 19:10)
tywa> mba omeo pokatsaka any aloha fa tena milay be le film... (nena efa lany)
75. radjery ( 15/10/2007 19:23)
andraso aloa hivadika atsy @ lé film ray atsy da antrakta ny ato zao é!:-D
76. diamondra27 ( 15/10/2007 19:34)
radjery:

andraso aloa hivadika atsy @ lé film ray atsy da antrakta ny ato zao é!:-D


______________________

:-D:-D:-D
manaova posy haingana sao tsy maharaka eo e
77. ikaretsaka ( 15/10/2007 19:41)
posy diamondera dia mba asivo resaka ambadika aloha fa nisy parties sasany tsy arako e:wink:
78. radjery ( 15/10/2007 19:56)
io ary fa mitady séansy manokana i ika, nefa samy ando vola mitovy zao ihany:-D:-D
79. booboo ( 15/10/2007 19:59)
:-D:-D vavolombelona VI eo kounkou Ika f'ataovy
80. diamondra27 ( 15/10/2007 20:06)
booboo: =))=))

sao de voafitako eo otran'i patrick2002 no ahiko koa

tsy aleo mba hoe: hihatakataka aho fa lehilahy lehibe ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1349