vavolombelona
122. ikaretsaka
(
17/10/2007 14:59)
eo le gan de boksa eo le gants de boksa... eo le rano eo le rano, eo le kleenex eo le kleenex o.
vakbal vakbal o!
arivazy vaovao, cotton mercure alikaola o!
aty koa misy mpitatitra @ brankar sy oksizenina ho an'ireo izay resy amin'ny rombon-taimbava ka marary fo o!
Mahita korbiara koa ho an'izay nanao infractus o!
Araraoty araraoty, solde be ty o!

125. ikaretsaka
(
17/10/2007 18:16)
mbaliana> aiza ndry no aterina.. befelatanana sa ravoahangy sa zirar?
126. xxx
(
17/10/2007 18:26)
Ary hoatry ny milay ny manao an'ity xxx ity fa mba ndeha hanao an'io foana indray aho.
IZAY MANGINA VOLAMENA
IZAY MANGINA VOLAMENA
127. xxx
(
17/10/2007 19:52)
xxx:tena milay d zà hiditra xxx foana ko!
Ary hoatry ny milay ny manao an'ity xxx ity fa mba ndeha hanao an'io foana indray aho.
IZAY MANGINA VOLAMENA
IZAY MANGINA VOLAMENA
128. mbaliana
(
17/10/2007 20:10)
ika>ka za anga na narary very vola tamin'ny spectacle e...sa te hanao ambulance sandoka ndray ity ika ity e?
129. xxx
(
17/10/2007 20:15)
xxx:
xxx:tena milay d zà hiditra xxx foana ko!
Ary hoatry ny milay ny manao an'ity xxx ity fa mba ndeha hanao an'io foana indray aho.
IZAY MANGINA VOLAMENA
IZAY MANGINA VOLAMENA
d'or e! Izaho koa mbô hanao xxx fa d'or ny entana e!:-D
130. mbaliana
(
17/10/2007 20:55)
asa na ilay xxx tatsy ihany io le niteny hoe
ity ny lozikan'i xxx ry zareo
izay mangina = volamena
vato kilonjy(Indrisy fa)= mangina
===> vato kilonjy =volamena :-D:-D:-D
ny volamena misy valerany noho ny vato kilonjy...
ity ny lozikan'i xxx ry zareo
izay mangina = volamena
vato kilonjy(Indrisy fa)= mangina
===> vato kilonjy =volamena :-D:-D:-D
131. ikaretsaka
(
18/10/2007 03:21)
omeko 19 enao mbaliana an!:lol:
..Aty le gant de boksa.. d'or be d'or be amin'ilay mampangina mihitsy o
vakbal vakbal oo
le rano koa misy ranom-bolamena o!
merkirakrom d'or be aty o
misy cotton boribory tsara otran'ny vatokilonjy koa aty o!
d'or aby ny entana o!
ao madama an, asiko sachet @ le oui mihitsy miaraka aminy eee

132. sasa
(
18/10/2007 04:30)
mbaliana aleo akia i Ikaretsaka mba hanao bizna an! ny anay sy ry ari.malala zao efa nahazo tombony betsaka mantsy fa betsaka be ny film nandé tato ho ato izay, mila tsy ho araka.
otrany d'or be le volamena fa handé mba hividy za.:-D:-D:-D:-D:-D:-D
otrany d'or be le volamena fa handé mba hividy za.:-D:-D:-D:-D:-D:-D
133. tywa68
(
18/10/2007 05:12)
tena mpanao bizna mihitsy anie ry sasa zany e (ry ari lasa mpivaro-voanjo mihitsy):-D:-D
mbaliana : entin'i ika any ambany gorodona eo njy fa mitondrà ihany vato kilonjy na kanety be :-D:-D
mbaliana : entin'i ika any ambany gorodona eo njy fa mitondrà ihany vato kilonjy na kanety be :-D:-D
134. sasa
(
18/10/2007 08:03)
tywa68 ka tsy maintsy mibizna akia fa raha tsy izany tsy tafita an!mbola hibizna paps aza zao koa
135. mbaliana
(
18/10/2007 09:25)
Ika ity koa makorel asa ... lasa mpanao bizna inn ihany ary no iafaran'izy ity ...sady kahihitra be 19 fotsiny no nomeny ahy...tsssssss
tywa> aleo ary entiko any aminjy ny vato kilonjiko sy ny kanetibe-ko e...:-D:-D:-D
tywa> aleo ary entiko any aminjy ny vato kilonjiko sy ny kanetibe-ko e...:-D:-D:-D
138. sasa
(
19/10/2007 04:52)
aleo mba 19Euro kosa fa izany 19Ar izany ny zazakely voteraka ary efa tsy tia anzany tsony =))=))=))=))
140. diamondra27
(
19/10/2007 13:11)
ari.malala:
za ts mangina d za zany in?
______________________
refa tsy mety mangina ndry ry ari.malala de lasa malala eny a!:-D:-D