vavolombelona

101. mbaliana ( 16/10/2007 10:31)
tapitra tokotrany ve??? :cry::cry::cry::-D:-D:-D
102. sasa ( 16/10/2007 10:32)
radjery eo enao mba manao bizna rano e! za efa hanao bonbon vandro mantsy,d any am tywa68 ny sambos, d any am ambibao izany ny kkpizon,d i booboo izany mitondra gilasy e! raikitra.:-D:-D
tywa68 hi hi hi h hitsoaka ato ampesana za refa avy eo amzay tsy tratran'ny question be an'i sefo
103. radjery ( 16/10/2007 10:34)
booboo:
Radjery > . tsy hanao bizna rano angaha enao io ? terrible lay mihazakazaka etsy sy eroa manenjika films tsinn

iny dray no tsy hitako:°)
ay v toi tena mahay bizna bé :lol:andao anangana sté ra izany fa mety ho kalabé vétivety, ny film reto mitobo² ihany;-):-P:-D:-D
104. tywa68 ( 16/10/2007 11:17)
booboo : tssss tena tsy vita intsony zany sambôsa zany fa tara tantara eo isika koa ! :lol::-D:-D

mbaliana : tsy misy tapitra zany eo e :lol:

Io radjery hanohy azy :-D:-D sady mila kalabe nedala :wink:

sasa : f'angaha njy tsy hamaly tél koa ?:-D:-D vidio ny casque hoa :lol::-D
105. aloalo ( 16/10/2007 11:47)
efa samy hi bizna ihany d iny koa za anao stand kely eo ampijerenareo film :

mangetomora ry madmoizely (manga eto mora ih ih)
106. sarobidy ( 16/10/2007 12:29)
94. Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 16-10-2007 11:35:27
Lohateny : Re : vavolombelona
xxx : tsy misy mifanasa vangy zany eo fa mba mila manome fanazavàna ny sasany dia zay

Sarobidy : henonjy zany hoe aoka hono izay

sasa ! mividiana njy casque alohan'ny hahita an'i sefo


tywa68: :oops:tsy mahazo miteny tsony v zany a fa oe ôka zay?:( :( ieny ary ko, aleo a hitazana fotsn:-/
107. sasa ( 16/10/2007 14:06)
tywa68:

sasa : f'angaha njy tsy hamaly tél koa ?:-D:-D vidio ny casque hoa :lol::-D


hi hi hi hi za akia tsy hamaly tél tsony an! aleo amzao fa ny film aloha no jereko tsara koa


108. tywa68 ( 16/10/2007 18:23)
sarobidy : isika anie afaka mijery film miaraka e ! fa tsy hiverina @resaka efa natao hoe vita.:lol:
109. mbaliana ( 16/10/2007 18:41)
mba avereno ny volako ry tywa fa njy miteny hoe mbola mitohy nefa tsy nisy ntsony...:-D:-D
sasa> fa anga njy manana tel :wink: ... njy niteny tamiko hoe tsy anjy iny koa fa an'i annn...:-D:-D:-*:-*:-*
110. sasa ( 17/10/2007 04:14)
mbaliana za akia tsy manana tél fa tél ato ampesana izany lazain'i tywa68 izany koa,:-D:-D:-D:-D fa i annn.... ary efa tsy annn... tsony zao koa :(:(
111. Rasiligaoma ( 17/10/2007 04:17)
za koa letsy ry sitl hanao bizna kely..
"aty le gants de boksa, protege de dents, kimono, o.. alefa mora o"!
112. diamondra27 ( 17/10/2007 04:46)
mandeha ve ny biznareo ao e?
le kkpigeon tokoa zao no tena tsara. Sao de misy manana re7
113. Rasiligaoma ( 17/10/2007 04:56)
ikaretsaka> misy biznesy ho an'ialahy letsy ity raha interesse ialahy:
mampanao laretirety ho an'nyxxx sy ny mpiseho dia mitady mompera hampikonfesy azy ireo
114. najah ( 17/10/2007 05:53)
Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny
> >hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy
> >mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsara indrindra no
> >mendrika ho anao sady voaomana ho anao . Mifikira amin'izay irin'ny
> >fonao, fa ho tanteraka izany. Amena ! Ny maso izay mamaky ity hafatra
> >ity, tsy ho tojo amin'ny ratsy Ny tanana izay handefa ity hafatra ity
> >amin'ny hafa, tsy ho sasatra foana Ny vava izay hanonona ny amena
> >aorian'ity vavaka ity, hitsiky mandrakariva. Miorena amin'ny
> >fitiavan'Andriamanitra ! Tsy hanjavona ny nofinao Tsy ho rava ny
> >fikasanao Tsy ho foana ny anjaranao Izay irin'ny fonao, dia ho azonao
> >tokoa, amin'ny anaran'i Jesoa. Tonony mafy ny amena. Hahafantatra ny
> >anaranao sy ny adiresinao ny fanambinana alohan'ny faran'ity volana ity.
> >Raha mino ianao, alefaso amin'ny namanao rehetra ity. Tsy misy mandeha
> >mantsaka vao maraina ka mitondra rano maloto mody Androany, hadio anie
> >ny fiainanao, hiadana sy hanelatrelatra tahaka ny loharano vao maraina.
> >Ny fahasoavan'Ilay Tompo Tsitoha anie hanohana anao, hampaharitra ary
> >hanome izay rehetra ilainao, araka ny hareny ao amin'ny voninahitra.Amena.
> > Ho andro tsara ho anao anie ity andro ity, amin'ny anaran'i Jesoa. Ny
> >sitrapon'Andriamanitra anie tsy hitondra anao na oviana na oviana any
> >amin'izay tsy hahitanao fahasoavana sy fiarovana. Hisy zava-tsoa ho
> >tonga aminao androany, zavatra izay efa nantenainao. Tsy vazivazy
> >izany, fa handray ny Tompo ianao ary hampandroso ny fiainanao amin-kery ny
> >asan'Andriamanitra tsy azo sakanana. Fitahiana maharesy ny ozona rehetra
> >no ho azonao amin'ny anaran'I Jesoa. Gaga ve ianao hoe nandefasako ity
> >hafatra ity ? Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny
> >lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao
> >hataoko aminao?" Dia hoy aho hoe : "Ray ô!´, arovy ary tsofirano ilay
> >handray ity hafatra ity" Nitsiky Andriamanitra ary namaly hoe :
> >"tanteraka ny hatakao" Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome
> >maimaimpoana, ka handefa ity vavaka ity amin'ny namany.
AMEN
115. tywa68 ( 17/10/2007 06:38)
mbaliana : sao tsy zah no nomenjy an'ilay izy fa i sasa ?:-D
116. ari.malala ( 17/10/2007 06:55)
:-D:-D:-D:-Dmande mints ny biznareo zany an
117. mbaliana ( 17/10/2007 09:46)
tywa> toa anay aminjy izy nomangatak any volany dia za koa mba any maka ny ahy:-D:-D:-D:-D
ari> za ary voa mafy koa .. nisy naka ny volanay nefa tapitra ny spectacle;-);-)
118. sasa ( 17/10/2007 10:39)
tywa68:

mbaliana : sao tsy zah no nomenjy an'ilay izy fa i sasa ?:-D


any aminjy ny vola fa aza mody fanina eo an! alefako vavolombelona VI eo hoe i tywa tsy mety hamerimbola


119. ari.malala ( 17/10/2007 11:34)
:-D:-D:-D
120. sasa ( 17/10/2007 13:45)
ari.malala aiza ny bonbon vandro nampivarotako anjy efa lany angaha no lozanjy mivanitika eto fotsiny? mandehana mivarotra fa tsy mahazo karama eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0166