Endriky ny Firaisam-pinoana: Jesoa fa tsy Jesosy
81. bosista
(
06/08/2007 17:12)
manaona daoly,
voalaza tery ambony we efa nanaiky daholo fa i jesoa no hatao fiantso azy, iza ireo nanaiky ireo? raha nanaiky daholo dia ahoana no mbola misy discution??? tsy daoly izany!!
fa maninn kay no otran'ny terena ilay olona hanaiky le we jesoa? tsy azoko!!
ny frantsay izao de samy manao jesus daoly midika ve izany fa miray finoana ry zareo? zany we mahatonga antsika eto mada mbola misy kato sy protes ary advantista ,fjkm.asan'ny apostoly,assemble de dieu , temoin de jehovah sns....de nohon'ilay anarana jesosy fa tsy jesoa ve?? manin raha mba zavatra hafa no tadiavina! de haverina hovaina sy hofafaina daoly izany ireny soratra we jesosy @ baiboly any ireny????

83. naughtyboy
(
06/08/2007 17:23)
ny hevitra tsy mitovy tsy midika fa misaraka :-D lalana 2 mitovy zotra,le fanerena ankolaka no tsy mety @ sainy hafa,avelao ny safidiny hafa ho azy fa aza rombahana oe efa nanaiky daoly ,taiza ary oviana?
refa tafita ny hafatra tiana ambara de ampy fa tsy azo idoifana oe marina..ezaka ko ny manaja ny safidiny hafa
refa tafita ny hafatra tiana ambara de ampy fa tsy azo idoifana oe marina..ezaka ko ny manaja ny safidiny hafa
85. Fiffi
(
06/08/2007 17:56)
bosista:de maninn koh raha ny gasy samy manao hoe Jesoa daholo ?
ny frantsay izao de samy manao jesus daoly midika ve izany fa miray finoana ry zareo?
87. ikaretsaka
(
06/08/2007 18:11)
bosista:
manaona daoly,
voalaza tery ambony we efa nanaiky daholo fa i jesoa no hatao fiantso azy, iza ireo nanaiky ireo? raha nanaiky daholo dia ahoana no mbola misy discution??? tsy daoly izany!!
fa maninn kay no otran\'ny terena ilay olona hanaiky le we jesoa? tsy azoko!!
ny frantsay izao de samy manao jesus daoly midika ve izany fa miray finoana ry zareo? zany we mahatonga antsika eto mada mbola misy kato sy protes ary advantista ,fjkm.asan\'ny apostoly,assemble de dieu , temoin de jehovah sns....de nohon\'ilay anarana jesosy fa tsy jesoa ve?? manin raha mba zavatra hafa no tadiavina! de haverina hovaina sy hofafaina daoly izany ireny soratra we jesosy @ baiboly any ireny????
nga ny fratsany rehetra no nivory dia natao hoe Jesus ny azy?
89. ikaretsaka
(
06/08/2007 18:18)
miverina any amboalohany indray....8):roll:
scroll up (cf ny nolazain'ny hery)
scroll up (cf ny nolazain'ny hery)
93. ikaretsaka
(
07/08/2007 02:18)
tsy mila!:wink: :roll:
misy zavatra boribory eo anelanelan'ny masom-boalavonao dia akorisa miakatra ko
misy zavatra boribory eo anelanelan'ny masom-boalavonao dia akorisa miakatra ko
94. Mandefitra
(
07/08/2007 07:21)
Voalaza teo :
"Zaro @ lalana tokony halehany ny zaza, ka na efa lehibe aza izy tsy hiala @ zany"
hoy tywa68
Tsy azonao ve?vao nianatra sekoly alahady de efa Jesosy no fantatra fa zanak'Andriamanitra, ny ao anaty Baiboly protestanta fa tsy DIEM, Jesosy fa tsy Jesoa, ny ao anaty fihirana mbola misy Jesosy koa, ary ny FLM tsy mampiasa fihirana fanampiny...
de hoy aho hoe :
sy hoe:
"Zaro @ lalana tokony halehany ny zaza, ka na efa lehibe aza izy tsy hiala @ zany"
hoy tywa68
F'angaha tsy ho an'ny zaza tokony atao batemy io fa ho an'izay mananihany (tsy te-halala) Asa re !
Tsy azonao ve?vao nianatra sekoly alahady de efa Jesosy no fantatra fa zanak'Andriamanitra, ny ao anaty Baiboly protestanta fa tsy DIEM, Jesosy fa tsy Jesoa, ny ao anaty fihirana mbola misy Jesosy koa, ary ny FLM tsy mampiasa fihirana fanampiny...
de hoy aho hoe :
@ FLM, zany anarana Jesosy zany, miasa tsy ankijanona @ fiainam-pinoana rehetra : @ vavaka, @ vakiteny, @ fanasitranana, @ fanalana devoly.Efa tena raiki tapisaka sy milentika ampo ary tsy afaka ambava fa tsy endrika ivelany hifampiantsoana fotsiny, ka ngamba tsy avona raha mbola tsy mety aloha hatreto ny hanova ilay anarana ho Jesoa.
sy hoe:
sarotra ka, indrindra @ finoana tsy mety ny miahanahana. Ka raha efa Jesosy no anarana niantsonao ny mpamonjy hatrizay, sarotra ihany ny hivadidela tampoka eo.
95. hery
(
07/08/2007 08:38)
Mivoaka indray isika
Tiako hamafisina fa ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara no nanao an'io fa tsy ny Katolika irery na FLM irery na FJKM sns. Dia maninona no ny Katolika no tonga dia nanova ny azy ary nampihatra izany hatraiza?
Inoako fa raha niteny ny FFKM hoe andao atao hoe Jaisaosy dia efa izany koa no hitanareo hatrany amin'ny zana-piangonana katolika kely indrindra.
Izay ihany no tiako hamafisina.
Ny Advantista tsy resahiko an'io satria izy ireo tsy nanaiky an'izany (tsy ao anaty FFKM). Toa izany koa ny sekta sasany izay misy ny mpiady hevitra eto.
Resaky ny FFKM izany ito voalohany indrindra.

96. Mandefitra
(
07/08/2007 09:14)
Resaky ny FFKM izany ito voalohany indrindra.
Azoko tsara, ka dia io nentiko io (mety tsy feno) ny fahazoako ny hevitry ny FLM @ fitanana hatreto aloha ny Jesosy fa Jesoa.
Raha tsy diso za, ny fjkm efa manao Jesoa ... mety efa mampiasa diem, ary mihira ny fihirana fanampiny koa.
97. tywa68
(
07/08/2007 09:20)
Ny hita eto aloha dia hita soritra mazava fa ny olona milaza fa sarotra ny hivadi-dela sns... d ireo milaza fa ny fitiavana no voalohany indrindra.
Efa zatra niantso hoe Jesosy, Jehovah ! tsy olana anie e : fa izay manao ilay ezaka aza sakanana na omena fahakiviana, hoe miatsaravelatsihy sns ... fa samy manao izay mety @ finoany io (arahin'asa sy aseho hoe miantra @ fiainana manko izy io fa tsy tanisaina fotsiny). :-* Henoy fa tsara be ilay hira hoe "Tsy mendrika ahy"(hira fanampiny io ka tsy fantatr'i Mandefitra, efa manao Tompo efa ela ny olona).

98. Fiffi
(
07/08/2007 09:27)
hono hoa ry zareo an ! mba azonareo omena azafady ny dikan'ireny FFKM....FLM.....FJKM....sns ireny ?
99. Mandefitra
(
07/08/2007 09:32)
fa izay manao ilay ezaka aza sakanana na omena fahakiviana, hoe miatsaravelatsihy
oops, noverenako novakiana zay nosoratako fa otry ny mbola tsy niteny io mihatsaravelatsiy aho kno ...
za nga moa manakana, sady tsy afaka hanakana rahateo, fa mba nitondra ny fanazavana fotsiny ny @ mbola hitanan' ny FLM, araka ny fahalalako azy, ny fiantsoana ny zanak'Andriamanitra hoe Jesosy.
Tsara le ezaka fampiraisam-pinoana ka, fa @ tena votoatiny kokoa ngamba no tokony hidirana fa tsy @ endrika ivelany, sa?
100. tywa68
(
07/08/2007 09:49)
ka inona no sujet ? ny votoantiny efa mazava = fa ilay endrika no jerena hoy ny mpanoratra, sa te-hametraka sujet enao ?:lol: