Endriky ny Firaisam-pinoana: Jesoa fa tsy Jesosy
121. ikaretsaka
(
09/08/2007 21:29)
mandefitra:
1)Eny mampiasa Diem ny katolika
ary na ny litorziany aza (Rainay any an-danitra dia dikanteny iombonana no ataony rehefa tsy latinina,) marihina fa mampiasa teny latinina ny katolika rehefa betsaka ny communauté international miaraka mivavaka, ohatra hoe ny fiangonana sasany any Madagasikara ka hita fa bebe vazaha mivavaka dia latinina no atao, amin'izay dia samy mahazo aby, nohon'ny haminany hoe avy aiza ianareo ry vazaha!
ary tsy manao Iaveh sy Zezo intsony ny katolika Malagasy, fa Jesoa sy Tompo no ampiasainy. Ary novainy hatramin'ny tonon'ny hirany aza,
Ary nampiriminy aby ireny hira misy Iaveh iaveh ireny fa ny Tompo sy Andriamanitra ary ny Jesoa no hirainy!
2) Misy bokin'ny fahendrena ao anaty diem, fa natokana any @ takelaka hafa natokana ho an'izay te hamaky azy ihany, ary @ farany ary!
3)Mamapiasa ny katolika, Mijere Missel teny gasy, misy ny Evanjely sy litorjia, fa dikanteny diem no vakiana ao rehefa tenin'Andriamanitra
4) Raha ny katolika dia maromaro ihany, ary miezaka ny mampahafantatra ny fisian'izany ireny Mompera na Relijiozy na katesista ireny any @ tany veeeeeeery be any madagasikara any eeee (hatrany Bezaha, Belamoty, Benenitra,... ka hatrany Port Berge, Vakilava sns... . fa ny any @ fiangonana sasany no tsy haiko,

122. Mandefitra
(
10/08/2007 04:53)
Fifi:
Ka ndraindray tsy manam-potoana firy noho ny asa dia lasa manao tsidim-pahitra fotsiny ka. :)
Karetsaka>Hay ve, misaotra nampahafantatra.
zay ve vao tsapanao ?
Ka ndraindray tsy manam-potoana firy noho ny asa dia lasa manao tsidim-pahitra fotsiny ka. :)
Karetsaka>Hay ve, misaotra nampahafantatra.
123. ikaretsaka
(
10/08/2007 05:06)
dia hoy i Jesoa izay hoe Ka mandehana ary, dia manaova toy izany koa(Lioka 10:37)
124. Mandefitra
(
10/08/2007 05:32)
dia hoy i Jesoa izay hoe Ka mandehana ary, dia manaova toy izany koa(Lioka 10:37)
Mitsipona an :)
126. hery
(
10/08/2007 06:03)
Resaka structure no mahatonga an'ilay izy tsy mbola miparitaka any amin'ny protestanta Mandefitra a.
Efa voalaza teo ambony teo ihany. Noho ny firafitry ny Fiangonana Katolika dia moramora kokoa ny mampiely fomba fanao vaovao noho ny an'ny Protestanta.
Dia miandry hatrany Katolika.
Izaho tsy miteny hoe mampiasa Jesoa @ vavakao mangingina any fa rehefa fantatrao kosa hoe misy Katolika miaraka mivavaka aminao dia eo no ampiasana azy.
Eritrereto hoe tahaka an'ireny Mompera miteny hoe Masindahy Matio ireny kanefa miaraka mivavaka amin'ny Protestanta. Na hoe faranany amin'ny Arahaba ry Maria ny fivavahana firaisam-pinoana. Angamba ho tohina kely ihany ianareo.

127. fijo
(
10/08/2007 22:48)
lasa tsikera protes ity,de hoavy koa ry zalahy dia rafitra eo indray nareo.tandremo.
128. bosista
(
11/08/2007 18:53)
toa jesosy foana no nantsoina hatrizay de nety,niantsoana famonjena oh, nandroahana ny devoly sns oh de nety ka raha vao hovaina jesoa eo detsy ho vahiny amin-dry zareo ve ? hiandry ny (jeso)-..sy ambiny!=jesosy:-D
129. ikaretsaka
(
12/08/2007 13:03)
dia mandroso ny tany sy ny taona bosista a.. ohatran'ny hoe tsy grika intsony no tenenina izao fa teny hafa...
130. naughtyboy
(
12/08/2007 13:19)
HS kely eto ony wa inn tsara kalo ry Ikaretsaka zany zv boribory eo anelanelany masomboalavo ny oul 1 mila akorisa miakatra fa tsy mbola tsy arako sao de mahasoa ny hafa 8-)fa mila fantatra
131. ikaretsaka
(
12/08/2007 15:21)
ohatran\'ny salaka sy ny Kilaoty io ho\'zy ilay ngahibe mpampianatra anay izay
samy zavatra iray ihany no nataony takon-kenatra ny asany!
fa rehefa nandroso ny taona dia nikilaoty ny olona fa tsy nisalaka intsony!

132. naughtyboy
(
12/08/2007 17:13)
hay v theory ny fivoarany salaka ho kilaoty noeveriko fa zv vaovao :roll:sotra e