Endriky ny Firaisam-pinoana: Jesoa fa tsy Jesosy
101. Mandefitra
(
07/08/2007 10:13)
ka inona no sujet ? ny votoantiny efa mazava = fa ilay endrika no jerena hoy ny mpanoratra, sa te-hametraka sujet enao ?
Ka raha endrika ivelany tsy misy antony tokony hanomezana tsisy loatra raha mbola mihazona ilay Jesosy ny olona ka.
102. hery
(
07/08/2007 10:16)
Mandefitra> Ny FLM toa ao anatin'ny FFKM e? :-)
Sa ao anatiny amin'ny zavatra sasany fa tsy ao anatiny amin'ny zavatra sasany? Mahafaly ahy anefa ny milaza amin'i Mandefitra fa ny Loterana (amin'ny firenena hafa angamba) no mazoto kokoa amin'ny firaisam-pinoana, indrindra ny fombafomba ivelany, noho ny Kalvinista.
Fiffi> FFKM = efa nolazaiko io ambony io. Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara (Fiombonana fa tsy Fikambanana)
FLM = Fiangonana Loterana Malagasy
FJKM = Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

103. Mandefitra
(
07/08/2007 10:30)
Ao anatiny tsara ny FLM ka.
Ka omenao tsiny zany ry zareo satria tsy miantso ilay zanak'Andriamanitra hoe Jesoa fa Jesosy ve?
Zay no lazaiko hoe bitika @ fampiraisampinoana zany fa tsy sakana velively ...

104. bozyboleta
(
07/08/2007 10:44)
Marina fa tsy manova ny votoantin-dehibe ny fiantsoana na iza na iza, fa efa nambara hatreny amboalohany fa mariky ny firaisam-pinoana no antony nanaovana ny dikanteny iombonana.
Ny nifanaraka t@ hoe firaisam-pinoana ange de ny FFKM e! Iza avy no mpikambana ao tsy ny EKAR, FJKM, FLM, Anglikana?
Samy protestanta zao na ny FJKM na ny FLM, ny FJKM efa mampiasa mitsy an'io Jesoa io (Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara), eo koa ny katolika efa mampihatra izany, ny anglikana ndray tsy haiko loatra ka tsy hiteny za. Fa inona no mampiziriziry ny FLM (tsy haiko koa kalou na tena tsisy manao mitsy ka ialako tsiny dieny mialoha an)?
Tsy mankasitraka le zavatra nifanarahana ve? Ka raha izany tsy naleo de niteny hatrany amboalohany hoe posy zay kalongany?

105. bozyboleta
(
07/08/2007 10:52)
Zay (FJKM) zao efa voasasa atidoha hatr@ vao hoe ty ndray no malaza ao @ FFKM de tsy sarotra taminay ny nivadi-dela satria ny mpitarika mitsy koa no nanome ohatra nalain-tahaka.
Ka tsy olana ny mamaky teny fa mivadika ho azy eo ny lela na dia efa hita izao aza hoe "Jesosy" no ao anaty Filazantsara de vakina "Jesoa" ihany.
Ka ny ahy de ity hatrany:

Mpandefa : bozyboleta [ Valio ] 03-08-2007 15:55:57
Lohateny : Re : Endriky ny Firaisam-pinoana: Jesoa fa tsy Jesosy
Ampiana finiavana koa fa refa tsisy koa mantsy io de tsy tafa e!
106. ikaretsaka
(
07/08/2007 11:05)
Mandefitra:
Ao anatiny tsara ny FLM ka.
Ka omenao tsiny zany ry zareo satria tsy miantso ilay zanak'Andriamanitra hoe Jesoa fa Jesosy ve?
Zay no lazaiko hoe bitika @ fampiraisampinoana zany fa tsy sakana velively ...
ka ny mahazandana anie anisan'ireo nifanaiky ry zareo hoe Jesoa no ilazana azy e
Amiko rehefa nanaiky amin-javatra iray dia tanterahina iny zavatra nekena iny na atao, na tena fara farahatsiny manao ezaka
fa raha tenitenenina am-bava nefa tsy ataodia lasa fanekena anarany fotsiny.
Nefa rehefa avy eo tohina sy tezitra ery raha abaribary izany!
Ka na ny bitika aza tsy ekena sy probleme be ...dia fomba ahoana no handehanana lalindalina kokoa?
Raha asainao mandeha ve aho nefa dia na ny 1 er pas aza dia efa finganinao.. inona ny dikan'izany?
107. hery
(
07/08/2007 11:22)
Mandefitra:
Zay no lazaiko hoe bitika @ fampiraisampinoana zany fa tsy sakana velively ...
Angamba mba tonga tao antsain'ireo izay nifandinika sy nanapa-kevitra tao amin'ny FFKM koa io. Kanefa nataony hoe Jesoa ihany ilay anarana. Raha tsy hoe nandritra ny fanapahan-kevitra dia efa nandà ny FLM.
Inoako marimarina fa tsy hevitry FLM rehetra io hevitr'i Mandefitra io satria raha izany dia toa izao no fiheverako azy: Izay hevitra firaisam-pinoana mifanaraka amin'ny hevitry ny FLM ihany no horaisiny avy ao amin'izay fanapahan-kevitry ny FFKM.
108. Mandefitra
(
07/08/2007 12:22)
Inoako marimarina fa tsy hevitry FLM rehetra io hevitr'i Mandefitra io
Asa aloha, satria za tsinona madinika kely ery ve moa, fa za ao @ FLM ambatovinaky no miangona refa any antanana, ry Rabenorolahy filohan'ny FLM taloha, mpamangy matetika ao, de mbola miteny tsara hoe Jesosy, asa ilay filoha vaovao Dr Endor ... fa mbola tsy hitako ny endriny.
109. hery
(
07/08/2007 12:47)
Ka izay no nilazako hoe raha io tokoa ny hevitry ny FLM dia angamba voatery nanaiky tsy fidiny fotsiny izy tao amin'ny FFKM namoaka ny DIEM.
112. cutie
(
08/08/2007 01:21)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 07-08-2007 04:18:29
Lohateny : Re : Endriky ny Firaisam-pinoana: Jesoa fa tsy Jesosy
tsy mila!
misy zavatra boribory eo anelanelan'ny masom-boalavonao dia akorisa miakatra ko
Ikaretsaka : you are not nice:cry:
114. Mandefitra
(
08/08/2007 05:19)
Ka izay no nilazako hoe raha io tokoa ny hevitry ny FLM dia angamba voatery nanaiky tsy fidiny fotsiny izy tao amin'ny FFKM namoaka ny DIEM.
Ka zay aloha no tsy azoko, hoe nivoaka tao @ FFKM ve ny DIEM? satria na ny FJKM hitako toa mbola tsy mampiasa an' io firy ....
116. tywa68
(
08/08/2007 12:56)
Mandefitra : na tsy hitanao t@ fiangonana nalehanao aza, inona moa no hitenenana an'izany eto raha tsy marina ? ny fomba fitondran'ilay mpitarika tsy ho voatery hanakana ny mpiangona hijery sy hitady ny vaovao momban'izany raha maha-liana azy zany :-*!
117. ikaretsaka
(
08/08/2007 12:59)
mandefitra> eny .. Nivoaka tao ny DIEM
ny FJKM efa misy mampiasa
fa tsotra be ange ny conclusion an'izany e...
raha vavan'ny Spekta fotsiny izao dia izao no tsy maintsy voasintona, ary anisan'ny ohatra lehibe misongadina eo @ izao tontolo izao eo alohan'ny malagasy sy ny fivavahana io:
Misy karazan'olona na antokom-pivavahana dia izay noteneniny sy ekeny fa hatao dia nataony tokoa
Misy koa karazan'olona na antokom-pivavahana dia tenitenenina sy sonisoniavina sy ekekena fotsiny ilay izy fa tsy atao akory!
Aoka Handin-tena

118. cutie
(
08/08/2007 15:21)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 08-08-2007 07:00:29
Lohateny : Re : Endriky ny Firaisam-pinoana: Jesoa fa tsy Jesosy
i know!
za tsy any NIce but in a State
:-D:-D:-D:-D
Be kind njay ary e :wink:
119. Mandefitra
(
09/08/2007 04:13)
tywa68, ikaretsaka> hay ve ka nivoaka avy ao @ FFKM ny DIEM, ka :
1/mampiasa DIEM zany zao ny Katolika ve?
2/Misy ireo boky fahendrena notanisain 'i Hery ve ao @ DIEM?
3/Raha tsy mampiasa ny katolika, fiangonana iza ihany no tokony hampiasa?
4/Firy isanjaton'ny malagasy Kristianina no manana DIEM?na mahalala akory ny fisian'izany?
Mafinaritra le serasera ka, hahalana zavatra.