Endriky ny Firaisam-pinoana: Jesoa fa tsy Jesosy
21. ainga
(
03/08/2007 21:06)
MANAO AHOANA DAHOLO !
Amiko dia farasisan'ny fotoanan'ny fanjanahan-tena io ary endriky ny fampisarahambazana nihatra tamin'ny Malagasy : mizara ho foko, mizara ho tanivo sy tantsiraka, mizara ho protesta, katolika, loterana, anglikana, mizara ho antoko politika ... hatramin'ny fiantsoana ilay zanak'Andriamanitra avy no nifandirana satria nolovaina t@ angalisy na t@ frantsay nefa ny teninao iray ihany !
AOKA IZAY ! aoka isika hiezaka hiantso azy ho JESOA amin'ny teny malagasy ho fanajana ny tena ihany koa.
Amin'ny teny frantsay dia JESUS na protetant na catho.
Amin'ny teny angalisy dia JESUS NA PROT NA ANGLIKANA NA KATOLIKA

23. fijo
(
03/08/2007 21:22)
sady aleo wa teny iray no ampiasaina satria zavatra iray no resahina.mahaiza mandefitra fa manjary hiomehezan'ny olona
24. piste
(
03/08/2007 21:56)
Matetika dia any @ Protestant no olon afa tsy @ Katolika. Ary dia hita eto koa ilay ny avantage-n`ny maaha-Fiangonana bien organise sy hierarchique an`ny Katolika. Hany ka mora kokoa @ Filoham-piangonana(Eveka na Filohan`ny Conference Episcopale)ny mampita fampianarana @ ireo ondriny satria efa misy lamina mipetraka sady eo koa ny lalanan`ny Fanekena.
Ny Protestant na Flm io dia sarotra satria toa samy mahaleo tena izay ihany ireo fiangonana misy ao aminy. Eny na dia misy aza ny sinodam-paritany.
Aza raisina ho fanenjehina na fanaratsiana io fa fitantarana ny zava-misy.

25. ikaretsaka
(
03/08/2007 22:11)
zava misy tokoa, dia samia mandin-tena e..
dia efa nifanarahana fa Jesoa sy Tompo dia mba miezaka manova ilay fiteny Jesoa sy Tompo.
Tsy mba miezaka sy be doika foana nefa tsy misy argument
dia efa nifanarahana fa Jesoa sy Tompo dia mba miezaka manova ilay fiteny Jesoa sy Tompo.
Tsy mba miezaka sy be doika foana nefa tsy misy argument
26. Fiffi
(
04/08/2007 06:13)
fijo:fijo: marina akia io an ! nahagaga anaha tokoh hoe olona iray hiany no hivavahana sy hinoana nefa samy manana ny fiantsony azy.....
sady aleo wa teny iray no ampiasaina satria zavatra iray no resahina.mahaiza mandefitra fa manjary hiomehezan'ny olona
28. Fiffi
(
04/08/2007 08:42)
heu....raha zah kalou de tsy mila mihezaka satria efa io foana hatram-zay an ! Jesoa....
29. naughtyboy
(
04/08/2007 09:09)
tsy tokony ho olana io resaka io amiko Ikaretsaka milaza fa efa nifanarahana fa Jesoa sy Tompo no iantsona Azy , Jesosy aza tsy miady varotra satria zay no nahalalako azy hatr@ zay oe antsoy Jesoa aho , ny ekeny sainy sasany tsy voatery ho mety foana @ hafa ary tsy azo faritana ho doika ny hevitra hafa tsy mitovy @ tena endriky ny fahalalana arapinoana izany
30. Fiffi
(
04/08/2007 13:31)
heu....mampiova ny finoana ve sa mety mampiova inn eo am finoana ny fiantson'sasany Jesosy na Jehovah ?
31. todisoa2
(
04/08/2007 13:56)
hery:
Toa izany ihany koa:
Tompo (izay dikan'ny hoe "adonai") fa tsy Iahveh na Jehovah.
Tamin'ny baiboly taloha (hebreo) dia tsy notononina mihitsy ny soratra IHWH (http://en.wikipedia.org/wiki/Tetragrammaton) fa nosoloina hoe adonai izay midika hoe Tompo. Ka mba ho marimaritra iraisana dia tsy napetraka ao amin'ny baiboly iombonana ny Iahveh na Jehovah fa nosoloina hoe Tompo.
Anisan'ny endriky ny fahasahiana handeha amin'ny firaisam-pinoana hatrany izany na dia zavatra madinika aza.
ny YHWH (teny Hebreo), anaran'i Jehovah Atra taloha dia tsy tsy notononina, satria Ambony sy Masina ny Anarany ka manjary mampandika ny didy faharoa. Teo koa ny fahasarotana @ lafiny fanononana izany: tsy ahitana zana-tsoratra. Taoriana kely anefa dia nisy karazana Konsily Jiosy. Teo no nanapahana hevitra fa tsy maintsy misy ihany anaran iantsoana an'ity Atra inoantsika ity. Ny Adonai dia rehefa Tompo, izany hoe manana mpanompo.Nampidirana tao anelanelan'i YHWH ary ny zana-tsoratra t@ Adonai dia ''a'', ''o'', ''ai=e''. Izany no nahatonga ny teny hoe Yahveh na YaHoWeH. Tiana ny manamarika fa fifanarahana eran-tany izany. Tsisy nosahy nampiasa an'io anarana io anefa raha tsy eveka iray taty @ taon-jato faha 18 taty ho aty. Dia lasa ho Yahveh teo @ katôlika. Ny protestanta, t@ reformasiona dia tsy nahazo nampiasa ny anarana hoe Yahveh. Izany no nahatonga ny anarana hoe Jehovah, izay mandrak'ankehitriny.
32. ikaretsaka
(
04/08/2007 14:42)
Fiffi:
heu....mampiova ny finoana ve sa mety mampiova inn eo am finoana ny fiantson'sasany Jesosy na Jehovah ?
mahamora kokoa ny fifandraisan'ny kristianina anankiroa raha miresaka momban'ny finoana.
fa amin'izao mantsy.. Imagine hoe ohatra raha any Madagasikara ianao dia indraindray manahirana rehefa Tandroy miresaka @ olona mpiteny fiteny any Diego nefa samy Gasy izao. dia teny Malagasy Ofisialy na teny nifanarahana no ampiasaina
Dia torak'izany koa!
33. ikaretsaka
(
04/08/2007 14:45)
sady lozika be ilay izy, samy apostoly ve dia samihafa ny fiantsony ny Tompo?
Dia nifanaraka hoe izao no iantsoana azy.
Dia nifanaraka hoe izao no iantsoana azy.
34. Fiffi
(
04/08/2007 14:50)
ikaretsaka:eto kalou zah de tena miombon-kevitra am-nao an !
sady lozika be ilay izy, samy apostoly ve dia samihafa ny fiantsony ny Tompo?
Dia nifanaraka hoe izao no iantsoana azy.
35. niryna
(
04/08/2007 17:06)
Ka na Jesosy na Jesoa dia tonga dia mahalala izay resahina ny olona fa Kristy izany.
37. bosista
(
04/08/2007 17:38)
manaona daoly,
tsy azoko le teny we YHWH sarotra tononina fa tsy misy zana-tsoratra, fangah ny juifs tsy nahay nanonona azy io hatrizay?? tsy tamin'ny teniny ve lay izy,???
amiko de izao no fanontaniana apetrako: moa ny fanononana an'i jesus ho jesoa sy YHWH ho adonai ve no hampiray antsika kristianina sa ny finiavana hiray? zah de faly ery rehefa misy vavaka firaisam-pinoana ireny nefa maninona izy ireny no tsy dia atao isam-bolana ohatra farafaharatsiny sao de mba handaitra iany amfarany?
raha toa ka ho avy ny Tompo mety handeha aiza izy? amle antokom-pinoana marobe ireto? ohatra zany tonga eto mada Izy,de any @ fjkm ve oh? sa.. ??mba nieritreritra an'izany ve isika sa ahoana ?fa maninn ary isika no tsy miray dieny izao,..! ny ahiko mantsy de we sao de hisy wenn eo!

38. ikaretsaka
(
04/08/2007 19:49)
niryna:
Ka na Jesosy na Jesoa dia tonga dia mahalala izay resahina ny olona fa Kristy izany.
ka raha hiteny @ olona anakiroa momba ana finoana dia teny 1 no ampiasaina ka
ohatran'i niryna (gasy) miteny @ sinoa aty ihany io.. dia par convention dia ny teny angalisy no ampiasaina! (nefa iza no angalisy aminareo )
39. Fiffi
(
04/08/2007 20:15)
heu...fa ahoana koh aza no nahatonga ny olona hamorona an'ireny anarana rehetra ireny ? sa ve hoe samy manana ny azy marina ?
40. Herimiafina
(
04/08/2007 21:22)
Tena ohatran'ny ho sarotra ihany ity Fampiraisampinoana ity vao handeha raha izao marina! :^):roll: