fiahaonana serasera Paris 13/07

161. diamondra27 ( 19/07/2007 06:42)
fasaly: milalao "I am's" akia rehefa tsy mahay belote a! na rami koa, na domy

de rehefa te-hanala azy de milalao bonjour madame, bonjour monsieur(jeu de carte mampihomehy io sao misy tsy mahay)

rakaroka: ao paris akaikin'ny le fanaovana montgonlfière sy hopital pompidou angamba izy zay tsy tadidiko misy parc ngedabe ihany koa tsara, de arakaraka izay coin alehanareo, fa misy coin izay afaka hirahiraina tsara mitokana raha we: samy gasy mba ialàna @ olona mi-se poser des kestions
de ze mba te-hanidina hitaingina montgolfière de mitaingina , lol (fa mandoa vola io an)
bonnes vac doly nareo e!

fa iza no tena mahay belote ato izany e!
Manaova entraînement tsara dieny zao daholo aza sao de capo dedans eo rehefa tonga za.
Ny ahy manko misy an'izany miantso trefle sans voir zany fa mitandrema.De asiana taim-bava fa tsy mety zany tsy misy taimbava zany.
162. mandrindra ( 19/07/2007 06:51)
fasaly, rehefa tsy mahay dia tonga dia andao atao touta foana ny jeu eeee:wink::-D:-D

misy mahatsairo an'ankatso, misy mahatsiaro an'i galiéni, andao ary hiakatra ery montmartre dia eny no migoretra. sady hitako tary ambadika tary hoe misy mahay mozika beeee ato dia eny koa mihirahira sy miôgaôga izay resy ka miandry tour indray.
163. xxx ( 19/07/2007 09:15)
diamondra27:

Manaova entraînement tsara dieny zao daholo aza sao de capo dedans eo rehefa tonga za.
:arrow:nga hono tena pro?


164. infinity ( 19/07/2007 11:59)
:idea: Ohatry ny mahita propo hafa izaho raha mampety anareo!

Maninona raha tonga dia atao karazana excursion no sady fihaonana kely mintsy ee?? dia afaka mitondra ny fianakaviany koa >> @izay tsy dia mila hoe organisation goavana be fa samy mitondra ny kaliny sns dia...basy!! Ny fotoana no atao matotra izay maha afaka ny be sy ny maro.

Mahita Parc malalaka be izaho sady feno activités azo atao!

Toerana: Base de loisirs de St Quentin en Yvelines - Trappes (Route departementale 912 - 78190 TRAPPES)- 22km Ouest de Paris - tongan'ny RER C (St Quentin en Yvelines) dia afaka mandeha an-tongotra 10 mn na mandray ny bus 463.

Prix d'acces au parc: 2,2O€ /voiture eo ho eo raha tsy efa niova

Activités:

- Plein air: pique-nique, barbeçue, milalao karatra, milalao baolina, mivazovazo miaraka @ gitara sns....

- Piscine à vague: (eo @ 7€ eo ny fidirana)
- Table ping pong (tsy haiko ny hofany fa toa mandeha @ ora)
- Location Karting à pédale (afaka mitsidika ny parc..400 ha)

mbola misy hafa isankarazany fa ireo aloha no efa mba hitako sady inoako fa mahafa-po ny maro na ny kely na ny lehibe na ny tia mibalady na tia mipetrapetraka na tia manatonotono, mivazovazo sns... azo atao ao daholo...tsisy bedy :wink:

ity ny site: http://yvelines.guide-france.info/base,de,loisirs,de,saint,quentin,en,yvelines.dans.le.78

Ka dia jerijereo ao aza dia ambarao ny hevitrareo e!!

Tsiky dia ampy !:D
165. rush ( 19/07/2007 12:08)
tsy tafa aminay ry infinity fa lavitra loatra e!ary maninona raha aty aminay ihany no atao?sabotsy na lahady zao?
166. mandrindra ( 19/07/2007 15:49)
sabotsy aho no afaka fa tsy alina aloha eee
167. farafara ( 19/07/2007 15:51)
ary tsy misy afats'i rush nga no afaka mampihatrano?
168. xxx ( 19/07/2007 16:14)
farafara:

ary tsy misy afats'i rush nga no afaka mampihatrano?
misy olana nga rafarafara?ka maninona raha ianao no mampihatrano?


169. rakaroka ( 19/07/2007 16:22)
Tsy olana amiko lé mapiantrano fa:
Lavitra hoa anareo tsinona ny tranoko aty Nanterre no
tsapako hoe tsy ratsy mihitsy ny hevitr'i Infinity.
Na Monmartre sy ny hevitr'i Diams koa aza...bien daholo!
fa miankina @ fanampahan-kevitry ny maro aho e. Fa sabotsy izao atomotra loatra amiko!
170. hery ( 19/07/2007 16:52)
Ataovy matomatotra ihany fa otran'ny akaiky amiko ihany ilay Paris :-p
171. rush ( 19/07/2007 17:01)
ny ahy aloha dia sosokevitra izay te-hanao beloty fotsiny io eo am-piandrasana ny fihaonana ofisialy e!
172. diamondra27 ( 19/07/2007 17:32)
xxx:

diamondra27:

Manaova entraînement tsara dieny zao daholo aza sao de capo dedans eo rehefa tonga za.
:arrow:nga hono tena pro?





__________________________________

:-D:-D:-D

tongava de ho hitanao eo e!
na belote na rami na kanasta fa za tsy mahay poker aloha e! de miady doly zany amiko.
Scrabble koa tena mba lalao tsara

Ataovy aty akaiky aty ny fihaonana fa st- quentin zany aloha ra infinity tena lavitra kosany a!




173. dadie ( 19/07/2007 17:35)
mbola misy hafa isankarazany fa ireo aloha no efa mba hitako sady inoako fa mahafa-po ny maro na ny kely na ny lehibe na ny tia mibalady na tia mipetrapetraka na tia manatonotono, mivazovazo sns... azo atao ao daholo...tsisy bedy


ary tsy mampandihy fotsiny anie no ainao fa koa mikarakara koa e tsara ka ,tohizo infinity a :)
174. diamondra27 ( 19/07/2007 17:38)
rush:

tsy tafa aminay ry infinity fa lavitra loatra e!ary maninona raha aty aminay ihany no atao?sabotsy na lahady zao?

____________________________

tena tsy tafa raha zao WE zao indray klé mba aleo @ heriny akia a! atomotra be raha @izaoWE zao efa misy pro
Ho ahy irery aloha io fa ze maha-afaka ny be sy ny maro ihany moa ny tanjona koa.

rakaroka : kiss kely fa tena tsy nanana fotoana nifanoratana akory.
Misaotra anao t@ fikarakarana ny rehetra
Tahaka izany koa i rush




175. rakaroka ( 20/07/2007 04:41)
[quote=diamondra27]

rakaroka : kiss kely fa tena tsy nanana fotoana nifanoratana akory.
Misaotra anao t@ fikarakarana ny rehetra
Tahaka izany koa i rush


Kiss 'njy e! :-*:-*:-*, dia misôtrrrr t@ lé propo toerana iny.
Tiako BBBBbbe koa ny propon'i Infinity eto, 'ndrindra raha misy azo hanaovana "barbecue" toa izany lé toerana an , fa mila apetrantsika 'ngamba wé "aiza tsara" ary no aleha?
Iza avy no ho afaka?....Rahoviana?....






176. diamondra27 ( 20/07/2007 06:25)
rakaroka : :wink: :-*:-*

ataovy @ WE 28 juillet de mandeha za miaraka @ karatro


______________________________

avadika indray ny resaka.
Taloha elaela izay de nisy sipa tato niteny we: ny banDin'ny serasera hono ratsy tarehy doly fa tsara feo, satria toa hananany doly ngamba ny tél ny bandy ato retra nefa raha araka ireo sary reo toa bogany doly ry zalah:-P:-P
Rosiane moa le niteny an'iny sa iza?

de iza @ireo aloha i mandrindra e? de aiza le dite fa i infinity sy hery ihany zao no hita @ le bebex
177. mandrindra ( 20/07/2007 06:54)
diamondra27, ka e izany izy hoe bebex ko, aleo hoa ditea ihany kaaa. jerijereo ao dia ataovy par élimination e:wink::P
178. diamondra27 ( 20/07/2007 12:54)
hitako re e: le manao somizo fotsy
sa diso za?:-P
179. rakaroka ( 20/07/2007 17:18)
'za koa afaka @ 28 io:
180. mandrindra ( 20/07/2007 17:27)
diamondra27, ilay serveur kizitina be no manao somizo fotsy fa tsy zah kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0094