fiahaonana serasera Paris 13/07
101. rush
(
17/07/2007 13:49)
hery:izay indrindra hoy aho e!
Mahagaga koa ilay te hahafantatra mafy hoe iza no iza :-)
ny ambiansy jerena fa tsy ny anarana e.
Izay no nahatonga ahy tsy nivakl t@ présentation satria tsy nivakiako loha hoe iza no iza rehefa milay ny ambiansy. Inona no iraharahianao izay anarany any rehefa tsy tiany hotenenina? :-)
Dia izay... manja ny ambiansy tany ary nifankahalala ho azy daholo izay tonga tany :-)
102. cutie
(
17/07/2007 13:52)
mba mizara anareo ny ambiansa,mbola tsy faly ihany ianareo!ka inona ihany aza no atao e????
Nisy nilaza tsy faly nga teo :roll:
103. melody
(
17/07/2007 13:52)
izahay ange tsy manda ilay ambiansinareo e fa namana daholo ange ireo d mba te-ahalala fotsiny izahay e!!Diso koa ary ve no manontany raha izany??? Efa hatramin'ny faha-kely mihintsy no nampianarina hoe mba 'inquisitive' re ra- anaka f'aza bonaika be eo1:D
105. ari.malala
(
17/07/2007 13:54)
ha! mba miavonavona koa any nareo zany! miala tsiny raha manohina ilay filazako azy fa zay no fahatsapako azy! aoka izao refa ts tinareo zaraina e!
106. melody
(
17/07/2007 13:59)
eny hoa ry ari-malala.... mba faly izahay mahita ireo namana nahazo ambiansy manja be ireo.... siora izahay fa bdb by namana tsy nande mba te ahalala ihany koa:D
Avelao amin'izao ary e, manjary mitatra zavata hafatra indray d mandreraka be eo... manjary simba ny ambiansy ilay mnaja be teo:(
Avelao amin'izao ary e, manjary mitatra zavata hafatra indray d mandreraka be eo... manjary simba ny ambiansy ilay mnaja be teo:(
107. booboo
(
17/07/2007 14:02)
kiiiiiiiii, miavona ndray oun zà nefa zà ara mba nizara sary sy nitatitra ny ambiance t@ nareo :(. vaky beeee mihitsy ny foko @ zany hihihihihi...
Resaka matotra ity ry zareo a, misy tsy tadidiko ny anaran'ny olona tany :oops:)(naman'i Infinity, naman'i mandrindra, zana-dRush ohatra) dia sady misy tsy mpikambana ato @ serasera kounkou dia aleoko natao xxxxx aby. Fa raha mahasorena/ mahatezitra anareo dia ialako tsiny ialako fondro ^:^
dia miara-milendalenda lay sarina motika aby ndray klou zao :-D:-D:-D:-D

108. melody
(
17/07/2007 14:07)
booboo:izahay ange akia tsy hoe tsy mankasitraka e, tena faly ary izahay fa nisy toy izao ato @ serasera. Tsy izany mihintsy akia... aza malahelo fa tena faly be izahay raha momba izany. Izay ange ilay ataoko hoe aleo hijanona any iny ary f'efa tsy mety izany fa manjary mivadika zavatra hafa eo e!!!! Aoka hijanona eo io e, tsy hanontany anarana intsony e!:-*:-*:-*
109. ari.malala
(
17/07/2007 14:10)
booboo a, miala tsiny za fa ts ndry no noteneniko hoe mivonavona teo fa ireto:
de ty koa
Mamerina ny fialantsiny za booboo a!
Mpandefa : hery [ Valio ] 17-07-2007 15:09:56
Lohateny : Re : fiahaonana serasera Paris 13/07
Mahagaga koa ilay te hahafantatra mafy hoe iza no iza
ny ambiansy jerena fa tsy ny anarana e.
Izay no nahatonga ahy tsy nivakl t@ présentation satria tsy nivakiako loha hoe iza no iza rehefa milay ny ambiansy. Inona no iraharahianao izay anarany any rehefa tsy tiany hotenenina?
Toa izany koa ny momba ny sary. Inona no ivakiana loha amin'ny sariny raha tsy tiany omena? Sarin'i Madonna alaina iny gratos sady malaza kokoa
Dia izay... manja ny ambiansy tany ary nifankahalala ho azy daholo izay tonga tany
Rehefa tonga indray ianareo, na rehefa mihaona indray isika mahalala tsara hoe iza no iza.
de ty koa
Mpandefa : rush [ Valio ] 17-07-2007 15:46:08
Lohateny : Re : fiahaonana serasera Paris 13/07
Hoy i melody:
ka mba curieux ny oul koa
diso nga ny oul raha vo curieux
Apetaka eo le sary nefa tsy misy hay we iza avy reo.
la curiosité est un vilain défaut
efa lazaina ianareo hoe ny ambiansy jerena e!misy fahadisoana koa izany ny nametrahana ny sary eto?tsy mametraka sary be menomenona ianareo!mametraka mba mizara anareo ny ambiansa,mbola tsy faly ihany ianareo!ka inona ihany aza no atao e????
Mamerina ny fialantsiny za booboo a!
110. booboo
(
17/07/2007 14:17)
kay ve e ! hihihi zà mi-zapper manko rehefa mamaky hihihihihihihi.
Fa zà kloungany na izany na tsy zany, faly nampilendalena anareo e ! hihihihihihihihi :°)
Fa zà kloungany na izany na tsy zany, faly nampilendalena anareo e ! hihihihihihihihi :°)
111. cutie
(
17/07/2007 14:21)
Avelao amin'izao ary e, manjary mitatra zavata hafatra indray d mandreraka be eo... manjary simba ny ambiansy ilay mnaja be teo
avelao @zaomarina
fa any ambadika manontany we iza avy reo, misy manome sopapa foana any :-D
112. ari.malala
(
17/07/2007 14:25)
booboo; zay ko faly nilendalenda nijery kaly ka hihihi! d na d noana takan'ny in az ad mbola mijery ianylol
113. mamzelkely
(
17/07/2007 14:28)
za klou de faly mahita le ambiance fa tsara le izy ary isaorana ianareo nametraka sary fa kosa refa mba ts tianareo tononina le ps de lazao tsotra ftsn hoe efa misy fitsipikana ts haiko eto am searsera hoe ambiansa jerena fa aza mivaklou am zay ps de ts mi-insiste zay fa le fomba famalinareo no tô manohana ny fo ihany satria ankalemm-panahy no nangatahanay hoe iza no iza fa tô avonavona no azonay :? :(
de zay fa bon efa hoe aleo zany ho any fa ts maninn efa haiko alou hoe iza i booboo de zay no essentiel :°)
de zay fa bon efa hoe aleo zany ho any fa ts maninn efa haiko alou hoe iza i booboo de zay no essentiel :°)
116. cutie
(
17/07/2007 15:05)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 17-07-2007 06:29:46
Lohateny : Re : fiahaonana serasera Paris 13/07
cutie za efa nisy nanoro tam le sary taloha ireny d'efa mahaihay amzao tsy very tsony fa tsy miteniteny fotsiny hoe mahay
hay
za koa efa nisy nanoro ka :-D
117. cutie
(
17/07/2007 15:06)
Izay no nahatonga ahy tsy nivakl t@ présentation satria tsy nivakiako loha hoe iza no iza rehefa milay ny ambiansy. Inona no iraharahianao izay anarany any rehefa tsy tiany hotenenina?
de na samy tao aza ve nareo de tsy nifankafantatra anarana
Mahagaga zany :roll:
118. kally
(
17/07/2007 15:13)
Misaotra anareo nizara fa mahafinaritra.
Fa nahoana kosa ary ianareo no te-hahafantatra mafy? Raha izaho ianareo dia anoratako manokana ilay olona tany dia(efa ireo ambony ireo ny solon'anarany) angatahina sary raha izay no mampangetaheta. Sa tezitra be amin'izany torohevitra izany ianareo?:-P

119. kelly13
(
17/07/2007 15:15)
aza misendoatra toy io e!@ manaraka mifankahita daolo
tsy misendaotra ono fa tohina @ fomba famalinareo
120. cutie
(
17/07/2007 15:16)
Mpandefa : kally [ Valio ] 17-07-2007 17:13:18
Lohateny : Re : fiahaonana serasera Paris 13/07
Misaotra anareo nizara fa mahafinaritra.
Fa nahoana kosa ary ianareo no te-hahafantatra mafy? Raha izaho ianareo dia anoratako manokana ilay olona tany dia(efa ireo ambony ireo ny solon'anarany) angatahina sary raha izay no mampangetaheta. Sa tezitra be amin'izany torohevitra izany ianareo?
efa we curieux fotsiny
raha tena te hahafantatra marina de efa natao ny torohevin-njy , fa tsy zay le izy :lol: