fiahaonana serasera Paris 13/07
1. booboo
(
14/07/2007 04:27)
Ity ndray ny tatitra ny t@ omaly alina sy ny t@ vao mangiran-dratsy teo :
-nilaaaaaaaaaay beeeeee ny fihaonana
-voky beeeeeeeeeeeeee mihitsy
Rehefa avy teo ny tohiny fa te hatory beeeeeeeeeeee zà klé

novalian'i tamberina ny 13/08/2007 18:14
3. fasaly
(
14/07/2007 07:24)
booboo:-D:-D:-D:-Dzà efa tena vonona be ny hamky kay kamo tampoka ranaman, bon dodo klou de miandry ny suite zany:-*
4. mamzelkely
(
14/07/2007 08:08)
za ko akia ry fasaly efa niandry be ôtran le tatitra tatsy ambadka tatsy :-D:-D:-D
5. ftma
(
14/07/2007 09:26)
booboo: tsy tara mihitsy njy an, misaotra e de miandry ny tohiny de miandry anareo @ volana aout aty indray izany :-*
6. mandrindra
(
14/07/2007 09:57)
ny sakafo dia tena bobaka
ny dite koa nitobatobaka
izahay niaraka nisahotakotaka
avy eo moa zah tsy maintsy niala kopaka
dia toa izay sy izay ny tao eeeeeeee
ny dite koa nitobatobaka
izahay niaraka nisahotakotaka
avy eo moa zah tsy maintsy niala kopaka
dia toa izay sy izay ny tao eeeeeeee
7. fasaly
(
14/07/2007 10:02)
:?fa de nanin no niala kopaka aloha be ry mandrindra..., de aiza ny sary:? :?::wink:
8. mandrindra
(
14/07/2007 10:09)
ka tsy hita fa nantsoin'ny kandra dia nadeha aloha eee. sady hoy ilay namana izay hoe, ny mùanetsa beeee mbola ho avy eee :wink::-D
dia ny sary aloha any amin-dry zalahy fa izaho raha vao ireny zvt teknolozika ireny dia tsary haiko mahitsiny eee

9. booboo
(
14/07/2007 10:36)
(tohiny ô)
Faly klou nifanabe maso sy kibo t@ Rush, zana-dRush, zafikelin-dRush, Fiffi, Ds, lanto, zana-lanto, mandrindra sy ilay namany tsy haiko anarana, Infinity sy euh...namany 2 tsy tadidiko anarana :°), Hery ary Haja.
-T@ tonga zahay dia nandalo teo anoloana malagasy vitsivitsy nipetraka t@ banc zay. Tsy kôpy mihitsy lay booboo hoe ry \"serasera\" reo fa dia nisososo ihany, nefa efa nisy niteny \"Halaiko sary tsirairay zay tonga eo\" :-D. Fa nifankafantatra ihany avy teo.
-Ela² kely tafaran\'izay tonga i Hery. Noheveriko fa handeha hiantsena fa mitaritarika ireny truc fentina miantsena ireny, hay kay valise-ny ilay izy hihihihi.
-Tany @ resto no nifankahita aby ny ambin\'ny be sy ny bobaka. Sendra izay serveur kizitin-doza fa efa hihidy hono zareo. Tsy tadidiko aby ny notenenin-dRush azy :-D:-D:-D:-D.
- In-31 naneno ny tél an\'i Mandrindra tao fa nisain\'i Lanto :-D:-D:-D:-D. Tsisy dité an\'i Mandrindra tao fa rano mena (divay zany ho an\'izay tsy mahafantatra) sy champagne (hu hu hu) ary labiera.
- A volonté tokoa moa ny motika tao (hu hu hu). ie, dia sarina motika no tena nalaiko betsaka ary asaiko apetrak\'izay mahay azy ato aby hampilendalendaiko anareo :°):°):-P(tsy mahay mampiditra sary ato zà)mantsy:oops:)
- Nony lany ny motika dia ry Mandrindra mbola lasa nandeha niasa :^):^):^) fa zahay nankany @ tranon\'i zana-dRush aby.
- wesssssh, mbola motika kounkou zany naroson-dreo anay zany : sambos mafana milayyyyyyyyy beeeeeeee :miam::miam:. Tsy nahalany firy fa tena efa voky beee ny avy tary @ chinois zà.
-Ny sasany manao belôty sady mandany labiera ihany :-P, ny sasany manao rami, ny sasany mihaino hira fa voky lôtra (:°)), ny sasany mandahatra hira.
-Mba nampianarin\'i Hery sy Lanto rami ihany zà fa mi-se deconnecter ny ati-dohako rehefa voky :-D. fa tadidiko klou ny règle du jeu na izany aza ê :-P.
-T@ 3 tany ho any dia tonga ndray ny vary @ ananana + canard laqué !!! hu hu hu :miam::miam::miam:. Fa tsy nahovoka firy fa tena tsisy place tsony ny vavony kouh ....
-T@ 4h i Hery no lasa naterin\'i Haja (natory tao anaty tôôbilina foana kay izy nandritra zay fotoana zay hihihihi). Zahay aby aby t@ 5h tany ho any.
-Ds no nisolo vava anay mianakavy nony hifandao @ zay.
Farany, re- misaotra indrindra an\'ny tompon-trano mianakavy nandray ary nikararaka ireny motika booobaka beeeee ireny tam-pitiavana. Honera beeeee ny lany ouz. Misaotra anareo namana fa finaritra ny fo sy ny kibo ary ny maso hihihihi niaraka taminareo
***nihabe soratra indray ny carnet d\'adresse-ko ry zareo a hihihihihihihi

10. booboo
(
14/07/2007 10:45)
mandrindra > ouh, nefa nisy dité-nao tany fa tsisy nikitika ny be sy ny bobaka tany hihihihi. tena dité fa tsy labiera kah !
11. infinity
(
14/07/2007 13:57)
ÔôHHHHHhh!
Hay efa tatitra be kay tato....izao ny tena vao tafafoha :-D:-D
Kaly izany...kaly izany léaka, kilalao, lanonana...hmmm. Tsy hoe akory tampohan'ny vao nahita kaly e fa dia tena kaly tokoa anie tao ee (na ny tany @ resto na ny tany antrano) sady voky marina ny kibo no voky ny lamosina :-P (ny maso koa..hmmm voky be)...ary dia tena faly tanteraka fa nahafinaritra ny fihaonana!!
Dia mbola mamerina ny fisaorana ny mpampiantrano mianakavy fa tamim-pifaliana tanteraka no sady voaosotra tantely tokoa ny tsirairay namangy ny tokantranonareo...ka dia ny hoe "MISAOTRA" no averimberina ary dia honera be ny lany!
Fahafinaretana sy fahafaham-po hatrany ny miaraka aminareo "NAMANA" rehetra tao, koa dia mino sy manantena fa ho avy tsy ho ela ilay "MANETSA BE" ho an'ny NAMANA sasany tsy nandeha... ;-)
Misaotra antsika isika!!

12. sipagasy
(
14/07/2007 15:12)
sary e!, sary e! sary e! hihihi izay sisa ny teninay tsy tafa e!!!:-*
13. ftma
(
14/07/2007 16:43)
booboo saika tsy voavaky :wink:
infinity: ela tara foana ko,
Mahafinaritra e tohizo atrany :D
infinity: ela tara foana ko,
Mahafinaritra e tohizo atrany :D
14. hery
(
14/07/2007 22:06)
Tena zao aho vao tonga aty Roma fa mbola nanao adidy isan-karazany. Tsy mbola afaka miresaka fa tena te hatory beuuuu.
Radem e.
Radem e.
15. fasaly
(
14/07/2007 22:41)
:-D bon torimaso zany aloha! fa de in lôtra no nataonareo no izay tonga ray drodroga fa hande hatory:-P
16. Samoana
(
15/07/2007 07:34)
Mampilendalenda mihintsy ny fitantaranareo azy a ! Na ny ara-tsakafo izany na ny ara-pihaonana feno firaisan-kina sy fifaliana:wink:.Mahafinaritra e=D
17. diamondra27
(
15/07/2007 07:48)
de inona le surprizzzzzzzzzzzzz?
Za ihany no kopy fa chuuuuuuuuuuuut an! entre antsika2 ihany le izy.:-$
araka ny tatitra de hitako tao le surpriz:-P:-P
oviana ndray ny manaraka zany?
ftma: oviana no asiana fihaonana any @ndry, lazao mialoha misy hiomanana fa le asa mandreraka be tsy ahitana namana mihintsy fa bosy foana isaky ny misy fihaonana ve!

18. booboo
(
15/07/2007 08:26)
Ftma > hihihi dia voavaky ihany ve nefany ? hihihihihi.
Fasaly > hihihi tongava @ manaraka @ zay maharaka lé antony mampi-te hatory hihihihihi :-P
Diamondra27 > inn lé surprise tany zany fa tsy araka tsy azo no tsy mazava

20. lanto
(
15/07/2007 08:34)
Izaho koa izao vao nifoha ;-)
D mbola falifaly :D noho ireo antony voalaza ireo :-p
Booboo> samy tany isika fa mbola liana ihany zah hamaky ny tatitra ataonjy hihihi Misy filinina hafa kely :-)