fiahaonana serasera Paris 13/07
141. cutie
(
17/07/2007 22:48)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 17-07-2007 22:15:17
Lohateny : Re : fiahaonana serasera Paris 13/07
Ny tiako hazavaina kely fotsiny :ny fihaonana izany resaka "feeling" indrindra indrindra, tsy carré tahaka ny marika hoe tsy maintsy "faritana"-na aloha A sy B, sns....Ary any ambadika any aza atomboka @ fombafomba isan-karazany: fotoam-pivavahana, sns:
Ny blem dia ny olon havory anie tsy voatery hiombona fihevitra na finoana na fijery,rahateo ny zava-misy aty ivelan'i Madagascar tsy hitovy @ any an-toerana hoe misy fotoana voafaritra hanombohana: araho anie ny resaka fa ny sasany tonga aloha satria misy zaza, ny sasany tara vao "afaka @ asa...ny sasany mbola mikirimba @ valizy!Ny sasany tsy maintsy hiala mialoha,donk sarotra ihany ny handamina hoe aiza ho aiza moa no hisian'ny présentation, fa d'izay tonga no noharabaina... Ny Waaaaaaooooooohhhhhh amiko
dia malgré tout.... tafahoana araka ny faniriana!
ary nombam-piniavana tanteraka
ao tsara ny valin-tenin-jy fa tsy ohtran'ny an'ny sasany :lol:
142. rush
(
18/07/2007 05:06)
" malagasy mifankahita",io no tena lohateny momba iny andro 13 jolay iny,:-*:-*(l):-*:-*
144. rush
(
18/07/2007 05:51)
"malagasy mifankatia", diso tanteraka ry xxx ny filazanao fa hafahafa ny gasy eto paris an!
145. naritsimba
(
18/07/2007 05:51)
Misaotra anareo nitatitra ary tsara fa tohizo ny finamanana.
Tsy dia mahataitra ahy loatra ny hahalala hoe iza itsy na iza, raha te-hahalala dia ataovy izay hihaonana @ ilay olona dia vita.
Ny voamariko mahamaika ny sasany hahalala ilay olona @ sary dia matahotra sao dia ... anjarantsika no mieritreritra, misy dia sodokan'ny PS na ny resaka tany @ tchat hihihihihihi!
Izay te-hahita ny sariko dia efa napetako any @ momba² ahy dia any jerena, na mamonje fihaonan'ny namana e, tsy sanatria ange ka haitraitra ny fanaovana fihaonana fa tena ilaina e, zà zao raha tonga any Paris azo antoka fa tsy maintsy ho tsenain'dry ftma sy ry dadie!
Izay indray aloha eh!

146. rush
(
18/07/2007 06:31)
infinity:ary belote tsisy taimbava le izy tao?:-D:-D:-D,fa naninona sy nisy inona?8O8O
148. naritsimba
(
18/07/2007 09:46)
fasaly>>>> marina zany, rehefa ho avy any zà tsy maintsy milaza mialoha ihany, toa tena tsy ho antonona ny mpitsena ahy ny ao @ Aeroport CDG rehefa tonga zay andro zay ko! hihihihihihi Efa hitako eto hoy ilay Jamba, ary efa henoko sahady hoy ilay marenina fa milay be!!!!!!=D=D=D=D
149. mandrindra
(
18/07/2007 09:56)
rush:
infinity:ary belote tsisy taimbava le izy tao?:-D:-D:-D,fa naninona sy nisy inona?8O8O
andao indray asiana fihaonana belote eeeeeee. dia izay te hihaona dia mitohy ihany ny fihaonana fa izay te hitazana dia manohy ny fijerijerena eny ihany ôôôô:P
150. Tanora
(
18/07/2007 13:44)
ny anay zany aty mahajanga no hanao fety, manja ny anareo fa ny anay koa ataonay bien koa e!:-*:-*:-*:-*
151. sitlo
(
18/07/2007 15:07)
mandrindra:
andao indray asiana fihaonana belote eeeeeee. dia izay te hihaona dia mitohy ihany ny fihaonana fa izay te hitazana dia manohy ny fijerijerena eny ihany ôôôô :P
Izany zao no toa interessant. Tonga d omany ny parloty.
Vao miteny aho hoe "nakata" dia 9 de pika zay
raha vao misy resaka hazo, ravin-kazo ohatra na miani-kazo ... dia pika zay. :-D
Dia afenina ny karatra rehefa tady ho resy. :-D
Mahamanina koa ianareo reto.
153. infinity
(
18/07/2007 20:13)
mandrindra:
andao indray asiana fihaonana belote eeeeeee. dia izay te hihaona dia mitohy ihany ny fihaonana fa izay te hitazana dia manohy ny fijerijerena eny ihany ôôôô:P
>> hevitra tena tsara be....ohatra hoe manao rdv iny ny wkend d mitady parc d any manala azy...mdrr ohatr'ilay eny andohalo eny =)) le eny @ Galiéni
Raiketo e!
154. fasaly
(
18/07/2007 21:25)
ko zay tsy mahay beloty na ny pitiny aza de ho sorena fotsiny any zany:?
155. melody
(
18/07/2007 22:39)
d tsy hisy hampianatra andry kosa ve ry zareo ry fasaly? tongava fotsiny d mande ho azy ny beloty akia!:)
156. sasa
(
19/07/2007 04:39)
infinity sy le otran'le teny ankatso hi hi hi hi
fasaly mora io fa tongava mijery aloha d hisy hampianatra foana njy.
fasaly mora io fa tongava mijery aloha d hisy hampianatra foana njy.
157. rakaroka
(
19/07/2007 05:08)
infinity:
mandrindra:
andao indray asiana fihaonana belote eeeeeee. dia izay te hihaona dia mitohy ihany ny fihaonana fa izay te hitazana dia manohy ny fijerijerena eny ihany ôôôô:P
>> hevitra tena tsara be....ohatra hoe manao rdv iny ny wkend d mitady parc d any manala azy...mdrr ohatr'ilay eny andohalo eny =)) le eny @ Galiéni
Raiketo e!
'za koa hi-participe @ izay. Une idée:-w:-w:-w:roll:
"Jardin de collection" du Parc André Malraux: raha eo dia afaka mitondra "Gouter" sy "boisson" aho!
Metro Nanterre Préfecture izany! Dia mila eritretina ny fotoana mahafaka ny "belotista":-D:-D:-D:-D
Sa...misy propo hafa?....:wink:
158. rakaroka
(
19/07/2007 05:13)
sitlo:
mandrindra:
andao indray asiana fihaonana belote eeeeeee. dia izay te hihaona dia mitohy ihany ny fihaonana fa izay te hitazana dia manohy ny fijerijerena eny ihany ôôôô :P
Izany zao no toa interessant. Tonga d omany ny parloty.
Vao miteny aho hoe "nakata" dia 9 de pika zay
raha vao misy resaka hazo, ravin-kazo ohatra na miani-kazo ... dia pika zay. :-D
Dia afenina ny karatra rehefa tady ho resy. :-D
Mahamanina koa ianareo reto.
:-D:-D:-D=))=))=))
Kiiiiiiiiiiiii! tsy lasa mihitsy lé stilo ity, tsy mi-parlote 'zany fa bedin'i Jesosy:-D:-D:-D:wink:
159. rakaroka
(
19/07/2007 05:36)
fasaly:
ko zay tsy mahay beloty na ny pitiny aza de ho sorena fotsiny any zany:?
Poika:'zé tsa mahay sobiky mahay fatam-bary. Afaka
mi-noté ny score izany 'njy, na....afaka mitondra jeux tahaka ny jeux de cheval, na loto ,echec sns... koa anie ny hafa tsy mahay, na raha @ toerana nolazaiko io dia afaka asiana babyfoot:-D:-D:-D
160. fasaly
(
19/07/2007 05:41)
raha rdv alina klou tsy tafa zà fa raha manomboka maraina ka hatramin'ny fin de journée de tafa iany raha week end e!:? mbola hamonjy tgv trin refa mody:-D:-D:-D