fiahaonana serasera Paris 13/07
201. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 11:48)
mim:
[size=13px]fa inona no blèm-nao rabozy aaaaaa!!!!kiiiii zay andalovanareo v nama d degany tahakizao daolo lé!! aza simbaina nama ny ambiansy ny namana eto fa mankaleo nareo aaaaaaaaaaaaaa!!!!manokafa dinika hafa ra misy zavatra tiana lazaina fa masosi..ny fanimbanareo ny dinika lelikeee!![/[/size]quote]
[quote=tywa68][size=13px]bozy : tsy aleo ve samy hitonona ny anarany rahefa mitranga ilay sary, raha te hanao izany ilay namana, fa tsy hoe izay no fijerin'i bozy dia tokony arahina, tononina ilay olona nefa tsy te-ho fantatra eto. mba mila respecter-na ny safidin'ny rehetra e (tsy mila mifamaly akory na asiana mena² be koa na dia tezitra aza )[/size].
[size=13px]Tsy misy manimba dinika na kely aza eto , fa manoratra zava-misy sy mamaly ny soratra dinika eto;
Ary tsy resaka sary mitsy no lazaiko eto , fa ny fihaonana ny namana sersasera en réalité, natao ny antso avo mba hihaona ny malagasy namana mpisera eto @ site serasera namana tany Paris ny 13 Juillet.
Tonga ny fihaonana tsy tokony hisy ve ny presentation hifankalalana, (na hoe samy mitondra badge misy ny psedony fotsiny aza) ??? :roll::?::roll::?::roll: Ny
Tompon'andraikitra mitsy aza moa miteny : " tsy nivakl t@ présentation satria tsy nivakiako loha hoe iza no iza rehefa milay ny ambiansy. Inona no iraharahianao izay anarany any rehefa tsy tiany hotenenina"?
Tsy misy pbe ko na kely aza fa miteny ny hevitro fotsiny aho @ fahitako ny fomba fijerin'ny olona eto. Inona no probleme Manao presentation rahefa mihaoana soirée "sersasera"??? :roll::?::roll::?::roll:
Ary soratako mena be ny ahy ho hitan'olona tsara ny fotokevitra tiko ampitaina, le fond no important fa tsy forme hanoratana akory 8O8)8O8)[/size]
203. mim
(
31/07/2007 11:53)
Inona no probleme Manao presentation rahefa mihaoana soirée "sersasera"???ny blèm ry v d rehefa tsy tany d marenina fa mankaleo aaaaaaaaaaaa:evil::evil::evil:
204. ftma
(
31/07/2007 11:56)
tywa68 tadidinjy efa nanongilantsofina daholo izahay hiheno ilay pseudo njy :-D
Ary soratako mena be ny ahy ho hitan'olona tsara ny fotokevitra tiko ampitainamba ajao koa ny dikan'ny loko, mena = tezitra, tsy jamba akory ny eto, ary io loko io no tena manimba zavatra
205. tywa68
(
31/07/2007 12:22)
bozy : ny forme koa mampiseho ny fond de pensée ! ka asakasakao fa ny olona tezitra no manoratra "mena" satria efa zay no fanao @ net !
Ftma : efa tena tamba-be vô nivoaka ilay izy - tsy ho adinoko hoa reny e !:-*
Ftma : efa tena tamba-be vô nivoaka ilay izy - tsy ho adinoko hoa reny e !:-*
206. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 14:55)
ftma:
mba ajao koa ny dikan'ny loko, mena = tezitra, tsy jamba akory ny eto, ary io loko io no tena manimba zavatra
[size=13px]Izay andraisanareo azy , io ihany no loko azoko ampiasaiko eto , mampiseho ny hevitro aho sy ny zava misy aho tsy hitako ny olana 8):D 8) :D[/size]
[size=13px]question loko koa no hanaovana pbe , amiko aloha izany faux probleme e[/size] 8) 8O 8) 8O :) :lol:
207. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 15:01)
tywa68:
bozy : ny forme koa mampiseho ny fond de pensée ! ka asakasakao fa ny olona tezitra no manoratra "mena" satria efa zay no fanao @ net !
I[size=13px] Bozy tsy mitovy @ ny olona hafa, amiko loko mena tsy midika inona , loko mena ampiasaiko hampisehoako ny fotokevi dehibe amiko , izay fandraisanareo azy any e 8) 8O 8) ,[/size]
[size=13px]raha soratra mena no mahasosotra anareo, nareo izany no voa mafy izay sosotra @ loko :cry: lol:lol::D :( :lol: 8)[/size]
211. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 15:29)
[size=13px]izay fandraisanareo ny loko mena , fa raha mamky loko mena no mampiaktra anreo isany eto mab ho voa mafy ihany hoe loko dia ahasosotra[/size]
8) :lol: 8) :lol:8):lol: 8):lol:
loko mena ihany no misy dia ampiasaiko 8) 8O 8) 8O, ny fond ny zavatra soratana no zava dehibe , izay forme no atao hakarary saian mba ho voa mafy ihany nareo :lol::o:D:lol::D:o8O8O

212. aloalo
(
31/07/2007 16:08)
t@ za mbola kely zany(10 taona eo ho eo t@ zay). Tsy tao an trano ny RAD, kanefa ny namako tonga haka ahy mba ilalao.
stylo mena no hitako dia iny no nametrahako msg ho an'dry zareo hoe : any @ hanta.
vao tonga ry zareo dia nampiantso ahy, bedy b za, satria stylo mena no nanoroatako ono, tsy mahalala fomba, tezitra anga,sns.
tsy misy fanajana ono...
Raha ny hevitro alou dia maninona raha manaja ny oul miara miserasera aminao. Fa alohan'izany, manajà alou tena.

Mpandefa : BOZYLOVE3 [ Valio ] 31-07-2007 17:29:31
Lohateny : Re : fiahaonana serasera Paris 13/07
izay fandraisanareo ny loko mena , fa raha mamky loko mena no mampiaktra anreo isany eto mab ho voa mafy ihany hoe loko dia ahasosotra
tsy misy fanajana ono...
Raha ny hevitro alou dia maninona raha manaja ny oul miara miserasera aminao. Fa alohan'izany, manajà alou tena.
214. rakaroka
(
31/07/2007 17:18)
tywa68:
d ahoana ty loko ty ry bozy ? sa mena koa io ? :-*
:-D:-D:-D Ary vao saika ampiasa maitso koa aho , ny an'i Tywa no tonga aloha. Ohatran'ny manja kokoa aloha e! mitory fanantenana fa ilay mena ohatr'ity ny heviny
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Langue/moqueur-9842.gif[/IMG]
216. rakaroka
(
31/07/2007 17:45)
Heu....:-w:-w:-w:roll::roll: En faite ... mety ho ity koa:(l)(l)(l).
Tsy misy zava-misy raisina an-tendrony loatra, tsy ary ny fomba na ny toe-tsaina vazaha dia fanilika,
ary tsy izay heverina fa maha- malagasy dia "fatratra
tsy azo kianina": tsy tsara ny mitompo teny fantatra satria raha nety tokoa izay fisainana nanantsika, tsy ho toa izao loatra i Dago! Rizareo Japs ohatra
fatra-paka lesona @ firenena hafa, ary mpampianatra
avy tany no nilaza fa tsy voafaritry ny ABC, 1+2, sy ny fomba fijery heverina ho mitombina ny fikatsaham-piainana, mety daholo rehefa mampandroso, ary tsy mampandroso ny blocagen'ny fombafomba isan-karazany.
Une bonne esprit de base tsy maha vazaha na maha gasy.

217. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 18:50)
tywa68:
d ahoana ty loko ty ry bozy ? sa mena koa io ?
[size=13px]tsy mahay hafa tsy loko mena ihany bozy ,tsy aiko ny manao loko maintso, atoroy an'izany Bozy :cry::cry::cry::roll::roll::roll:[/size]
218. Samoana
(
31/07/2007 18:55)
tsy misy klindeklera angaha ny ordi an'i bozy sa ...nisy manao sabôtazy koa ?
219. rush
(
31/07/2007 19:01)
raha nanoroso ny hevitra hoe"ndao hifankahita isika namana eto @ serasera",nasiana lohan-kevitra ilay izy fa nanararaotra ny webmaster nandalo teto paris,samy nanome sosony daolo na ireo izay tsy afaka nanatrika ny fihaonana aza,nahafinaritra tokoa!tonga ny fotoana dia raikitra fa "malagasy mifankahita" no natao anaran'iny fihaonana iny fa tsy nisy nidiran'ny pseudo, fomba fampisehoana fa ny malagasy dia mifankatia sy mifanaja!io fanajana io anefa tsy nisy raha tsy nisy ny fepetra momban'ny eto @ serasera ka niaky aho fa mifankatia ny malagasy rehetra aty andafy,ary ny fifanajana dia tokony tanteraka eto @ serasera,ka mangataka mba hanaja ny pseudon'ny rehetra fa ny tavan-drahalahy hono mandranitra ny tava-ndrahalahy,bozy a:tsy ny pseudo no midika inona fa ny fifankatiavana sy ny fifanajana e!
220. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 21:09)
[quote=rakaroka]Une bonne esprit de base tsy maha vazaha na maha gasy.[/quote]
[size=13px]inona @ nao ny atao hoe "une bonne esprit " ????????[/size]:?::roll::?::roll::?::roll:8)8O8)8O
[size=13px]inona @ nao ny atao hoe "une bonne esprit " ????????[/size]:?::roll::?::roll::?::roll:8)8O8)8O