fiahaonana serasera Paris 13/07
182. rush
(
20/07/2007 19:01)
izany 28 izany aloha izahay dia tsy ho afaka e!sady mbola tsy tafaverina ny sasany e!
183. rakaroka
(
21/07/2007 05:36)
Date inn aza aloha no mampalalaka ny maro?...
29/07?...?
4/08?...5/08?
11/08...12/08?
18/08...
29/07?...?
4/08?...5/08?
11/08...12/08?
18/08...
184. ravatorano
(
23/07/2007 11:45)
mba misy olona koboko ihany aloha amin ireo eh d i l sy h ary i r d i f...;
hahahahah
marina zany e
tsy d ny sary no inona fa ilay mahita hoe tranokala iray no nampitambatra sy nifankahitana toy ireny
mlay fa d mirary ny fitohizany ho an ny rehetra !
=D=D=D=D
hahahahah
marina zany e
tsy d ny sary no inona fa ilay mahita hoe tranokala iray no nampitambatra sy nifankahitana toy ireny
mlay fa d mirary ny fitohizany ho an ny rehetra !
=D=D=D=D
185. xxx
(
23/07/2007 14:30)
rush:
izany 28 izany aloha izahay dia tsy ho afaka e!sady mbola tsy tafaverina ny sasany e!
????
186. BOZYLOVE3
(
26/07/2007 23:47)
HERY WEBMASTER :
[size=13px]Mahagaga koa ilay te hahafantatra mafy hoe iza no iza
ny ambiansy jerena fa tsy ny anarana e.
Izay no nahatonga ahy tsy nivakl t@ présentation satria tsy nivakiako loha hoe iza no iza rehefa milay ny ambiansy. Inona no iraharahianao izay anarany any rehefa tsy tiany hotenenina?
Toa izany koa ny momba ny sary. Inona no ivakiana loha amin'ny sariny raha tsy tiany omena? Sarin'i Madonna alaina iny gratos sady malaza kokoa
Dia izay... manja ny ambiansy tany ary nifankahalala ho azy daholo izay tonga tany
Rehefa tonga indray ianareo, na rehefa mihaona indray isika mahalala tsara hoe iza no iza[/size]
[size=13px]Tena hita marina ny toetsain'ilay tompon'andraikitra @ tsy firarahina olona sy famelana ny fanaovana XXX. Tsy vaky loha olona[/size]
[size=13px]Raha misy ve ny fihaonana inona no tanjona?? tsy hifankafantatra sy hifakalalana hoe "iza no iza", ary ny tompon'andraikitra mihitsy no tokony hamporisika anizany en plus heo site serasera namana no entina hiahonana. Izay ilay malagasy tonga aty tanimbaza , mampalahelo fa manadino ny toetsaina malagasy ny fihavanana.
Sa izay ilay hoe "intégré" aty @ tanimbaza , lasa maka fisainambaza "fitiavatena=egoisme"; ny ambiansy ho tenany no zavadehibe , ny olona manodidina tsy misy firarahina????:roll::roll::roll::roll: Sa raha fankalala sy fankafantatra matahotra sao mangataka fanampiana anao ilay namana?????[/size]
[size=13px]Ny fihaonana tany @ dadie anefa ireo tompon'andraikitra mihitsy no namporisaka nanao présentation izay nifankafantarana sy fankalalana no zavadehibe.Izany nahatsara hatrany ny ambiance izay hita fa faly sy ravo daolo ny olona. Misaotra any Tix sy Glou :lol: (l) tompon'andraikitra aty tanindrazana
Aleo ihany any tanindrazana ry namana isany tafaraka t@ dadie; hafa ihany ny fisainantsika malagasy tia fihavanana; hitako t@ présentation videon'i dadie, fa tena manana maha izy azy nareo no mihaina tsara .8):lol:8):lol: [/size]
189. aloalo
(
30/07/2007 13:04)
rush> grave mihitsy an ! tiko ho hita hoe ahoana ny fiarahany @ namana efa any dago izy, sady izy mandeha any fôna
191. dadie
(
30/07/2007 15:11)
size=13px]Ny fihaonana tany @ dadie anefa ireo tompon'andraikitra mihitsy no namporisaka nanao présentation izay nifankafantarana sy fankalalana no zavadehibe.Izany nahatsara hatrany ny ambiance izay hita fa faly sy ravo daolo ny olona. Misaotra any Tix sy Glou tompon'andraikitra aty tanindrazana:roll:
Aleo ihany any tanindrazana ry namana isany tafaraka t@ dadie; hafa ihany ny fisainantsika malagasy tia fihavanana; hitako t@ présentation videon'i dadie, fa tena manana maha izy azy nareo no mihaina tsara
bozy a stp tsy aleo v tsy notononina tao ny anarako marina
Nanao présentation zay samy zay fa niteny ny responsable tany hoe: tsy asina oe iza no iza am lé klipa ,oatran'ny tenin'i hery ery ambony koa zany ,ry zareo tao paris koa anie zao sura fa nanao présentation e mé tsy tenenina eto am forum oe iza no iza oatran'ny tam lé klipa
NB iny video itanao iny anie bozy tsy midika fa ny ol rehetra aita aniny e ,ny namana akaiky tao iany fa ny klipa no any daolo b , am manaraka stp ra misy zavatra tianao tenenina ka manisy ny anarako ianao d ba teneno ana alo so d voavaliko ny teninao oatran'io sujet io resahantsika io
merci
dadie
192. ftma
(
30/07/2007 16:53)
[quote] Izay ilay malagasy tonga aty tanimbaza , mampalahelo fa manadino ny toetsaina malagasy ny fihavanana. [/quote ny tsy fahalalana ny hoe iza no iza akory no hilazana fa adino ny toetsaina malagasy, tsy voatery ho fatatry ny rehetra koa hoe iza no izy, raha te hahalana dia mamonjy fihaona.
Lasa fanaovana réglement de compte ny forum, avelao ilay dinika mba hanaraka ny loha-hevitra eo ambony fa aza hovaina ohatr'io foana. Dinika mafinaritra ireo lasa HS ndray :twisted:.
Lasa fanaovana réglement de compte ny forum, avelao ilay dinika mba hanaraka ny loha-hevitra eo ambony fa aza hovaina ohatr'io foana. Dinika mafinaritra ireo lasa HS ndray :twisted:.
193. tsim67
(
30/07/2007 17:08)
ka vo niditra i bozylove d niova ny feeling ko ihihih ,d niova hatramin'ny ambiansy :twisted:
194. rush
(
30/07/2007 18:32)
aza simbana ny ambiansa fa tohizana foana, saonjo 1 lohasaha rabozy e!izy koa efa zatra miteniteny tsisy dikany foana,tsy atoro isika fa dia tsy raikitra mitsy zany le belote party koa!domazy!=((
195. sasa
(
31/07/2007 04:50)
za aloha tena mba tsy d'accord amle hilazana ny pseudo an'ny tsirairay refa hita eto ny sary, avelao ho surprise aleo izay namonjy fihaonana ihany no hafantatra hoe iza no iza, d aleo hande le dinika fa raha misy zavatra tsy zakanao d manokafa sujet hafa.
196. rush
(
31/07/2007 05:07)
mety zany @ zay mamporisika ny rehetra hanatrika ny fiarahana sy handray anjara!(l)(l)
197. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 10:22)
:roll:
[size=13px]mametraka ny hevitro aho araka ny soratra etsy ambony ,amiko matoa asiana fihaonana organiser @ anarana site serasera namana , natao hifanaklalana sy hifankafantra. Rha tsy izany natao soirée malagasy ohatra ny rehatra, fa tsy notononina ny hoe site sersasera namana. Amiko ma toa asina ny fihaonana mba tina hifankafantatra tsy midika koa izany anfe a ho fampinamana , mafinaritra fankalala.[/size]
[size=13px]Averiko eto ny soratry Hery tato @ dininika ity ito :[/size]
[size=13px]Tsy manao reglement de compte aho fa mi confirmer ny fomba fisainana tsy firarahina olona , ary matoa ambianse fotsiny no tadiavaiana t@ n'io soirée, feno ny soirée malagasy na hafa feno ambianse tsy mila fankalala e na fankafantatra!:oops:8O ,:oops:8O Amiko inona no tanjona site sersasera namana aloha[/size] ???? :?::roll::?::roll: tsy [size=13px]natao ahitana namana sy hifankalalana ????[/size]
ftma:
[size=13px]Izay ilay malagasy tonga aty tanimbaza , mampalahelo fa manadino ny toetsaina malagasy ny fihavanana. [/quote ny tsy fahalalana ny hoe iza no iza akory no hilazana fa adino ny toetsaina malagasy, tsy voatery ho fatatry ny rehetra koa hoe iza no izy, raha te hahalana dia mamonjy fihaona.
Lasa fanaovana réglement de compte ny forum, avelao ilay dinika mba hanaraka ny loha-hevitra eo ambony fa aza hovaina ohatr'io foana. Dinika mafinaritra ireo lasa HS ndray[/size] .
[size=13px]mametraka ny hevitro aho araka ny soratra etsy ambony ,amiko matoa asiana fihaonana organiser @ anarana site serasera namana , natao hifanaklalana sy hifankafantra. Rha tsy izany natao soirée malagasy ohatra ny rehatra, fa tsy notononina ny hoe site sersasera namana. Amiko ma toa asina ny fihaonana mba tina hifankafantatra tsy midika koa izany anfe a ho fampinamana , mafinaritra fankalala.[/size]
[size=13px]Averiko eto ny soratry Hery tato @ dininika ity ito :[/size]
Hery:
[size=13px]Mahagaga koa ilay te hahafantatra mafy hoe iza no iza
ny ambiansy jerena fa tsy ny anarana e.
Izay no nahatonga ahy tsy nivakl t@ présentation satria tsy nivakiako loha hoe iza no iza rehefa milay ny ambiansy. Inona no iraharahianao izay anarany any rehefa tsy tiany hotenenina[/size]?
[size=13px]Tsy manao reglement de compte aho fa mi confirmer ny fomba fisainana tsy firarahina olona , ary matoa ambianse fotsiny no tadiavaiana t@ n'io soirée, feno ny soirée malagasy na hafa feno ambianse tsy mila fankalala e na fankafantatra!:oops:8O ,:oops:8O Amiko inona no tanjona site sersasera namana aloha[/size] ???? :?::roll::?::roll: tsy [size=13px]natao ahitana namana sy hifankalalana ????[/size]
198. mim
(
31/07/2007 10:29)
fa inona no blèm-nao rabozy aaaaaa!!!!kiiiii zay andalovanareo v nama d degany tahakizao daolo lé!!:evil::evil::evil: aza simbaina nama ny ambiansy ny namana eto fa mankaleo nareo aaaaaaaaaaaaaa!!!!:evil::evil::evil:manokafa dinika hafa ra misy zavatra tiana lazaina fa masosi..ny fanimbanareo ny dinika lelikeee!!
199. tywa68
(
31/07/2007 10:58)
bozy : tsy aleo ve samy hitonona ny anarany rahefa mitranga ilay sary, raha te hanao izany ilay namana, fa tsy hoe izay no fijerin'i bozy dia tokony arahina, tononina ilay olona nefa tsy te-ho fantatra eto.:roll: mba mila respecter-na ny safidin'ny rehetra e (tsy mila mifamaly akory na asiana mena² be koa na dia tezitra aza :-D).:-*
200. ftma
(
31/07/2007 11:43)
bozylove: ka tsy hitako izay hidiran'ny fiovana toetsaina amin'izay, izaho aloha d'accord ny tsy hitenena ny hoe iza no iza rehefa misy sary mipetraka e, raha te halala mifakahita mivantana, virtuel no eto dia tokony hijanona virtuel fa rehefa mifakahita mifakahalala, na mifankahita aza rehefa tsy tiana ho fantatra hoe izaho no izaho, zoan'ny tsirairay izany.
tywa68 ohatra tsy nety nilaza ny pseudo tywa68 t@ hitako fa ny tena anarany :-D :-*
tywa68 ohatra tsy nety nilaza ny pseudo tywa68 t@ hitako fa ny tena anarany :-D :-*