fiahaonana serasera Paris 13/07
221. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 21:11)
rakaroka:
Une bonne esprit de base tsy maha vazaha na maha gasy
[size=13px]inona @ nao ny atao hoe "une bonne esprit " ????????[/size] 8O:?:8)8O:?:8)
222. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 21:16)
samoana:
[size=13px]tsy misy klindeklera angaha ny ordi an'i bozy sa ...nisy manao sabôtazy koa[/size]
[size=13px]ny sabotazy aloha tsy ay e io fanontaniana mipetraka koa :roll::?::roll::?: , fa kolera mena no aiko mampiasa dia ampiasaiko8O:lol:8O:lol:8O:lol: [/size]
223. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 21:26)
rush:
[size=13px]bozy a:tsy ny pseudo no midika inona fa ny fifankatiavana sy ny fifanajana e[/size]!
[size=13px]Amiko efa eto nasina psedo , maninona no mbola manao anonyme XXX, efa manao psedo anie dikany efa miafina mbola miafina fanindroany @[/size] XXX :roll::?::roll::?::roll::?::roll:
rush :
[size=13px]tonga ny fotoana dia raikitra fa "malagasy mifankahita" no natao anaran'iny fihaonana[/size]
[size=13px]Ary ny ahy efa mihaona réel izany tokony misy ny présentation na hoe @ psedo fotsiny aza, y araka ny lazainao ny anaran'i fihaonana "malagasy mifankahita" 8O 8O malagasy mifankahita fa tsy fankalala inona dikan'izany :gasy fankahita anonymement manao XXXX :cry: :wink: :x :(:?::?::?::roll::roll: ??????[/size]
225. sasa
(
01/08/2007 05:04)
fijo hi hi hi hi hi hi kaly atsy kaly aroa
Mba mangataka indrindra raha azo atao aleo hiverina am le lohahevitra ilay dinika o!
ny an'ahy tsy lazaina eto fotsiny ny pseudo-ko hoe za io d izay o! refa mahita an'ahy mivantana izay vao lazaiko o! izay ny an'ahy ny hevitra o!
Mba mangataka indrindra raha azo atao aleo hiverina am le lohahevitra ilay dinika o!
ny an'ahy tsy lazaina eto fotsiny ny pseudo-ko hoe za io d izay o! refa mahita an'ahy mivantana izay vao lazaiko o! izay ny an'ahy ny hevitra o!
226. rush
(
01/08/2007 07:42)
tena kivy be aho @ bozy!tsisy raisonnement fa impulsive be ianao,tokony maka vakansy ianao fa tena tsy ao mihintsy!
228. rush
(
01/08/2007 08:20)
tsy afenina fa efa ray amandreny aho e!dia mahafinaritra ny mitafa samy :!::!::!::!:e!nefa tsy mitovy ny fomba fiasainana ka veloma ianao ry bozykely!:-@:-@:-@
229. Fiffi
(
01/08/2007 10:29)
heu.....raha ny tena marina de tsy hitako zay ataon'bozylove ato klé ! hehehehehehe manimba dinika njay an ?
rush: heu...efa nenibe koh ngé io eh !
"sasa":sasa: f'ita hoa akia eh ? mba misy zavatra mahafaly ny rehetra ve de ho simbaina foana tahak'zao klé !
Mba mangataka indrindra raha azo atao aleo hiverina am le lohahevitra ilay dinika o!
rush: heu...efa nenibe koh ngé io eh !
230. sasa
(
01/08/2007 10:46)
Fiffi za tsy manakana an'azy tsy hiteny fa mba miangavy an'azy fotsiny hoe manokafa dinika vaovao fa tsy izany anie no lohahevitra tato e! sady raha mety d aleo miteny amim-pahendrena fa tsy tonga d mivatravatra be otranzao.
simba le dinika
simba le dinika
231. mandrindra
(
01/08/2007 11:22)
andao indray hihaona e, na beloty, na hirahira, na fitsangatsanganana; na misy na tsy misy presentation; na ps na tena anarana; andao hiraka hifandray tanana dia miaraùandrso daholo:D, dia tongava konkou i bozylove3 fa mety ianao mihitsy no hahatsara kokoa ny fiarahana:D
232. Fiffi
(
01/08/2007 12:34)
sasa: heu...tsy misy manakana kah ! :) fa ozy zah hoe tsy aleo ve manao dinika hafa fa mifangaro be foana ny dinika sady HS be.....le manimba no tena manjeraka ..
mandrindra: toa efa nisy proposition etsy ambony fa de miandry zany koh ! :)
mandrindra: toa efa nisy proposition etsy ambony fa de miandry zany koh ! :)
233. rush
(
01/08/2007 15:04)
fiffi:zà ange efa nenibe koa fa mba cool manaraka ny toetr'andro sao laozan'ny ankizy e!:-D:-D:-D
235. rush
(
01/08/2007 15:51)
tywa68:mikoropaka aona kosa e!:lol::lol:miazakazaka ra vao mitomany kely ny zafikely ka!tapohan'ny vao nahazo e!
238. tywa68
(
02/08/2007 05:16)
rush : mavitrika zany e :lol: tandremo manao taiza valiha ary e
fijo sy sasa : zah koa hitsoaka :-D
fijo sy sasa : zah koa hitsoaka :-D
239. rush
(
02/08/2007 08:19)
tsy mitsoaka fa tsy valiana fotsiny rabozy ka!fa raiketo aza ny fihaonantsika dieny mbola vakansy fa mbola hijery ranomasina koa!