Paris By Night serasera :-)
81. hery
(
09/07/2007 15:02)
xxx> nisy an'izany hevitra izany kou tsy naroso :-) efa mahita hevitra ny oul vao hoe mampimé a mampimé :lol:
82. rush
(
09/07/2007 16:12)
dia miandry ny kaonty aho izany hoe firy isika no ho any e!hamandriana ny toerana manko e!
83. sitlo
(
09/07/2007 20:15)
Izaho aloha tsy afaka fa dia mirary soa sy hafaliana ho anareo rehetra!
84. xxx
(
10/07/2007 05:48)
fanoroana hevitra anareo lesy ry hery io fa tsy ho afaka aho ny tena fa lavitra an'i paris e!maniry fahafinaretana feno e!
85. xxx
(
10/07/2007 13:47)
tsy hitako izy hataonareo any an-tranony olona hihidy nefa toa été hono! ny paris by night anie ka hafa satria mandehandeha ao paris, sady mijery ny zavatra hita rehetra sy ny mety ho hita ary ny tsy hita rehefa "andro" e! Ny jiro, ny animations rehetra ao, ny fiainana rehefa ao, nyb olona @ alina,ny zavatra rehetra mety ho hita araka izay tiana no hatao fa tsy hijery an'i anona na i anona satria ao paris anie dia samy maka ho azy e!
Na ny namana ao aza dia hafa kely mihintsy tsy fa tsy malagasy izany e! Efa lasa hazakazakin'ny vazaha fa tsy handray anareo toy ny tany Italie ireo raha ny fahazahoako azy an!
Rehefa ho any dia manaova prog tsara hoe ho any @ anona rehefa avy eo sao ho diso fanantenana eo an!!!!

86. rush
(
10/07/2007 14:42)
xxx:
Na ny namana ao aza dia hafa kely mihintsy tsy fa tsy malagasy izany e! Efa lasa hazakazakin'ny vazaha fa tsy handray anareo toy ny tany Italie ireo raha ny fahazahoako azy an!
Rehefa ho any dia manaova prog tsara hoe ho any @ anona rehefa avy eo sao ho diso fanantenana eo an!!!!
Na ny namana ao aza dia hafa kely mihintsyiza izany hafa kely izany raxxx a???
fa tsy handray anareo toy ny tany Italie ireo raha ny fahazahoako azy an!fa inona aza ity be taimbava ity raxxx?????sady efa miafina no tsy ho avy no mbola be wawawawa @ tsy misy dikany a!!!!izaho mpandray nga mitovy @ nao aaaa?ny toetranareo sy ny fandraisanareo olona angamba no toy izany ka aza mivadikondana aty amiko aty aaaaaa!!!!
87. rush
(
10/07/2007 14:49)
"xxx":misy olona dia efa mivadikondana mihintsy aaaa!ianao miafina xxx io mihintsy no tsy azo hatokisana aaaaa!!!ary aza mamely tsaho eo fa mahatsiravona tssssssssssssssss!!!ho diso fanantenana aaa oeeeeee tsssssssss vendrana aa!
Rehefa ho any dia manaova prog tsara hoe ho any @ anona rehefa avy eo sao ho diso fanantenana eo an!!!!
88. lanto
(
10/07/2007 16:28)
1-misy idabodabohana ve rehefa reraka maraindraina ?
2-misy pro ve sabotsy fa am 4 hariva ny tenanay vao manainga mody ?
Sotss tompoko!
2-misy pro ve sabotsy fa am 4 hariva ny tenanay vao manainga mody ?
Sotss tompoko!
89. xxx
(
11/07/2007 08:53)
mbola mapome ihany ,lanto sady te hinana,hirevy nefa te hidaboka @ tany!:-D:-D,ataovy zay mety e,anareo ny fety e!no mitady pro hafa fa tsy te hivadikatido
90. rush
(
11/07/2007 09:16)
anisan'ny programa:vary @ anana sy canard laqué ny maraina mamerina aina miaraka @ café,anana malagasy io an!
91. xxx
(
11/07/2007 10:57)
efa alarobia ve ny andro ry ireto dia tsy mbola matotra ihany ny isan'ny olona ho tonga @ io a!
93. xxx
(
11/07/2007 11:08)
Booboo=4
rush=3+1sirprizy
Hery=2
Mandrindra=1
Lanto=? matotra sa tsia?
Infinity=? matotra sa tsia?
fiara 3 zany sa mandeha métro? raha 13 ny olona aloha hatreto.
mba omeo tsara moa le pro mba hijerevanay na ho avy zahay na tsia e!
=> fotoana any @ 13ème Tang frères @ firy???
=> avy eo tsy hay...??? (misy feux d'artifice aloha ery @ tour eiffel @ 11h alina e!) dia avy eo???
=> misotro dité, manao beloty : aiza ihany tour eiffel ve sa any @ rush?
=> mandiva maraina : vary @ anana sy canard laqué any @ rush
=> dia avy eo....???
tsy tokony mba matotra @ zay kosa ve ny pro ra-dem e?

94. rush
(
11/07/2007 12:01)
tena mahavariana dia xxx zao no mandamina ato, maninona raha mitonona fa tsy miafina toy io e?8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8!
95. rush
(
11/07/2007 12:05)
tsy eny @ tour eiffel ny afomanga @ io fa ny 14 no any e!fa misy toerana hafa misy an'io a!
izahay aloha dia any @ 13ème no miandry anareo e!eo @ Tang frères io e!dia misakafo dia avy eo?hatr@ izao ve dia mbola tsy fantatra ny programa e?
ny tiako fantarina aingana dia ny isantsika e!efa hoe hamandriana ny toerana ao @ ilay resto e!izahay aloha dia @ 20h30 dia efa any a!

96. booboo
(
11/07/2007 13:37)
xxx > inn ndray zany pro radem fa tsy araka. rafak'ampitso vao 13 fa anio mbola 11 ...
Mameno kibo, mifanabe maso, mifanabe resaka no pro any @ resto. Tsy hitako hoe inn no maha-"sarotiny" an'i xxx ny @ tohin'ny pro. Manana mandra-pihidin'ny resto na mandra-pahavoky hitadiavana raha mampifalifaly indray....

97. rush
(
11/07/2007 14:54)
xxx:eto aza ianao dia efa tsy sahy miseho maika fa>>>>>>>>>>
mba omeo tsara moa le pro mba hijerevanay na ho avy zahay na tsia e!
100. infinity
(
11/07/2007 16:10)
Saika adinoko azafady!
Mitondra fiara izaho dia afaka mitondra olona 3 na 4 arakakaraky ny haben'ilay oul! :-D:-D
Mitondra fiara izaho dia afaka mitondra olona 3 na 4 arakakaraky ny haben'ilay oul! :-D:-D