Paris By Night serasera :-)

21. rakaroka ( 05/07/2007 05:53)
hery:

rehefa vita resto dia mandeha boaty :-) ?

ny antony de zahay tsy mahita hatoriana an


'nareo firy mianaka 'gnefa no ho aty?...
ny blem dia tsy mitovy ny "disponibilitén'ny tsi1/1"
ny toerana mifanalavitra, ny contraintes isan-karazany, donk izany no ilaina arindra.
Misy propo mahafinaritra ahy ity, saingy asa lafo loatra ho an'ny namana? 'gnefa 45 Euros anie ny fidirana Mahaleo sns...feno ny trano, fa ity 45 Euros ao @ Fregate mety mba hanintona ve?
jereo eto:http://www.croisiere-paris.com/tarifs-restaurant-peniche-paris.htm
22. diamondra27 ( 05/07/2007 07:24)
hery:

rehefa vita resto dia mandeha boaty :-) ?

ny antony de zahay tsy mahita hatoriana an


_______________________________

tsy mila toerana hatoriana zany sefo fa tonga de any @ champs élysées wa mamonjy place :-P:-P

ary raha manao tour de métro fa toa misy mandraparain'ny andro sa 14 moa vao valable io?:-D:-D

ndana mba mangataka renseignements @ity sao mahasoa e!
http://www.aumetissage.com/
23. diamondra27 ( 05/07/2007 07:35)
sao de mila tsenain'ny namana @ le limousine mihintsy aza sefo e!:lol:

io zany no misy fa de mazotoa nareo e!
mety azo envisager-na @ manaraka koa ange fa tsy @zao fotsiny e!
ze tianareo aloha e!sady ny prix mba azoazo ihany sady toute la nuit we.

mila mihetsika tsara kosa aloha an!
24. diamondra27 ( 05/07/2007 07:43)
tahatahaka izao ndray zany le izy raha resaka bateau lalitra
http://www.croisiere-sur-seine.com/bateaux_mouches.php
25. rush ( 05/07/2007 08:11)
hery:

rehefa vita resto dia mandeha boaty :-) ?

ny antony de zahay tsy mahita hatoriana an
izaho kosa aloha mba afaka nandray hikorana fa ilay hatoriana no olana e!tsy misy hatoriana fa dia efitra iray azo hanaovana beloty sy hisotrohinareo izany dité au lait izany no misy a!fa tsy ratsy kosa aloha ny hevitr'i diamondra27 @ io boaty io a!mandra-paharainan'ny andro dia maka metro dia manala havizanana ao e!


26. rush ( 05/07/2007 08:15)
rakaroka:

fa ity 45 Euros ao @ Fregate mety mba hanintona ve?
jereo eto:http://www.croisiere-paris.com/tarifs-restaurant-peniche-paris.htm
ka hoe ny olana dia ny hatoriana avy eo e!dia aharitra afiriana io croisière io?adin'1,2,3?dia avy eo?


27. rush ( 05/07/2007 09:34)
hery:

mandeha any amin'i rush rehefa avy eo

misotro dité sy mofo gasy :-)
firy aloha ny isan'ny hivalapadrapatra e?mety misy fika ihany manko fa miankina ny isany a!


28. diamondra27 ( 05/07/2007 13:07)
de ndana makany @zany alou de le 14 nge toa grauit sa le 21 ao @ le alyzé e:wink:
29. booboo ( 05/07/2007 13:17)
Rush > zahay ho avy fa tsy matory any.

lé mandeha boaty dé noyyyy klou tsy voako fa dé lé fiarahana misotro ranonan'ampango ihany no hatrehanay ô.
30. hery ( 05/07/2007 14:39)
ze andaniana ny alina ihany no atao fa zahay midila vao maraimbe ho aty Italia

na boaty na boat na boty :-)
31. rush ( 05/07/2007 20:34)
ny tsara dia misy resto ao parisy 13ème self service izy io,afaka mihinana izay tiany sady tsy lafo fa eo @ 12euros,ka maninona raha misakafo ao aloha?io aloha ny hevitro,avy eo?
32. ftma ( 06/07/2007 06:52)

ary sao dia any Nice aza 'sika no tokony handeha vonkasy?...
rakoraka tongava e sady aty tsy mila matory izany fa afaka mikorana mandraparainan'ny andro :wink:
Mahafinaritra ilay "Bateau" fa antomotra loatra!
antomotra ahoana aza, tsy mila maka rendez-vous io fa milahatra dia vita :-D mba miady varotra hoan'ilay namako cherie handeha any izay mantsy za e izy tsy sahy miteny fa aty izy miteny hoe "dommage tsy handeha bateau" :wink:
Mirary fihaonana mahafinaritra ho anareo e
33. mandrindra ( 06/07/2007 09:07)
tolokevitra, ohatra hoe rehefa avy mikaly dia mandeha manao bowling
34. diamondra27 ( 06/07/2007 09:39)
tsy aleo billard?
35. booboo ( 06/07/2007 09:55)
ny tsara dia misy resto ao parisy 13ème self service izy io,afaka mihinana izay tiany sady tsy lafo fa eo @ 12euros,ka maninona raha misakafo ao aloha


aowéééééééééééééééé ! tsy aleo tondé io no hatao pro. voalohany ? Raha afaka omen-dRakaroka ny coord.n'io resto io dia tena tsara beee mihitsy.

ohatra hoe rehefa avy mikaly dia mandeha manao bowling

re-aowééééééééééééééééé ! Raha misy eo akaikin'ilay toerana avy nikaliana dia tena re-re-aowéééééééé hatrany.
36. mandrindra ( 06/07/2007 10:10)
diamondra27, te hilalao queue sy boules an:wink::-D:-D miaraka amin'ny lavaka maromaro, hmmmm:D
misy billard foana any amin'ny fanaovana bowling kaaaa.

booboo, ny toerana hitako fanaovana bowling aloha dia any amin'ny porte de pantin, izany hoe tena mifanohitra amin'ny 13ème mihitsy. misokatra hatramin'ny 4 maraina raha tsy diso aho.
37. hery ( 06/07/2007 13:23)
Milay ilay kaly be tsy akijanona (izay moa no dikan'ilay buffet? :-p )

hitako marimaritra iraisana koa ilay bowling na billard na baby-foot (any Dago rehefa misy billard dia misy baby-foot)

Anontanintanio sao dia eny akaikin'ny 13e e.

Fa tsy atahorana ve ny eny @ 13e eny rehefa alim-be... tsisy mpanao kung-fu? :-)

hmmm amin'ny heriny androany kay mou zany.
38. infinity ( 06/07/2007 13:49)
Humm...tena mety sady tsara be ny hevitra e!

Izaho mazoto be foana raha misy manana trano an, dia asiantsika "dancing party" kely!


39. rush ( 06/07/2007 13:50)
izao ary ny hevitro e!

misakafo ao @ le resto sinoa, io aloha dia buffet Hery a!tena mihinana izay laniny mihintsy e! ny adresse dia parisy 13ème fa mbola omeko eto ny adiresy e!
atao @ 8h30 ny fotoana sa ahoana?

tsy misy mpanao kun-fu kosa aloha arakin'ny fahafantarako azy e!

vita ny sakafo dia lasa izany isika mankaty an-tranoko a!dia homany ny dité au lait-nareo e!izaho koa moa dia efa misy ao an-trano a!ny sambosa aloha dia hisy mazava ho azy!ny karatra hanaovana beloty dia efa vonona koa a!
tiako fantarina fotsiny hoe firy marina isika satria ho any mialoha be aho hamandrika ny toerana mba tsy hisy fizarazaran-toerana a!
ahoana io hevitro io ry zareo a?
40. rush ( 06/07/2007 13:56)
20h30 moa izany e!nikaroka ihany aho fa toa tsy misy fanaovana bowling na billard na baby-foot eo manodidina eo,nefa mbola hitady aloha sao mba e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3401