Paris By Night serasera :-)
61. mandrindra
(
06/07/2007 17:50)
ftma, ho giravy be ny hitrotro an'izany pankarta be izany :^)
rush, izaho aloha dia tokana hatramin'izao, miandry ny confirmation an'i lanto sy i ftma :oops:
rush, izaho aloha dia tokana hatramin'izao, miandry ny confirmation an'i lanto sy i ftma :oops:
62. rush
(
06/07/2007 18:05)
"infinity":fa inona aloha ilay fitaovana?sao manko tsy mifankahazo ny resaka a!
Fa raha raikitra ilay izy ka i Rush no hampiantrano, dia mila miresaka @ Rush mialoha izaho hametrahana ny fitaovana ilaina! Misaotra!
"rush":
izaho kosa aloha mba afaka nandray hikorana fa ilay hatoriana no olana e!tsy misy hatoriana fa dia efitra iray azo hanaovana beloty sy hisotrohinareo izany dité au lait izany no misy a!
Ps: Mahita soso-kevitra hafa koa izaho (raha mety): raha ohatra hoe atambatra ny vola dia miantsena any @le resto sinoa 13eme, dia entina ao antrano ny kaly dia....ao miaraka ao manao fety!io koa aloha hitako hoe tsy ratsy a!sady izao koa manko e!raha ohatra ka maka aperitifa kely dia mba efa any an-trano izany io e!fa ny dité-nareo ve ho entinareo any @ resto koa?dia miandry ny hevitrareo izany hoe inona ihany no fanapahan-kevitra farany e!
63. diamondra27
(
06/07/2007 18:11)
rush:za aloha tsy konty @zany fa mba ilaina ihany ilay adresy andehanana @ manaraka raha azo atao
misaotra mialoha.
Tsy lavitra manko
misaotra mialoha.
Tsy lavitra manko
64. booboo
(
06/07/2007 18:24)
Zaho mifidy ilay tondé resto dia avy teo hita eo ny tohiny na ho an-tranon-dRush, na bolwing na mandehandeha.
Tena kamo beeeeeeeee zà hiantsena dia avy teo vao hanao motika :°):°):°) sady à volonté lé resto tena hummmm ...aleoko tondé resto eeeeeeeeeeee :°)
Tena kamo beeeeeeeee zà hiantsena dia avy teo vao hanao motika :°):°):°) sady à volonté lé resto tena hummmm ...aleoko tondé resto eeeeeeeeeeee :°)
65. infinity
(
06/07/2007 20:12)
Rush> ilay fitaovana fampandihizana, raha ho raikitra ihany ny "dancing party". (ohatra oe: baffles sns..), sosokevitra fotsiny iny.
Miandry ny decision finale izany e!
Miandry ny decision finale izany e!
66. rush
(
06/07/2007 20:44)
infinity:aleo aloha miandry ny hevitrin'ny rehetra e!tsy dia malalaka sy tsy dia misy toerana koa manko ny aty e!arak'io nolazaiko etsy ambony etsy io a!fa dia miandry izay fanapahan-kevitrin'ny rehetra izany e!ilay misakafo ao @ resto aloha no tena hitako fa tsara e!
Rush> ilay fitaovana fampandihizana, raha ho raikitra ihany ny "dancing party". (ohatra oe: baffles sns..), sosokevitra fotsiny iny.
Miandry ny decision finale izany e!
67. mandrindra
(
07/07/2007 09:37)
tsy aleo ve mikaly à volonté dia mitondra dité sy tohanaina kely manakany amin'i rush avy eo. raha tsy hoe misy espsesialista amin'ny fandrahoana, no sady manampotoana hikarakarana angamba.
69. mandrindra
(
07/07/2007 10:07)
tsara angamba raha fantarina koa hoe ahoana no fandehanana any amin'i rush avy eo mba handaminana ny fitanterana
70. rush
(
07/07/2007 12:10)
booboo:efa hoe eto ny fotoana e!io 48 av d'Ivry io!dia ny ora sisa no @ firy ary e?????dia avy misakafo dia inona ihany no atao ary?raha ohatra ka raikitra ihany ny ho aty an-trano dia miaraka miainga eo daholo izany isika rehetra a!nanao fikarohana aho fa toa misy bowling ao @ 13ème ao a!
Aleo @ 9 ora alina raha mety ê ! @ zay zahay tsy tara beeee loatra fa mety tara kely fotsiny :°):°)
Daty : 13 jolay
Toerana : 48, av.d'Ivry - Paris 75013
Zavatra atao : motika any @ resto hu hu hu, hita eo ny tohiny rehefa voky oun Zavatra entina : oups ...ohatrinona moa ilay truc à volonté teo marina ?
Ora : ...
Bowling du Stadium
66, Avenue Ivry , 75013 Paris
71. xxx
(
07/07/2007 14:16)
lasa tsy Paris By night anie ry zareo raha mandeha any antrano e :wink: tsy aleo ny sakafo maraina no aleha any @ rush :D
72. hery
(
07/07/2007 15:35)
xxx> Paris by night... revy @ alina any Paris no dikany :-)
rush> ok io amiko fa dia any izany mihaona :-)
rush> ok io amiko fa dia any izany mihaona :-)
73. rush
(
07/07/2007 16:29)
ny zavatra tiako fantarina izao dia firy isika no ho any?izaho manko mandeha aloha be ihany fa hamandrika ny toerana mba tsy hisian'ny fizarana a!
dia @ firy izany no fotoana?
dia io adiresy io 48, av.d'Ivry - Paris 75013 dia mora hita be satria eo no misy ny supermarché Tang frères dia eo izany no fotoana a!
firy ny toerana fandrihana???? dia @ firy???????

77. xxx
(
07/07/2007 20:18)
hery: by night izany Paris @ alina :wink:
mahazo fahafinaretana daholo e
mahazo fahafinaretana daholo e
78. sakaizakely
(
08/07/2007 07:34)
enay moa izany dia tsy mba afaka ho tonga mihitsy noho ny antony efa iaraha-mahalala fa dia mirary fihaonana mahafinaritra ho an'izay afaka.
mba torohevitra fotsiny, raha hitaingindalitra nareo dia réserver-o mialoha ihany fa sao tsy misy fikafika intsony
ny resto indray raha ny tokony ho izy dia mbola "normal" tsara, fa rehefa fety ireny dia mitombo avo roa heny ny vidin'ny menu sady ampiandreo latabatra bedabe de sady tsy afa mihetsika no elabe vao servis. Fa mino aho aloha fa tsy manao izany ry zareo ny veille de fête ka asa
Dia asio sary bobaka be ho an'izay tsy afaka Hery a :P:P:P:P

79. diamondra27
(
08/07/2007 10:28)
kalou hitsatsaingoka kely ndray:
efa nanontanianareo ve aloha fa misokatra le bowling 13ème io @ le 13, sao de misy fermeture tampoka na otran'izany? Tsy maintsy atao ihany aloha ny midinika mialoha we si ça m'arche pas le 1ère proposition de inona ny 2ème propo atao, de tadiavo dieny zao ny bowling Hafa.
de match lahy contre vavy zany @io an?
Iza zao no mety mahazo ny coupe?
rush: inona akia le surpriz? :-D:-D
Efa we surpriz koa;-);-)

80. xxx
(
09/07/2007 09:16)
mapome b nareo!hanao paris by night de ho any antrano fa tsy mijanona ao paris kory!tsy mande zany e!maninona kay ra any paris mijery afomanga,miakatra eo @ tour efilina,manao apero d misakafo, manao tourisma e!afaka manao beloty @ tany e!mitondra napy de tabla,laniana ao paris ny alina de maraina vao mody era zay no atao de mande kou zà;:roll::roll::roll::roll::roll: