Paris By Night serasera :-)
41. lanto
(
06/07/2007 14:10)
zah (raha handeha ihany) dia miang aty am 20h16, asa tonga any am firy zany, d misy afaka mitsena ve ? hihinana an-dalana angamba fa tsy namanareo am resto...
infinity_ matoky anao zahay an!
infinity_ matoky anao zahay an!
43. mandrindra
(
06/07/2007 14:20)
lanto, amin'ny firy no tonga aty, dia aiza no tonga? fa izaho koa mantsy aloha tsy tratrako ilay amin'ny 20h30 fa io no ora firavako. fa afaka mandeha resto aho dia vy eo maka an'i lanto koa ka:P
ny billard sy baby foot ary bowling dia any amin'ny porte de la chapelle no misy. izany hoe ary avaratra tanteraka.
rush, le lait hoa tsy dia balako loatsa fa aleoko dite ihany eee:wink:
ny billard sy baby foot ary bowling dia any amin'ny porte de la chapelle no misy. izany hoe ary avaratra tanteraka.
rush, le lait hoa tsy dia balako loatsa fa aleoko dite ihany eee:wink:
44. lanto
(
06/07/2007 14:24)
raha adiny 2 ny lalana de am 10h15 any zany no tonga, paris ouest, ndraso lazaiko eo rehefa mprecis kokoa, merci mandrindra an !
45. mandrindra
(
06/07/2007 14:26)
mbola misy toerana malalaka izany ny fiara, sa tonga dia reservern'i lanto daholo ny toerana efatra?:-D:-D
46. xxx
(
06/07/2007 14:27)
oups nga tsy Paris By night indray e mba hafa ihany anie Paris jerena @ andro alina e, St Michel, Notre Dame, tour Effeil
47. lanto
(
06/07/2007 14:29)
mandrindra hahahha zah klou ngezangeza izay ihany e ! lollll
d handeh ve aloha i xxx io ? :-p
d handeh ve aloha i xxx io ? :-p
49. rush
(
06/07/2007 14:42)
dia izao indray ary e!aleo eo @ supermarché Tang frères ny fotoana e!48avenue d'Ivry,75013 paris!metro dia na Tobliac,na Maison blanche,na porte de choisy a!
"mandrindra":ka io azontsika atao hoe @ 9ora alina raha ohatra ka tsy tratranao e!
fa izaho koa mantsy aloha tsy tratrako ilay amin'ny 20h30 fa io no ora firavako.
"lanto":raha hiandry an'io ora io kosa izay vao hisakafo,toa ho noana be ihany raha izany a!izaho manko misy zazakely 2taona ka mety hanahirana e!sa inona ihany no atao ary e?sa avy misakafo dia tohizana ilay paris by night?
de am 10h15 any zany no tonga
50. lanto
(
06/07/2007 14:46)
izany zany, tsy minday pasazy tsony mandrindra
:-D:-D:-D
rush> aza andrasana zah am le sakafo e! sady zah sambosa de efa voky :)
:-D:-D:-D
rush> aza andrasana zah am le sakafo e! sady zah sambosa de efa voky :)
53. ftma
(
06/07/2007 14:53)
mandrindra ok avy any @ gare Ouest izany dia any @ gare du sud (gare de lyon)e misaotra mihaloha :wink:
54. booboo
(
06/07/2007 15:04)
Aleo @ 9 ora alina raha mety ê ! @ zay zahay tsy tara beeee loatra fa mety tara kely fotsiny :°):°)
Daty : 13 jolay
Toerana : 48, av.d'Ivry - Paris 75013
Zavatra atao : motika any @ resto hu hu hu, hita eo ny tohiny rehefa voky oun Zavatra entina : oups ...ohatrinona moa ilay truc à volonté teo marina ?
Ora : ...
Iza no antsoina raha sendra very na taraiky beeee zahay ohatra kay ? ...

56. ftma
(
06/07/2007 15:25)
mandrindra aza adino ny pancarte misy soratra ftma aza e sao tsy mifakahita eo :wink:
booboo: njiko ko lava tongotra an :wink:
booboo: njiko ko lava tongotra an :wink:
57. infinity
(
06/07/2007 15:31)
Mety ihany ve izany ilay "dancing party" sa aona? Iza no hampiantrano?...i RusH ?
Izay mampety ny rehetra io an!
Fa raha raikitra ilay izy ka i Rush no hampiantrano, dia mila miresaka @ Rush mialoha izaho hametrahana ny fitaovana ilaina! Misaotra!
Ps: Mahita soso-kevitra hafa koa izaho (raha mety): raha ohatra hoe atambatra ny vola dia miantsena any @le resto sinoa 13eme, dia entina ao antrano ny kaly dia....ao miaraka ao manao fety!

59. ftma
(
06/07/2007 17:12)
mandrindra: ataovy 4X4 fa sao tst hitako :-D
infinity koa raha hitady hadihizana an :wink: mbola tsy vizana madihy ao @ chat ihany ela io :-D
infinity koa raha hitady hadihizana an :wink: mbola tsy vizana madihy ao @ chat ihany ela io :-D
60. hery
(
06/07/2007 17:45)
booboo> miha mipetrapetraka izy izany. :-)
rush> Izahay izany 2 no avy aty Italie no fantatro. Ny hafa angamba handefa message aminao any.
rush> Izahay izany 2 no avy aty Italie no fantatro. Ny hafa angamba handefa message aminao any.