Paris By Night serasera :-)

1. hery ( 03/07/2007 10:39)
Aleo atao hevitra vaovao eto ilay izy fa tohin'ilay tatsy ambony ihany.

Toa izao aloha ny tapaka.

Fotoana: "Vendredi 13" jolay alina
Toerana: Paris dia arosoy ny hevitra

Zavatra atao ofisialy: mety daholo rehefa tsy mifanome lagy :-p (sosokevitra efa nandeha: mikaly, mitaingina an'izany sambo lalitra izany hono)

Zavatra atao tsy ofisialy: misotro dité (manao arendrina :lol:, mitsoraka ao @ La Seine???)

Ok... dia arosoy indray ary e.

novalian'i kelly13 ny 20/07/2007 17:34
2. kelly13 ( 03/07/2007 10:41)
any paris fôna fôna :(
3. hery ( 03/07/2007 10:46)
kelly13> tsy faute-ko fa faute-n'ny SNCF :-)
4. kelly13 ( 03/07/2007 10:47)
hery>misy avion:wink:
5. rush ( 03/07/2007 10:54)
hevitra tena tsara io a!dia aiza ny fotoana, dia @ firy?ilay hoe mitaingina sambo aloha dia maharitra adin'1 fotsiny io a!azo atao tsara e!dia avy eo?
6. hery ( 03/07/2007 12:07)
mandeha any amin'i rush rehefa avy eo

misotro dité sy mofo gasy :-)
7. diamondra27 ( 03/07/2007 13:11)
ny mampa-afaka izao de ny 14 juillet la journée HIhihi otran'ny mahazatra ihany e! refa vita ny fety vao tonga diam's:wink:
le 13 wa efa aty am ny ville-nay
de mirary soa ho anareo zany koa...

Mbola mahazo tonga ihany ve aloha le 14 sa ahoana e?
sa efa any @ champs Elysés nareo milahatra ho hitan'i sarko :-P:-P
8. rush ( 03/07/2007 16:34)
hery:

mandeha any amin'i rush rehefa avy eo

misotro dité sy mofo gasy :-)
tandremo fa mila fiara izany @ io a!ny RER tsy mandeha intsony manomboka @ 12ora alina e!sao dia taraiky any parisy any manko!


9. rakaroka ( 03/07/2007 16:49)
Ilay Projet " Bateau" aloha dia aleo "hajanona" ,

raha misy namana "afaka mampiantrano, ka tsy izay no tsara indrindra?" Izaho aloha tsy afaka hampiantrano
satria mirava @ 17h30 aho dia tsy manam-potoana hanaovana kenona handraisana ny namana,ialan-tsiny: au pire afaka mijery "resto pas cher" et finir la nuit par
le feu d'artifice?....:roll::roll:
Na raha afaka mandray i Rush dia aleo tonga dia any, saingy somary lavitra ho ahy, 'gnefa 14 aho mbola miatrika fety aty!
Mety daholo izay mety @ntsika e!:lol:
10. mandrindra ( 03/07/2007 16:56)
izaho aloha dia tsy afaka mandray fa amin'ny 8 ora sy sasany alina vao mirava. izay pro atao tsy blema amiko. izaho mitondra fiara ary mahazaka olona 4 raha ilaina.
11. booboo ( 04/07/2007 11:29)
Mety kounkou ilay "au pire" an-dRakaroka hoe "resto pas cher"...fa zà tsy mahafantatra an'i Paris fa vahiny ôtra an'i Hery kounkou hihihihihi.

Au pire de chez pire MakiDo na Couic :-D:-D:-D:-D
12. megabass ( 04/07/2007 16:02)
sarotra ihany ny mikarakara an'io satria raha avela ny bateau mouche dia resto no atao, avy eo dia inona ny atao ? ny sasany anefa avy lavitra ary ny feux d'artifices (tour eiffel io dia ny 14 juillet fa tsy 13). Ny trano andraisana vahiny koa mbola eo koa.
Sao dia very aty i Hery sy Booboo (i Booboo aloha tsy maninona raha very fa ny escargot azo henjehina ihany e sady mamela traces @ tany) ah ah ah.
13. lanto ( 04/07/2007 16:14)
zah kou! zah kou!... zah kou vahiny otsan'i booboo, sao very any ?
14. rakaroka ( 04/07/2007 18:59)
kelly13:

any paris fôna fôna :(


:-D:-D:-D:-D=))=))=))
'Ndao aza atao any @ 'njy e, sadt eo am-pikarohana
ny toerana 'gné, sao mba mety aza any?:}:lol::wink:
15. ftma ( 04/07/2007 20:06)
Ilay Projet " Bateau" aloha dia aleo "hajanona" ,
io no tena tsara rehefa alina koa, misy bateau tsy misy resto anie fa mitondra mitsangatsangana fontsiny
zah kou! zah kou!... zah kou vahiny otsan'i booboo, sao very any ?
very any njy lanto fa mitadiava guide
booboo ataovy miditra membre @ izay ilay hakamako ao fa efa lasa seraseraenina :-D
Miaraka anareo aneritreritra e lafo loatra ilay mandeha Nice Paris raha tsy hoe anao autostop angaha :-D
16. rakaroka ( 04/07/2007 20:41)
ftma:

Miaraka anareo aneritreritra e lafo loatra ilay mandeha Nice Paris raha tsy hoe anao autostop angaha :-D

:roll::-w:-w:-w ary sao dia any Nice aza 'sika no tokony handeha vonkasy?...

Mahafinaritra ilay "Bateau" fa antomotra loatra!
Mieritreritra aho wé "possible" io no atao @ fihaonana 2008 na raha mazoto ny namana maromaro dia ny 31 décembre, dia @ izay fotoana "antsointsika daholo ireo "artiste sera rehetra hanafana ny lanonana: ry "infinity ao @ DJ sns"(raha tsy wé dévancén-drizareo ity hevitra ity, dia fanotronana ny hafa indray no anjarantsika.:wink:
Fa ny blem @ 13 "alina lé izy" ry Hery vé mbô any "Italie" no tonga aty, dia hovokisana ny rivotry ny "Seine fotsiny?". Satry hampanarahana ny rythme
Paris wé vonjena doholo babay sy lohovohitra, fa sao reraka lery :-P koungefa mbola hisy "bal populaire aza ao "Bastille" io 13 io.
17. rakaroka ( 04/07/2007 21:06)
Heu...:-w:-w:-w Mandroso hevitra fotsiny aho:
1- raha misy namana afaka mandray : "tsara
2- raha tsy misy misy "adresse" vao nokarohiko ity:
http://www.restoaparis.com/post-restaurant-paris/8395D992540E42ECC125708300346924!OpenDocument
19. rakaroka ( 04/07/2007 21:19)
Dé mba "Karohy any 'ndray ka":roll::roll::lol::lol:
20. hery ( 04/07/2007 22:27)
rehefa vita resto dia mandeha boaty :-) ?

ny antony de zahay tsy mahita hatoriana an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4559