Paris By Night serasera :-)

121. Samoana ( 17/07/2007 17:23)
kelly13/ Ao @ place Thiard ( face mairie centrale ). De aza adino ny milaza sao mba afaka tsy mampihinan-drery anareo izahay:wink:

ftma/ hena à volonté izany mety ho favy raha tsara saosy a:miam:
122. rush ( 17/07/2007 17:31)
tena tsara ny hena ra miaraka @ dité mafana!:lol::lol::lol:
123. ftma ( 17/07/2007 17:31)
kelly1": hay njy efa mahita le toerana ko :wink:
samoana raikitra e grillade sns ao daholo :)
124. kelly13 ( 18/07/2007 11:22)
ftma>efa t@ 2002 zany ka, hihihi

samoana>aiza zany place thiard? place thiers no hitako lolll, ao marseille 1er v zany mairie centrale sa aiza? ary sao d tokony i samoana klou no mi inviter anay e? :°)
125. kelly13 ( 18/07/2007 11:27)
hay place thiars le izy hihihi, misy buffalo ao non? hihihi (lasa indray ny resaka kaly ary)
126. kelly13 ( 18/07/2007 11:28)
hay place thiars le izy hihihi, misy buffalo ao non? hihihi (lasa indray ny resaka kaly ary)
127. Samoana ( 20/07/2007 14:03)
kelly13:

... i samoana klou no mi inviter anay e? :°)


tsy mila aviatatiô spéciala ny fikaliana miaraka fa alefaso ny hafatra rehefa sendra mandalo nareo . Amin'izay antsoiko koa tonton:D

128. kelly13 ( 20/07/2007 17:34)
okay aza e tandremo ndray sao d mi fôpla a :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1545