Paris By Night serasera :-)
101. rush
(
11/07/2007 16:29)
infinity>>>>milay be io izany a!sady afaka mitsinjaka tsara no lehibe ny toerana e!maninona tokoa raha ao no aleha?ato an-trano manko tsy afaka mi-dance fa somary tery e!ka ahoana ny hevitrareo @ io?sa misakafo aloha dia mitsidika any avy eo?
ito koa ny olana fa niantso tao @ ilay resto aho dia tsy manao famandrian-toerana hono izy ny week-end e!
12 euros ny buffet à volonté e!ka arakarakin'ny fahatongavan'ny client izany no ahazahoana na tsia toerana miaraka e!

102. lanto
(
11/07/2007 18:00)
lanto=1 ary tysy mahatratra sakafo ;-) noheveriko fa efa mazava ange e
103. rush
(
11/07/2007 20:17)
hono hoa ry zareo a!maninona tokoa raha ohatra hoe mandeha misakafo ao @ io resto io dia avy eo mandeha mi-dance ao @ io nomen'i infinity io?dia ny maraina izany mihinana ny vary @ anana?isika ve dia tsy ho tafavoaka ao alohan'ny @ 1ora maraina?mba gratos ny vavy tsinona ko!sa ahoana ozy ianarao?
105. rakaroka
(
12/07/2007 05:49)
Miala tsiny aho ry reto fa tsy ho afaka hanao veillé
ny 13 io: Dia "good night for 13th" daholo!
:-*:-*:-*:-*
ny 13 io: Dia "good night for 13th" daholo!
:-*:-*:-*:-*
106. xxx
(
12/07/2007 09:37)
dia ahoana njay zany manao ankanjo mihanja zany klety e!
tena ohatran'ny tsy tafa ry zareo le izy a!
raha azoko tsara zany dia mandeha misogany sinoa dia avy eo hita eo ny pro-nareo!
tandremo fa tsy mora koa anie ny mitondra fiara any paris e! mahay lalana daholo a!
mazoto nareo knou!
aleo zà mitsotrotra ety amorondrano!

108. hery
(
12/07/2007 11:55)
xxx> Tsy pro officiel io fa revirevinay te hihaona fotsiny. Tsy hamangy an'i Paris no tanjona fa hihaona... efa samy mahalala an'i Paris daholo izahay. Dia inona koa mou?
Fihaonana sy resadresaka no zava-dehibe. Donc tonga dia exclus izay xxx.
Tsy vao izao no nihaona... fa rehefa mihaona dia faly be daholo :-)
Izaho efa tonga eto France :-p donc radem mihaona.
Tsy miova izany ny toerana hihaonana voalohany, izay ihany no important. Rehefa avy eo ho hita eo na hilomano ao amin'ny La Seine aza :lol:
Reveo amin'ny tsiky de ampy :-)
Roa zahay dia somary tara fa 20h30 indray vao mitontona eny Paris Monparnasy ny train andehanana avy aty. Tonga dia direkta metro miaraka @ valizy eny amin'ny 48, av.d'Ivry - Paris 75013.
Tonga dia miditra ao amin'io adiresy io izany izahay an.
xxx> Torohevitra :-) Manarangaràna eo amin'ny varavarakelin'ny sinoa dia jereo hoe ahoana ny revinay ao :-p dia jereo koa hoe hay ve io izany blabla zany :-)

109. ari.malala
(
12/07/2007 12:33)
de mazotoa mihaona nareo de aza adino ny sary an hankafizanay ny ambiansinareo tany, de mila maita nysarin'i Hery mitsoraka ao am La Seine zany zay e :-D:-D:-D:-Dsady zay ts mbola tany ts mahalala izay havia sy havanana any:P
110. rush
(
12/07/2007 14:50)
izahay aloha izany dia efa any an-toerana miandry anareo e!ataontsika masaka be io e!ny dité @ izany efa atao mafana be koa e!radem izany e!raha tsy diso aho any @ 21h any ho any vao ho tonga hery sy ny namany, tsy olana fa ny hafa miezaka ny ho tonga aloha e!zahay moa zany 20h30 dia efa any !dia mandrapihaona daolo ary!
111. booboo
(
12/07/2007 15:16)
re-re-zahay @ 21h any ho any kounkou fa tsy tratranay mihitsy ilay @ 20h30 !
112. mandrindra
(
12/07/2007 19:49)
izaho tokana eeee, mitondra fiara afaka manondrana voyazera raha ilaina
izaho sy izahay konkou amin'ny 21h00 vao tonga fa tena zista be ilay 20h30
izaho sy izahay konkou amin'ny 21h00 vao tonga fa tena zista be ilay 20h30
113. kanto1
(
12/07/2007 20:59)
Miarahaba antsika rehetra ny tenako , ny tenanay moa dia namana vaovao , lolll, tsy mba mpijery forum,
Momba an le hoe firy ny olona ho avy , dia ny tenanay mou zany ho avy , olona 2 , dia mirary week end milay be ho antsika rehetra . kanto :-*
Momba an le hoe firy ny olona ho avy , dia ny tenanay mou zany ho avy , olona 2 , dia mirary week end milay be ho antsika rehetra . kanto :-*
114. sasa
(
13/07/2007 04:47)
d mirary fihaonana milay be ho anao any d miandry sary indray ny tenanay e!
115. ftma
(
13/07/2007 07:01)
Miarahaba antsika rehetra ny tenako , ny tenanay moa dia namana vaovao , lolll, tsy mba mpijery forum,kanto1 efa tonta io ela ko vaovao :wink:
Mirary fihaonana mahafinaritra anareo rehetra e
116. Samoana
(
13/07/2007 07:33)
Mizara fihaonana virtoaly aminareo izahay rahalina eo am-panaovana Pétanque by night e:-D:wink:.
Resto sinoa à volonté. Mmmmmm!!
Resto sinoa à volonté. Mmmmmm!!
117. rush
(
13/07/2007 08:14)
ny anay beloty e!dia rahariva izany no fotoana e!andefasako numerao tél ihany ianareo sao sanatria ka misy very e!dia jereo ny hafatra e!
119. ftma
(
17/07/2007 15:28)
Resto sinoa à volonté. Mmmmmm!!samoana rehefa mandalo nareo @ aout dia entiko ary akaikin'ny gara njy e aza mataotra fa misy hena ao :)
kelly13: toa misy an'io n'aiza n'aiza ko aty misy à volonté sinoa sy à volonté viande ko
120. kelly13
(
17/07/2007 15:31)
ftma>ie, fa ny any marseille no tiko ho hita oe aiza! hitako io resto sinou a volonté eo akaikin'ny gare (presque en face gare mintsyle izy) any nice io ry kala, efa nisakafo tao zay ary d tena nanarapo mihintsiny hihihihi