ndao mba hiresandresaka eee

81. kelly13 ( 06/07/2007 16:34)
mahatsiaro ho resy ve na tsy mandroso ianareo vehivavy raha tsy manao io fikarakarana vatana io (volo, tarehy....)


tsy hoe "resy" na "tsy mandroso" raha tsy mikarakara tena sy vatana, saingy kosa efa mande ho azy, ny tiko tenenina oe otran'ny tsy accomplie izany raha tsy mikarakara vatana na volo na tarehy.

tsy tsara ve raha izay efa nomen'Andriamanitra ho anao no entinao


ka izay indrindra, karakaraina ny zavatsoa nomen'Andriamanitra, kolokoloina tsara (raha mananjavatra tsara v ianao d tsy ho kolokoloinao sy hohajainao kosa?)

sao koa isy zavatra hafa aterak'io fikarakarana io noho ireo fitaovana ampiasaina (produits).


ny effets secondaires klou mety misy ka izay no tsara anandramana kely ny produits ampesaina alohan'ny hanosotrosorana ny tarehy na volo etc...

tsy haiko ra nahavaly ny fanontanianao ireo nolazaiko ireo :)
82. kally ( 06/07/2007 16:39)
oliverkhan:

Ilaina ny fikarakarana vatana ho an'ny olona rehetra, indrindra moa ianareo vehivavy izay atao hoe efa voalahatra mihitsy mba hikarakara indrindra ny vatana.

.
oliverkhan:
Ny zavatra iray tiako lazaina sady fanontaniana kely dia hoe mahatsiaro ho resy ve na tsy mandroso ianareo vehivavy raha tsy manao io fikarakarana vatana io (volo, tarehy....)


Mba ampitahao hoe ny zavatra lazainao fa toa tsy hay izay tena tianao ho lazaina azafady?:wink:

:
tsy tsara ve raha izay efa nomen'Andriamanitra ho anao no entinao, sao koa isy zavatra hafa aterak'io fikarakarana io noho ireo fitaovana ampiasaina (produits).


Ny hoditra maina, ny tongo-bakivaky aza nasiana voan-tseva mba ho mandina dia havela amin'izao ve no hahatsara azy hoy ianao?


83. fasaly ( 06/07/2007 16:41)
lasa lavitsa be lay resaka tsy maharaka trony zà kaklou ho tonga ny inspiraka de hovakiko dool reo:?
84. cute ( 07/07/2007 05:48)
oliverkhan:

Ilaina lanjalanjaina izy io mba tsy ho diso tafahoatra loatra, izany hoe eo @ lafiny fandaniana. Ny zavatra iray tiako lazaina sady fanontaniana kely dia hoe mahatsiaro ho resy ve na tsy mandroso ianareo vehivavy raha tsy manao io fikarakarana vatana io (volo, tarehy....)tsy tsara ve raha izay efa nomen'Andriamanitra ho anao no entinao, sao koa isy zavatra hafa aterak'io fikarakarana io noho ireo fitaovana ampiasaina (produits).

tsy hoe resy na tsy mandroso fa mahafinartra anie ny mahita ny vhv mikarakara vatana e!!mba tsy mora miketrona!!
raha nolazainao hoe izay nomen`Andriamanitra no oentina,dia indramiko kely ilay tenin`i mamanay izay hoe tsara hoy izy raha izay nomennadriamanitra no kolonkoloinao sy hatsaraina hatrany fa tsy tsara raha ovainao(plastic surgery)!!

85. cute ( 07/07/2007 05:49)
ny vhv manko ohatran`i voninkazo ka raha tsy karakraina d mora malazo ihany!!:D
86. mamzelkely ( 07/07/2007 06:03)
fasaly hihih mbola resaka fikarakarana vatana ihany ato ka ts mbola very njy fa i oliverkhan mametraka fanotanina we (somary résumer-ko kely ftsn) "ts tsara ve oziz ra mijanona naturel ny vhv fa ts mampiasa produit reny" (enga anie mba mi-resume tsara ny zavatra lazaiko hihihi):°)

za ko alou de mitovy hevitra amin'ireo vhv rht reo we ilaina le mikarakara vatana satri na akanjoa za ange karakaraina ko ee atao zay mampateza azy ko maika mo fa vatana zany tena ilaina le izy ary ra ohatra ka produit kosa ve no mba aniasany fikarakaraina an le izy ts aleo apesaina ra mety :lol:
87. kelly13 ( 07/07/2007 12:58)
imaginer-o nareo lhl ny vadinareo tsy mikarakara vatana fa avela haniry ny volo indesirables rehetra, hihihi, avela ho komavoka ny ranjo fa tsy hydrater-na, avela sahala @ kifafa ny volo fa tsy asina produits mba mampalefaka na hampamandina azy, tsy haiko klou e :-D:-D
88. tslem ( 07/07/2007 16:29)
kally:
Mba ampitahao hoe ny zavatra lazainao fa toa tsy hay izay tena tianao ho lazaina azafady?

ka io ngamba lé oe sady mampiditra no mamoaka:-D
kelly13:
imaginer-o nareo lhl ny vadinareo tsy mikarakara vatana fa avela haniry ny volo indesirables rehetra, hihihi, avela ho komavoka ny ranjo fa tsy hydrater-na, avela sahala @ kifafa ny volo fa tsy asina produits mba mampalefaka na hampamandina azy

d mety hanao aôna tokoa re ra zany e:-w

:-D:-D:-D
89. cute ( 09/07/2007 00:03)
kelly13:

imaginer-o nareo lhl ny vadinareo tsy mikarakara vatana fa avela haniry ny volo indesirables rehetra, hihihi, avela ho komavoka ny ranjo fa tsy hydrater-na, avela sahala @ kifafa ny volo fa tsy asina produits mba mampalefaka na hampamandina azy, tsy haiko klou e :-D:-D

oooay e!!ngamba d tsy haiko tsony!!=))misy mitsoka ngamba kle!!

90. Rasiligaoma ( 09/07/2007 03:17)
mandeha foana io ko.. asiana posteran'i Britney spears eo andohan'ny fandriana dia afantoka any ny saina rehefa manao ny adidy!
91. mamzelkely ( 09/07/2007 05:30)
de jereo amizany lazain rasiligaoma zany fa lasa any am vhv hafa ny sainy zany ko :? :-D:-D
92. ari.malala ( 09/07/2007 05:55)
ary reto lehilahy reto tena tsssssssss! tsy avelany mikarakara vatana ny vaviny sous pretexte hoe tsara ny naturel, nefa hay mitsiriritra ny hafa iany :?:-D:-D:-D:-D:-D:-D
93. ari.malala ( 09/07/2007 05:56)
vadiny no tiko tenenina fa diso fanoratra e! :?
94. mamzelkely ( 09/07/2007 08:44)
ari aa mety ihany le vaviny ka :-D:-D
95. ari.malala ( 09/07/2007 12:20)
:-D:-D:-D
96. ikaretsaka ( 09/07/2007 14:04)
hafa indray ny an'i sily!
fra ny ahy rehefa tsy masiso sy tsy maloto, na tsy masaisay be sy tsy misy biby mamindra dia ok ko!
misy ange ilay fenoina makiazy sy ny sisa nefa...
lasa mihaingo eo ambony tsikoko!
97. kally ( 09/07/2007 15:37)
Be makiazy loatra kosa manahirana sady mandoto lamba no tsy re izay mba tena fofony fa ohatry ny fofona trano fandroana lava.Fa mba amin'ny antonony e!Sa ahoana hoy nareo?
98. vale ( 09/07/2007 16:21)
marina izany! ...dia sady raha vao miala koa anie ny makiazy tonga de miova be koa eh!:lol::oops:
99. vale ( 09/07/2007 16:27)
Rasiligaoma:

mandeha foana io ko.. asiana posteran'i Britney spears eo andohan'ny fandriana dia afantoka any ny saina rehefa manao ny adidy!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D


100. xxx ( 09/07/2007 19:15)
ilay sariny solabe iny ve dia mety sa sary taloha????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0869