ndao mba hiresandresaka eee

41. mamzelkely ( 03/07/2007 10:00)
xxx:-D:-D mici bcp am le toro-hevitre fa tena ôtrany ts de mety amiko le poz ra ts hoe angah efa femme d'affaire za :lol::lol: fa na izany aza mety andramako ihany de asehoako eto am serasera de amizay fotôna zay kosa enao mba mivôka fa ts manao xxx tsony aaa ;)

le taille basse alou efa haiko we ts de manendrika olona olona somary matavy fa ts de tiko le taille haute:wink: de mande zolie amizao ftsn :wink:

ary enao olona mahalala anah sy efa nahita anah matoa mahalala tsara we ôtran'iza ny bikako aa :roll::-D:-D
42. rush ( 03/07/2007 10:04)
tsara ny vehivavy rehefa mahay mikojakoja vatana a!tohizo razazavavy fa tsara a!
43. kelly13 ( 03/07/2007 10:06)
ra akanjo mainty zany ry mamz no anaovanao d lokomena mainty no anaovanao, ra akanjo mavo d mavo ny lokomenamavo? :°) la classe

44. mamzelkely ( 03/07/2007 10:09)
rush aa tena stara le mikarakara vatana ka ;) njy nga ts mba manao anzany akia :lol:

kelly :-D:-D:-D
45. xxx ( 03/07/2007 10:15)
kelly13>:-D, samihafa ny atao hoe :loko mifanaraka sy ny atao hoe loko mitovy:wink:, sady tsy mety aminy rahateo na ny loko mainty na ny loko mavo :P

mamzelkely> rehefa mahita vhv za na an-tsary fotsiny aza dia mahita hevitra hoe sahala amin'izao no mety aminy sy mahatsara azy, tsy voatery ho hita maso:wink:

toa mahafinaritra ny manao xxx:-D
46. mamzelkely ( 03/07/2007 10:24)
xxx mistery be ange enao zany ee :-D:-D za aza ts manana sary ato firyu ko ra ts in-1 mande isak ny volana angamba :-P ra ts hoe namako manokana anagah :°):-D:-D:-D
47. kelly13 ( 03/07/2007 10:31)
xxx>hahahahahaha, inn ary no loko mety @ i mamz e? aleo klou haka conseils fa misy pro ity marina :°)

fa na izany aza ry xxx le pozy oe "classe" nomenao iny toa otran'ny manaantitra azy ka :wink:
48. xxx ( 03/07/2007 10:38)
kelly13> mba hevitra ny ahy iny fa raha manaantitra azy dia tsy atao fotsiny e 8), nefa mis fomba fikoz izay hoe manandrama dia hahita :wink:, fa i kelly13 koa endrehana manao bote raha ny fahitako azy an:P,dia ny volo afatotra tsara atao rambon-tsoavaly any aoriana:-P, lokomena mena malefaka aza hadino:°)

mamzelkely> mismalalaka ka :-D:-D:-D
49. mamzelkely ( 03/07/2007 10:45)
xxx soamry tereo ihany klou ka sô de diso malalaka lôtra :-D:-D:-D fa za klou convaincue fa olona mahafatatra anah enao ee sady efa nahita anah :-P:^)
50. kelly13 ( 03/07/2007 10:52)
xxx>hahaha za coupe garcon, garcon manké hihihi
51. xxx ( 03/07/2007 11:07)
kelly13>:roll: taraiky be kay za :-D:-D
mamzelkely> :P o^o
52. mamzelkely ( 03/07/2007 11:22)
xx n'est ce pas?:^) :-P
53. kally ( 03/07/2007 14:13)
Ary hay misy xxx manao relooking be ohatr'izao ato? hihihi an-kiafina be mihitsy amin'izay.

Ilay taille basse kosa anie misy tena ery ambany be ery, misy mba mampiseho foitra fotsiny,ilay taille haute koa misy efa hila ho bustier mihitsy:-D misy mba manakona foitra fotsiny, fa ny olona te hanafinafina kibo sy te hanakelikely valahana no afaka manao taille haute.Misy taille haute tsara ange ry reto ilay pantalon grand-père ireny fa asiana bretelles sy lobaka ao anatiny,mazoto aho:lol:
Ny ahy ny tsy hanaovako na ho karamaina aza aho dia ny jupe droite sy jupe misafosafo lohalika,misy endrehina tsara a! fa raha ho ahy na ho karamaina aza!!
54. mamzelkely ( 03/07/2007 14:29)
kally ka zay wa ra le taille basse natao hapisehovana string le efa hipotra ny dodosy kosa alou ts anaovako ee mba etsy ny tanako :-D:-D

le jupe njay alou ca dépend fa autant que possible j'évite les jupes fa tena ts de mety amiko lôtra :? :-D:-D
55. ari.malala ( 03/07/2007 14:45)
mamzelkely, natsiaro andry ky za teo, nisy niteny ana anle zavatra notenenareo sy fasaly ana reny fa mbola ezaka bbbbbeeeeeeeee mints vao tara e!:?
56. kally ( 03/07/2007 16:22)
ari.malala:

mamzelkely, natsiaro andry ky za teo, nisy niteny ana anle zavatra notenenareo sy fasaly ana reny fa mbola ezaka bbbbbeeeeeeeee mints vao tara e!:?



:cry:Ianareo akia manao resaka maizina anaty mazava tsy takatry ny besinimaro!
57. kelly13 ( 03/07/2007 18:44)
kally>fita oa retsy :(
58. xxx ( 03/07/2007 19:22)
dia hita be anie ilay xx fa miafina @nap indray e!:-D
59. cute ( 03/07/2007 21:04)
ary efa lasa lava b le resaka e!!! tara kely ndray za!!aiza zao tsika?^^
60. pissoa ( 03/07/2007 23:29)
misy xxx ekspera be ato zany fa aleo arahina tsara :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5516