ndao mba hiresandresaka eee

21. soffia ( 01/07/2007 21:06)
raha matavy manao taille basse ka tsara forme milay foana ka! hoe tsy misy kibo ohatra mivelatra ny bassin:wink:
22. cute ( 02/07/2007 02:12)
raha nofosana manao taille basse no tsara @ko fa raha matavy toa ohatrany tsy tsara ka!:x
23. mamzelkely ( 02/07/2007 05:28)
tô ts de mety am olona matavy hono ny taille basse (nefa za ts tia afats taille basse:? :-D:-D)

misy olona endrehana taille basse fa olona mahia lôtra ko ts de tsara lôtra:lol:

za ndray de contraire an fasaly sy cute zany ra kiraro za de tena tia kiraro plat genre ballerine tennis kely etc etc de rare be ny manao talon refa tena misy occasion :°)
24. ari.malala ( 02/07/2007 06:29)
za koa tsy tia manao talon, ts zatra mo zany e! d sairana b refa mamonjy ceremonie, d ny makiazy ndray, ehe, c pas ma tasse de thé hono hoy ilay test nataoko zay:-D:-D:-D ny akanjo ndray, pataloha sy amboniny d rare b zany manao zipo zany
25. mignone ( 02/07/2007 07:40)
ny ahy ndray talon foana na hanenjika metro aza ! na zipo na pataloha arakaraky ny toetrandro ! ny maquillage ndray , mascara sy gloss dia vita aaa !
26. booboo ( 02/07/2007 10:08)
Mignone > tiako ho hita mihitsy enao mihazakaza @ talon manenjika metro zany :-D:-D:-D

Lava volo aby nareo ato zany...

27. mamzelkely ( 02/07/2007 12:48)
fa angah booboo fohy volo :lol::lol: za mbola ts nahita ansarin booboo :? (za mbômeo eee jereko ftsn ;):lol::lol: )
28. kelly13 ( 02/07/2007 14:38)
ny gloss tsy mety aminay b bifiteka :°):°):-D:-D
29. kally ( 02/07/2007 14:51)
Voa mamz' tsy nahalala an'i Booboo, izaho nefa efa nahita sariiiiy! any moa Booboo ô!tsara fanahy be izy akia vao jerena dia hita @ endriny a!Nefa izahay mbola tsy nihaona akory :-P

kelly13>> bifiteka mihitsy angaha??:-D tôko samy mahita ny tsy mety amin'ny tenany daholo fa misy foana ny fanafodiny kah! raha tsy tia gloss izany dia mampiasa lokomena sa manamainamaina molotra be?

30. kelly13 ( 02/07/2007 15:03)
kally>lokomenamavokely hono no mety amiko hozy ry zareo mahay tekinika, nefa za ra vao mijery le izy } molotro d matahotra mpivarokena :-D:-D donc ataoko discret marron le izy, hihihi
31. fasaly ( 02/07/2007 15:06)
mamzelkely:

tô ts de mety am olona matavy hono ny taille basse (nefa za ts tia afats taille basse:? :-D:-D)



fa angah injy matavy no hoe oyé oyé!:wink:
zà kou tsy tia afa tsy taille basse na somary lamody aza zao ny taille haute tsia an! taille basse ihany no ady eo......manery vavony be lay taille haute:?
raha sipa somary ronde no tsara manao taille basse à condition tsy mivotirika be ny kibo fa raha mibotsina kely mbola tena ao tsara8)


32. fasaly ( 02/07/2007 15:08)
mignone:

ny ahy ndray talon foana na hanenjika metro aza ! na zipo na pataloha arakaraky ny toetrandro ! ny maquillage ndray , mascara sy gloss dia vita aaa !


mitovy zany trika roa! ny makiazy koa aho io mascara io no tena tsy foiko fa sinon naturele
fa tsy mampanin ahy ny manao makiazy anefa....


33. sakaizakely ( 02/07/2007 15:57)
za kou te hahita an'i booboo :P:P:P:P:P:P:P

kelly13 olona kely blitika io ko we be biftaika a ! be biftaika ! mandainga :x

za kou de tsy dia mpanao talon loatra intsony toy t@ mbola niasa. Aia ro hanenjehana kilonga manao ny ataony @ talon 6 cm, ny lamosiko ara efa drodroka :P:P:P

Marina ny hoe rehefa nofosana tsy tokony hanao ankanjo malalaka fa vao maika ratsy. Aleo manao akanjo manaratena ihany. Nena efa hitako tsara ny fika : le ambonin'ankanjo somary blouzy ireny le misy lastika ambanin'ny tratra manome valera tsara ny tratra sady manafina an'le kibobe :-D:-D:-D:-D

Momba ny volo indray de ny pratika ihany klou izao no mandeha aty amiko, afohezina le volo de 5 mn fotsiny de vita ny brushing de mande zoli e !

Makiazy zany tsa manao fa tsy natirely, afatsy lokomena kolera natirely (corail na gloss incolore) ihany sady tsa tiako ny manao fond de teint sy ny karazany itony mifindra @ny tarehin'ny ankizy rehefa manao :-*:-*:-*
34. kally ( 02/07/2007 16:30)
Isika gasy koa anie akia tsy hatsatra ohatry ny vazaha ka hila fond de teint be mankaiza e (midoka tena:oops:)

Fa ny ahy ny maso no tena miova rehefa asiana zavajavatra fa ny molotra koa moa fahefak'adiny dia dila teo daholo ka tahaky ny vola ariam-potsiny indraindray, nefa mbola tsy fay fa mividy foana.

Izany hoe ny ahy ny tarehy tsy mahazaka masoandro loatra ka vao misy masoandro kely dia fotetahiko crème solaire.

Ny volo moa iny noho ny fahazarana dia vita karakara ihany:lol:
35. mamzelkely ( 03/07/2007 05:59)
za ko alou ra resaka lokomena de marron no fanaoko refa hande fety fa refa andavan'andro de labello :°), ts d emanao makiazy zany

fasaly za ko akia ts tiko maizina mits le taille haute fa ôtrany ramama beuu zany refa manao azy sady ts de sexy lôtra ko :lol::°):-D:-D fa za zao efa matavy ka :-D:-D efa lasa be kibo kely ts mahavita gym trouny :-D:-D:-D

za ra resaka ambony akanjo de tunik no mba tena mafinaritra anah de t-shirt kely de asina pull maivana eo ambony :-P:-D:-D

ra resaka volo njay io sy ny hoho no tena mba vitako mikarakara anazy :lol:
36. xxx ( 03/07/2007 06:19)
Ny ahy njay le resaka lokomena tsy de voako lotra fa le naturel iany, ny akanjo dia ilay sexy ireny( mampiseo fotsa, mini-jupe) de string no anaovana, ilay mampifila ireny zany e, aty aminay manko mafana foana.
37. sakaizakely ( 03/07/2007 07:59)
mamz> sambatra akia nareo mahavita hoho, nenay tsy vita intsony sady mora simba @ fanaovana raharaha de kamo

38. mamzelkely ( 03/07/2007 08:32)
xxx mhh fa manin miafina akia :wink: aza miafina ka

za njay alou le string ts de voako lôtra ee aleko boxer dentelle satri iny ko ange sexy ee :wink:

sakaizakely le hoho akia no zavatra mba vôkarakarako depuis za en classe de 4è angamba de mbaio no vitako io sy volo fa njainjay le izy tapaka ihany na de efa kalina ôtran'ny inn aza :x:-D:-D
39. tslem ( 03/07/2007 09:10)
Ny ahy indray izay mba mahadiavolana ny saiko no ataoko e :wink: ndraindray mba makié kely ndraindray mba natoraly fa refa manao lokomena ah d lé somary asiana sisiny kely maintimainty reny fôna no tena itiavako azy :wink: d zah koa tia sexy na be kibobe ôtran'ny inn aza fa tsy raharahako izay mijerijery :-D:-D
40. xxx ( 03/07/2007 09:36)
mamzelkely> Ny tena mety aminao an,
-ambany: jupe, manara-batana izy eo amin'ny faritry ny fitombenana ka hatreo amin'ny foto-pe.Dia miala eo amin'ny foto-pe somary mivelatra amin'izay fa tsy atao mifinjy. Dia juste eo ambony lohalika ny halavany. Atao hita kely izany ny loha-pé iny.
-kiraro: somary misy talon fa tsy avo be nefa
-ambony: Palitao, tsy idina fa avela misokatra, donky tsy palitao fohy izany, nefa koa tsy lava. Aseho tsara ny ao anatiny ahitana taratra tsara ny tratra.
- atao mainty tanteraka ny volo
- lokomena atao mifanaraka amin'ny lokon'ilay akanjo
- dia manaova collier
- parfum, na tsy manao aza ianao tsy olana io
Andramo ireo indray andro any fa hitanao fa tonga dia "classe" ianao.
Tsy manendrika anao ny taille basse (tena marina io lazaiko io).


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3261