ndao mba hiresandresaka eee
1. mamzelkely
(
29/06/2007 13:25)
ndao sika vehivavy mba hiresandresaka hoe sy hifanome conseil na eo anivon fomba fitafy zany na eo amin'ny coupe-na volo , ny shampoing tokony apesaina ny produit tokony apesaina ny resaka makiazy etc etc.... refa resaka vehivavy ee:wink:
fa ra misy lehilahy mahay kosa de ts ferana izy ireo fa mahazo mandray anjara ko aaa :°):-D:-D
fa ra misy lehilahy mahay kosa de ts ferana izy ireo fa mahazo mandray anjara ko aaa :°):-D:-D
novalian'i mamzelkely ny 24/07/2007 11:41
2. xxx
(
29/06/2007 14:09)
miankina amin'ilay hoe iza ilay vehivavy sy hoe sahala amin'ny ahoana izy no ho valin'ireo zavatra lazainao ireo. Ny fahitako azy toa tsy azo atao bambaray be loatra hoe izao ny fiankajo tsara, na izao ny makiazy. Ny mety sy tsara amin'i mamzelkely ohatra mety ho ratsy amin'ny madamako dia vis versa.
xxx lhl
xxx lhl
4. mamzelkely
(
29/06/2007 14:24)
:°) hihi marina alou io lazain xxx (ary az amiafina mo e :°) )fa ny tiko lazaina hoe ohatra zao hoe en général ra olona botabota de inn n akanjo tsara aminy , ra olona somary manify volo de inn n tokony ataony bdb ...
mety mivôka tampoka eto zao hoe misy souci izy de mety vôteny eto tampoka ny solution ts haiko ee resaka ftsn eto :lol:
mba samy manome zay heviny ftsn fa sô de misy azo raisina ihany ee:wink:
mety mivôka tampoka eto zao hoe misy souci izy de mety vôteny eto tampoka ny solution ts haiko ee resaka ftsn eto :lol:
mba samy manome zay heviny ftsn fa sô de misy azo raisina ihany ee:wink:
5. Aino
(
29/06/2007 14:28)
mamz raha izaho aloha mety haka hevitra fotsony fa izao tsy mahay mampiango fa raha izao no miakandro dia alefako any @izao fotsony.:°)
7. kelly13
(
29/06/2007 17:40)
ny anahako ze tsy d voako no lazaiko :
za tsy tia coupe degradée tsony, tsy tiko tsony kou boucler-na, fa le lisser-na b reny no tiko zao @ coupe.
ny fekanjo tsy tiko indray d le manao jean rovidrovitra tony, draisy tsy voako mintsy, na le akanjo b soratsoratra b reny aie aie aie :°)

8. fasaly
(
29/06/2007 18:03)
eny ary tonga aho an! ny vevavy vao glady na be vatana izy zay dia tsy de tsara loatra ny manao talon avo be fa tsy tsara jerena....:-P
9. fasaly
(
29/06/2007 18:05)
tsy be vatana ahoana moa zany fa matavy be mitsy e! somary kiraro iva no tsara aminy fa mba kiraro manitona manome valeur azy:wink:
10. Fiffi
(
29/06/2007 20:32)
atomboko am loha kalou:
-shampoing:
http://www.beaute-test.com/soins_pre-shampoing.php
-maquillage:
http://www.doctissimo.fr/html/forme/mag_2000/mag1020/maquillage_niv2.htm
parfum:
http://www.tasante.com/sous_rubrique/bien_etre/questionsdepeau/Pages/parfum_choisir.php

11. cute
(
29/06/2007 23:34)
ny ahy ndray aloha raha resaka coupe-na volo d degradee ston no tiako e!!sady toa io koa no manendrika ahy!!
raha resaka maquillage ndray d za tsy dia tia manao maquillage firy fa raha manao dia le loko malefaka ireny no mba tiako, ohatra hoe rose na ohatran`izany!!fa raha lokomena dia manao za fa mbola transparent koa aza!!
eo @ parfum ndray dia tia fofona tsy manitra lotra fa mahafinaritra!!tsy mahatofoka zany e!!
d ny fomba fianakanjo ndray arakaraky ny feeling sy ny toetrandro!!:P d zay!!!8)

12. mamzelkely
(
30/06/2007 05:34)
fasaly aa hitako ts mety ko ho an vhv somary matavy ny manao kiraro le matsoko loha be reny fa lasa ôtrany hafahafa be zany mahita azy fa ny anah zao ra vhv matavy de aleko mahita manao ballerine kely :wink:
kelly hitako eto mits io ts tia degradé io fa teo no niala veuu :°)
cute za ko de mitovy amindry mits za ts de tia manao makiazy sauf refa misy occasion ohatra hoe mande mariage na fety ôtran'izany ranomanitra ko za ts de manao fa deo no tena anaovako ra fomba fekanjo njay alou de mitovitovy fôna ny anah ee jean tennis, jean botte fa ny ambony no miovaova :-D:-D

13. kally
(
30/06/2007 06:57)
Izaho koa tsy tia maizina kiraro matsoko loha, ohatry ny hitrongy izany foana.Fa mazotoa izay tia:lol:
Tsy dia tia ranomanitra loatra sady manelingelina ahy ny olona rehefa henoko be ny ranomanitra anaovany,tsy misy hiainako:-P
Ny maquillage ny ahy doré, marron, maitso mangirana,beige no tena fanaoko rehefa manao.Dia gloss corail no fividiko matetika.
14. fasaly
(
30/06/2007 07:11)
raha olona geza be tsy de tsara manao akanjo mikobana be fa vao maika mamitombo ny hadiriny fa mba akanjo manome valeur ny tenany jereo ny sarin'i bobonezy izao mety tsara mahay mifidy ny akanjo sahaza azy izy:wink:
raha olona somary mampiady lohalika otr'ahy dia aleo tsy manao akanjo mabany lohalika na eo am lohalika fa ambony lohalika na mini na tena lava mahitsy no hanovana izany no ts itiavako akanjo midy na jupe fa aleoko mini foana na jupe lava beuh!:-D

15. mamzelkely
(
30/06/2007 07:26)
ie marina io lazain fasaly ts de tsara lôtra ho an vhv ngeza le manao akanjo mikombona be fôna nefa matetika ny vehivavy ngeza matetika de manao an le akanjo miklopaka be reny mba anafenana an an le angeza :?
kally za alou tia ranomanitra ihany fa ts de manao ftsn fa lhl parfumé no tena tiko :lol::lol: fa ts atao mahery be kosa anefa aa:lol::lol:
kally za alou tia ranomanitra ihany fa ts de manao ftsn fa lhl parfumé no tena tiko :lol::lol: fa ts atao mahery be kosa anefa aa:lol::lol:
16. fasaly
(
30/06/2007 08:43)
ny ahy njay raha resaka coiffure mety amiko dool afa tsy ny coupe carré ihany, tena lasa damama raim sy valo vao manao coupe carré....:{
raha parfum njay dia lay fruité ireny no zakako sy manome hanitra tsara hihihi indray mitsifotra fotsiny no hatao fa tsy atao bdb fa manitsa lotsa raha atao betsaka, zà tia manitra na mande dodo aza tiko hoe misy fofona manitra ny fanjina raha miala teo aho:-D
raha resaka kiraro koa dia tiko dool refa lamody mivoka toa mety amiko dool afa tsy ny kiraro tesaka iva tsy miy talon reny....sady mankarary faladihy ahy no tena tsy elegante izany zà:x:-D raha farany iva dia eo am 3cm eo na 4 cm:?

17. cute
(
01/07/2007 03:57)
mamzelkely!! ohtrany mitovy2 doly nge ref mbola mamzel e!!hihi
za koa mitovy @ fasaly raha kiraro!!za tsy dia tia kiraro petaka fa maika manapetaka ana iny!!hihi za manko somary mbola te hitombo zay ihany!!;-)
za koa mitovy @ fasaly raha kiraro!!za tsy dia tia kiraro petaka fa maika manapetaka ana iny!!hihi za manko somary mbola te hitombo zay ihany!!;-)
18. kally
(
01/07/2007 08:22)
Ny ahy koa ny tena tsy tiako ny mijery vehivavy mahia kely dia manao taille basse dia mitrakitraky be ilay taola-maoja iny, tena halako mihitsy.:twisted:
19. tess
(
01/07/2007 11:36)
hihihi! raha mahia misy forme moa izy manin mba mivelatra eo am bassin na mitraky aza ny taolana fa lay mahia tsy mis jerena no tena nôfa be!