ndao mba hiresandresaka eee
61. mamzelkely
(
04/07/2007 05:33)
ari aa bdb ny zavatra nolazaiko anjy fa apatsiahivo kely anah ftsn fatatro alou le ambangovangony fats haiko ra mitovy :°) fa tsika roa wa indray andro ihany mila mandende marina ee :wink:
kally a non resaka misy ifandraisana amin'ity dinika ity le izy fa i ari manko vhv somary diso tsotra lôtra de efa noteneninay sy fasaly izy momba izay de asa ra hiova ihany na tsia
cute ts de miova le resaka fa misy xxx mana relooking anah eo de eo ndray zao le resaka sinon mitovy ihany hoe inn fanao inn n akanjo matetika anaovana etc etc :wink:
pissoa araho tsara fa mety mahasoa tampoka :-D:-D

62. ari.malala
(
04/07/2007 13:21)
:-D:-D:-Dka zay za zay ko, za efa tsotra hatrizay fa eny e, hiezaka wa za ;)
64. cute
(
05/07/2007 01:27)
mamzelkely:
ari aa bdb ny zavatra nolazaiko anjy fa apatsiahivo kely anah ftsn fatatro alou le ambangovangony fats haiko ra mitovy :°) fa tsika roa wa indray andro ihany mila mandende marina ee :wink:
kally a non resaka misy ifandraisana amin'ity dinika ity le izy fa i ari manko vhv somary diso tsotra lôtra de efa noteneninay sy fasaly izy momba izay de asa ra hiova ihany na tsia
cute ts de miova le resaka fa misy xxx mana relooking anah eo de eo ndray zao le resaka sinon mitovy ihany hoe inn fanao inn n akanjo matetika anaovana etc etc :wink:
pissoa araho tsara fa mety mahasoa tampoka :-D:-D
merci nampahafantatra e!!arako @zay izy zao!!:-*
66. fasaly
(
05/07/2007 06:40)
xxx: ary inona aza no mba tena mendrika hanaovako m^!8O:roll::roll::^) miandry zà! miandry valiteny an!;-)
67. mamzelkely
(
05/07/2007 11:03)
ie marina ny anjy ry fasaly hihihih tokony manao jeu marina tsika de samy manao relooking ny ankizy 1 de aseho sary aveo le izy :wink::-D:-D
68. kelly13
(
05/07/2007 11:06)
hihihi, njaso dévancer§ko i xxx
fasaly>nenjy na lambahoany aza d mety aminjy dol (tsy vazy² io an)
fasaly>nenjy na lambahoany aza d mety aminjy dol (tsy vazy² io an)
73. xxx
(
05/07/2007 19:14)
[quot]za kou mila relooking[/quote] zà vonona hanampy an'i kely13 fa saingy njy lavitra be lôtra:wink:
74. cute
(
06/07/2007 02:41)
ary inona hono no mba mety @na? za koa toa hanao relooking raha izany ko!!
78. ari.malala
(
06/07/2007 12:21)
:-D:-D:-Dza ko aza namaky ny zavatra nosoratan kelly vao nanao surbrillance vao nivoka le izy ko:-D:-D:-D
79. oliverkhan
(
06/07/2007 13:42)
Ilaina ny fikarakarana vatana ho an'ny olona rehetra, indrindra moa ianareo vehivavy izay atao hoe efa voalahatra mihitsy mba hikarakara indrindra ny vatana. Amiko fotsiny anefa mba tokony ho lanjalanjaina izy io mba tsy ho diso tafahoatra loatra, izany hoe eo @ lafiny fandaniana satria tsy maintsy hisy izany, mba tsy handeha ila ny zavatra atao mahakasika ny fiainana manontolo na ao antokatranao na tsy mbola aoa anatiny. Ny zavatra iray tiako lazaina sady fanontaniana kely dia hoe mahatsiaro ho resy ve na tsy mandroso ianareo vehivavy raha tsy manao io fikarakarana vatana io (volo, tarehy....)tsy tsara ve raha izay efa nomen'Andriamanitra ho anao no entinao, sao koa isy zavatra hafa aterak'io fikarakarana io noho ireo fitaovana ampiasaina (produits).
Izay no tiako ho lazaina eto fa @ manaraka aho manoratra misimisy Dia manao veloma sy mirary soa ho anao§
Izay no tiako ho lazaina eto fa @ manaraka aho manoratra misimisy Dia manao veloma sy mirary soa ho anao§
80. mamzelkely
(
06/07/2007 13:59)
olierkhan tsara le mikarakara vatana ka ary marina ny anao hoe mila lanjalanjaina le izy nefa kosa amin'ny maha vhv de mba jejojejo eee :°)