ndao mba hiresandresaka eee

121. ari.malala ( 11/07/2007 14:11)
kally, ok ky a :-D:-D

mamzelkely, d'efa mitadiava solution dieny zao hi aerena ny trano amzany ol zany fa efa misy fotoana mafana iany ny andro:-D:-D:-D na makà congé mandritra ny andro mafana aky a :-D:-D:-D
122. kally ( 11/07/2007 15:18)
Indraindray anie ianao rehefa sendra ny olona ohatr'ireny mba te hanoro hevitra ihany, nefa matahotra koa sao hahatohina an'ilay olona, dia eo:-w
123. fasaly ( 11/07/2007 16:06)
sady refa sady mamofona iny ilay izy no ita taratra be mando be manoddidina anlay elika ny hatsemboana madity tena tsy mampite hikasoka mitsy lay oul:{
124. vale ( 11/07/2007 18:18)
hihihihihi:oops: asaivo maka douche izy koh!:°) ny aho aloha raha sendran'izany de teneniko mivantana, sady tsy loto anie izany ka inn ny hamenatra ny hiteny ilay oul moa?:°)
125. mamzelkely ( 12/07/2007 05:26)
vale ts evidemnt le miteny satri tam za nianatra teny am université de misy akinzy tena ts laitra mits ny fofokeliny de nisy masera zay mo niara-nianatra taminay de oziz miantso anay "o ry reto aa aniversaire-ny androany fa ande hoteneniko io de omeko alamo oziz" fa ts vitany le niteny satri sô de michoké azy le izy fa tena ts zaka ange ry reto zany sady en plus zay miantra entre midi et 2 ndrandray minanfifatiny mits tsisy fenarabna miditra :? :-D:-D:-D
126. kally ( 12/07/2007 08:20)
vale:

hihihihihi:oops: asaivo maka douche izy koh!:°) ny aho aloha raha sendran'izany de teneniko mivantana, sady tsy loto anie izany ka inn ny hamenatra ny hiteny ilay oul moa?:°)



Ka raha tsy loto kosa nahoana no asiana mandro izy?

resaka manahirana akia io fa ilay izy samy olon-dehibe no sady efa lasa resaka "intime" ka manahirana be.
127. fasaly ( 12/07/2007 08:29)
sarotra be aloha lay miteny olona fa ho anzé sahy aleo miteny ihany mba ho tonga saina izy
128. mamzelkely ( 12/07/2007 13:26)
za klou tena ts sahy eee :? aleko miaritra aleko za no miafy fa grave be zanya nde hiteniteny zany k'ty :? :-D:-D
129. kally ( 12/07/2007 13:31)
Raha samy hiteny kosa aloha raha tsy hay ny manao azy am-pitiavana sy fanajana dia aleo mijanona fa mandratra olona fotsiny.
130. ari.malala ( 12/07/2007 13:40)
tena marina ny tenin'i kally hoe atao ampitiavana sy ampanajana fa manjary mandratra!
131. mamzelkely ( 13/07/2007 06:02)
zay alou ee fa za efa niteny olona fa tena hitako deçu ihany le lhl noteniko aa za nefa efa tena diplomaty be niteny taminy oziz za hoe "c pas méchant wa ny zvt lazaiko anao fa amin'ny maha mpinamana atsika..." fa hitako deçu le lhl aveo fa aveo kosa alou izy niezaka ee soa ihany fa depuis za ts de sahy mùiteny trouny :?
132. ari.malala ( 13/07/2007 07:02)
efa nisy cas otranzany, tonga le sipa mpiaramiasa tamina d nandray bout de papier de nanoratra tao we ts d lafo ny déo tsy "fa" fa tsy tadidiko le noteneniny tamzay, fa nalaelo b za kle! ts azoko akory we nanin za fa tonga d zany no noteneniny ana...
133. mamzelkely ( 13/07/2007 09:02)
misy ange akia leolona tena masosotra mits ee tao apenaranay njay tena nisy sipa zay tena masiso foufoune kala tena ts zakako nefa izy refa mipetraka de misaveraberaka tena kivyy za :? angamba izy le ts mifafa na ts misasa refa avy manao besoin fa tena grave aaa tena malany :{:{ :-D:-D
134. sakaizakely ( 13/07/2007 09:14)
lasa nivadika resapofona indray izy ity :-D:-D:-D:-D

misy voisine-ko zay, tsara fanahy be amiko, mazoto mi-depanne ahy @ rehetra fa drai drai drai le fofonkelika tompoko ôôôôôôôôôôôô

ary mino aho fa tena tsy mandro mihintsy i kala.

za klou de mba gaga an'ireny olona tsy mahavaha tena ireny e ! Sady tsy mba mi pozipozy no kamo misasa brrrrrrrrrrrrr :{:{:{:{:{:{:{:{:{:{

fa d'accodac aminareo koa aho ka ! sarotra be ny miteny na dia diplomate sahala am n'inn aza ianao. Eviter-na au maximum fotsiny ny miray efitra aminy

135. mamzelkely ( 13/07/2007 10:41)
sakaizakely fa refa tsatsa ny patch iray ts omby vavav zay ange akia :-D:-D
136. ari.malala ( 13/07/2007 12:19)
:-D:-D:-D:-D ny patch ts omb vav ny ranon'apango misy voay=))=))=))=))
137. mamzelkely ( 13/07/2007 13:46)
k'hita fa efara amizay ko :-D:-D
138. tsiritahina ( 14/07/2007 09:37)
:oops:(l):arrow:fa inona le kozy?
139. kelly13 ( 15/07/2007 10:26)
bdb le kozy, ohatra oe fomba fekanjo, fomba fi-maquiller-na, coiffure etc... ho an'ny jejojejo zany e, izany oe ho an'ny sipa hihihi

tsy t hanokatra sujet za fa inn ary no mba fomba fekanjon'ny lhl mahafinaritra anareo sy ny tsy tinareo?
140. ikaretsaka ( 15/07/2007 18:32)
koty ve ny rebareba?:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2561