ndao mba hiresandresaka eee

101. fasaly ( 09/07/2007 20:02)
izy ngah mahasosotra na sola be aza...mivoaka ihany ny endriny fa otrann'ny marary fotsiny ny mijery azy:?
102. vale ( 09/07/2007 20:56)
xxx:

ilay sariny solabe iny ve dia mety sa sary taloha????
:-D:-D:-D:-D xxx: mety daholo re ah! sssh! tsy mila volo akory aza izy fa tonga dia tsara koh!:-D


103. cute ( 10/07/2007 03:22)
=))=))
104. mamzelkely ( 10/07/2007 06:02)
:-D:-D ôtrany olona avy nana chimio zany sanatri i britney tam le izy sola be iny :? :-D:-D

kally marina mits ny andry ôtrany zavt rht ihany io refa trop de makaleo sady mahasosotra :? :-D:-D ( fa tsara ko alou le fiteny hoe ôtrany fofona trano fandroana fôna ee :-D:-D)
105. kally ( 10/07/2007 06:22)
mamzelkely:


kally marina mits ny andry ôtrany zavt rht ihany io refa trop de makaleo sady mahasosotra :? :-D:-D ( fa tsara ko alou le fiteny hoe ôtrany fofona trano fandroana fôna ee :-D:-D)



Hita akia fa ianareo ve tsy mba manao an'izany rehefa mahita olona be zavajavatrabe na manitra be, ohatry ny trano fandroana na ireny fivarotana ranomanitra ireny,tsy re intsony ny fofona maha-olona azy:-D
106. ari.malala ( 10/07/2007 06:43)
nisy olona fantatro izay otranzany mints taloha, vao miala ary am firy metatra ary d efa manitra bbbeeeee le mampievina ireny, ny makiazy amzany tena aoka fts mints :-D taty aoriana izy niteraka de nampiseoko ny zanany le sary we io neninareo fa menatra be le zanany de niteny we ts neninay zany io :-D:-D:-D:-D fa le makiazy alo ry zareo ra trop tena lasa mampa orera ndray a!:-D:-D:-D:-D
107. mamzelkely ( 10/07/2007 07:33)
:-D:-D fa tena misy olona ôtran'izany anie de ny ts azoko we reny olona reny ve mahazo aina :roll:
108. ari.malala ( 10/07/2007 12:22)
asa aky fa za alo discret iany e! mis yvhv zay niresaka tamiko de niteny ana we za hono mila mba manao makiazy de niteny anazy za we ts zatra anzany za, de ny lokomena hono tokony le hita tsara ireny fa ny ana tsin labello de gloss transparent iany fa ts le midorehitra beu reny, de nanonaniany amzay za refaveo we katolika sa protestant, de namaly anazy za we katolika, de ozizy, ny katolika ndrindra aza no tia zavatra mirentirenty ko! d gaga fts za...
109. kally ( 10/07/2007 15:28)
Hafa koa izany misy idiran'ny finoana amin'izay lokomena izany:lol::-D

Azo atao tsara akia ny manao zavatra manendrika nefa tsy midorehitra kanjo a!sady tsy misy idiran'ny maha-katôlika izany na maha-protestanta fa resa-behivavy e!:-D
110. fasaly ( 10/07/2007 15:45)
zà klou ry zareo tia manao manimanitra fa tsy ilay manitra makarary andoha be reny mitsy! misuy mantsy ranomanitra tena manelingelina orona mankarary andoha be ..fa izaho ihany ny maheno anlay izy de refa misy rivotra tampoka mandalo iny vao maheno anlay izy ianareo:-D:-D:-D fa aza matahatra mitsy refa mifanena amiko fa tsu mamofona salle de bain zà:-D:-D:-D:-D:-D
111. ikaretsaka ( 10/07/2007 15:47)
le ranomanitra mifangaro @ fofona samihafa @ vatana kao no vao mainka mahatofoka ko!
tsy henonareo izany tommy girl mifangaro @ fofonkelika izany dia ingainy tsara ny tanany ao anaty metro fa day fotsiny sisa.. manao apnee mandra pikisany!
112. fasaly ( 10/07/2007 15:50)
ika: :-D:-D:-D ny ahy klou i tomy girl no fampiasako ary tiko lay fofona fa enao kosa tsy haheno fofokelika aty amiko miaraka am tomygirl mitsy an!:-D:-D:-D
sipa be volokelika izy raha vao maimbo helika zay!:-D
113. ikaretsaka ( 10/07/2007 15:54)
rehefa tsemboak mianika ihany ko..
sinoa 1 no hotako tratran'io le mafana be any singapour ireny! fa aoka fotsiny le
114. fasaly ( 10/07/2007 15:59)
zà kosa na tremboka be aza tsy misy fofokelika zany...koike avela lava ny volokelika....
soa ihany aloha tsy maimbo elika zany..fa mamindra be koa ireny an! aza mba manao akanjon'oul misy fofokelika ihany fa tsy afa bela tsony:{
115. mamzelkely ( 11/07/2007 05:51)
:-D:-D grave io fofona deo mifangaro fofokelika io ka ato ampesananay zao de misy rangah zay tena malany malany tena malany tena kivy mits za isak ny mandalo eto akaiko izy fa angamaba izy matevi-koditra lôtra de zay fa le fofona tompoko ôôô anjekako ôôôô tena grave :?
116. ari.malala ( 11/07/2007 06:31)
:-D:-D:-Daza manody koa ny mahazo anjiko ry mamzelkely:-D:-D:-D:-D ato aminay koa refa le misy ol mandalo mandoa facture ireny fa tena mila aerena kely mints alo ny trano fa tena manempotra e! nefa mizesta manao ranomanitra tena beurkkkkkkk! de amzay koa le mpiaramiasa aminay de asina air wick hono hanalàna anle fofona, fa tena vao maika grav e! zao mo za efa ts d manin tson fa tam za bevoka tena mivoaka mints alo d refa madiodio ny rivotra vao miditra fa tena ts mahazaka e! :-D:-D:-D:-D

kally, ka ts norarahiko mints ny teniny k ;) olona malazalaza iany anie zany ol zany e! dokotera alo izy de manana association zay izy, d zay iany no teneniko fa sao d voalaza manao diffamation eo za :P
117. kally ( 11/07/2007 07:07)
Ilay fofon-kelika tokoa aloha dia aoka fotsiny!! misy vehivavy izay mpiaraka aminay, fotsy izy an , izy madio an! tsy misy volo fa isaky ny miaraka manao gym na ohatr'izany dia aoka fotsiny, mitsoaka lavitra mihitsy aho. Izy miaraka amin'ilay akanjo fohy tanana kely nefa dia olona madio sy tsy misy volo fa dia mahery hatsembohana koa angamba...

ari>>Ka na olona malaza aza akia rehefa tsy anona dia izay izany koa!:-D:-D
118. mamzelkely ( 11/07/2007 07:50)
ari tena az amanody marina fa grave ange akia zany ee eritrereto we andro amizao mangatsika fa mbola grave be fofona ko maika fa refa mafa anjekako ôôôôô :-D:-D
119. vale ( 11/07/2007 11:08)
fasaly:

zà kosa na tremboka be aza tsy misy fofokelika zany...koike avela lava ny volokelika....
soa ihany aloha tsy maimbo elika zany..fa mamindra be koa ireny an! aza mba manao akanjon'oul misy fofokelika ihany fa tsy afa bela tsony:{
:°)fasaly: ny volo no tena mahatonga ny fofona aloha e! fa efa nahandre an'io koa aho hoe manao akanjon'oul misy fofon'helika io aho dia hoe mifindra ilay izy!:oops:


120. vale ( 11/07/2007 11:16)
fasaly:

eny ary tonga aho an! ny vevavy vao glady na be vatana izy zay dia tsy de tsara loatra ny manao talon avo be fa tsy tsara jerena....:-P
Fasaly: izaho aloha tia look boubounezy be an!:^)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1616