bokin'ny Salamo

161. marozevo ( 30/06/2007 22:29)
Tianao ve ?
162. cutie ( 30/06/2007 22:31)
ie sady tsara feo le mpihira :lol:
163. marozevo ( 30/06/2007 22:33)
Henonao angaha ?.... Hitanao ao amin'ny RVG ve ?
164. cutie ( 30/06/2007 22:34)
efa nohenoiko io
fa mbola vo nalahatro njay :)
165. marozevo ( 30/06/2007 22:42)
Dia hiara-mihaino eo izany rehefa avy eo... Raha andriko, fa za zany efa te-hatory.
166. cutie ( 30/06/2007 23:15)
ie:)
167. marozevo ( 30/06/2007 23:19)
Tena andrasako fa tiako hiara-mihaino an'io isika.
168. marozevo ( 01/07/2007 00:48)
Cutie > Misaotra fa voaray ilay hira natolotrao ho ahy tao amin'ny RVG. Marina fa tsy Salamo io hira io, nefa ataoko fa tsy HS akory. Variana teo aho nihaino azy.... Efa misy ato amiko ihany io hira io fa tena natsiro be rehefa ianao no nanolotra azy.

Misaotra an.... Azafady fa tsy aritro ity:*
169. cutie ( 01/07/2007 21:41)
marozevo
tsy manin e :)
170. marozevo ( 01/07/2007 22:55)
Dia mbola naverinao indray mandeha indray io hariva io. Misaotra akia ah... Tsy haiko izay hanehoana ny fisaorako anao. Raha teto dia nataoko be dia be mihitsy ity:*:*

Dia hitanao koa ve ilay natolotro ho anao tao, ilay hoe "Faly aho...". Tsy ilay an'i Rebika fa ilay an'i H. Ratsimbazafy ?
171. cutie ( 01/07/2007 22:56)
hihihihi
hitako fa merci
marozevo moa manana an'le "ovay " ve? cd???
172. marozevo ( 01/07/2007 22:59)
ie... manana aho. Fa nanjary natsiro be ho'aho le izy rehefa atolotrao.
173. cutie ( 01/07/2007 23:01)
hihihihi
andefaso an'le cd aza za e :lol:
174. marozevo ( 01/07/2007 23:08)
Aiza ny adiresinao fa ataoko copie mihitsy raha tianao ka mahasoa anao.
175. cutie ( 01/07/2007 23:09)
omeo mail alou de alefako any ny adiresy :)
176. marozevo ( 01/07/2007 23:15)
Jereo ny hafatra manokana
177. cutie ( 01/07/2007 23:17)
ok:)
178. marozevo ( 01/07/2007 23:26)
NB : Raha miditra messanger ange dia azo alefa ao anatin'ny fotoana fohy ireo hira rehetra ireo eh !
179. cutie ( 01/07/2007 23:29)
aleo ihany mail :D
180. marozevo ( 01/07/2007 23:31)
Jereo ary hoe raha tonga any ilay mail nalefako teo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093