bokin'ny Salamo
225. cutie
(
09/07/2007 18:49)
nahatsiaro an'i salmo tampoka za ka :-D
mba lasa aiza aza izy zay :-D
mba lasa aiza aza izy zay :-D
228. marozevo
(
09/07/2007 23:10)
Ato ho ato koa, raha sitrak'Andriamanitra, dia mety hahazo olon-tsambatra iray faharoa isika : I Frère Raphaél Louis RAFIRINGA. Efa miomana fatratra amin'izany ny Malagasy, ka i OM GUY no namorona ny hira momba izany. Hita ao amin'ny RVG, ary anisan'ny mandeha matetika koa...
233. ratonga
(
10/07/2007 10:11)
Ato ho ato koa, raha sitrak'Andriamanitra, dia mety hahazo olon-tsambatra iray faharoa isika : I Frère Raphaél Louis RAFIRINGA. Efa miomana fatratra amin'izany ny Malagasy, ka i OM GUY no namorona ny hira momba izany. Hita ao amin'ny RVG, ary anisan'ny mandeha matetika koa...
fangà ry touny d oul iray ihany no sambatra eto Madagasikara no wé ahazo oul-tsambatra faharoa:-D:-D:-D d in fotsiny zany reo oul bdb miadana sy miaina tsara eto tsy azo lazaina wé sambatra v izy reo:wink::lol::lol::lol:
235. ratonga
(
10/07/2007 14:28)
to misy fianarana séfréra mitondra io anarana io ao antaninandro ao ra tsy disa ah!!:lol:
237. xxx
(
11/07/2007 07:19)
"cutie":mamadika dinika e!
gaga za we in aza no ataon'i ratonga ato @forum finoana sy fivavahana
238. marozevo
(
13/07/2007 18:22)
ratonga ah.... Raha zavatra tsy hainao aza idirana fa manala baraka tena fotsiny ianao eh....
Cutie > Titre n'le hiran'Ny Ainga io eh.... ao amin'ny RVG.
Cutie > Titre n'le hiran'Ny Ainga io eh.... ao amin'ny RVG.
