bokin'ny Salamo
184. marozevo
(
02/07/2007 22:39)
Toa hoe tsy mandeha indray.... "OVAY" no lohateniny... Ao fa ovàko by post eh !...
186. marozevo
(
02/07/2007 23:00)
Fa omaly ve izy nandeha dia androany tsy nandeha, sa tsy nandeha mihitsy.
Za nefa matetika mandefa hira amin'ny piesy zoenty ho an'ny namako any italie, dia mandeha.
Za nefa matetika mandefa hira amin'ny piesy zoenty ho an'ny namako any italie, dia mandeha.
187. cutie
(
02/07/2007 23:32)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 03-07-2007 01:00:58
Lohateny : Re : bokin'ny Salamo
Fa omaly ve izy nandeha dia androany tsy nandeha, sa tsy nandeha mihitsy.
nataoko save de tsy nety nandeha :cry::oops:
188. marozevo
(
02/07/2007 23:53)
Tsy atao save fa executer zay vao afindra....
Fa efa tsy nety izany fa aleo miandry ilay halefa. Fa raha mbola ao ilay mail dia avereno ndray mandeha...
Fa efa tsy nety izany fa aleo miandry ilay halefa. Fa raha mbola ao ilay mail dia avereno ndray mandeha...
190. marozevo
(
02/07/2007 23:56)
Aleo ary ho any eh... Rehefa te-hihaino ianao dia alaharo eo amin'ny RVG aloha mandram-paha....
192. marozevo
(
03/07/2007 19:50)
Saiky handahatra hira Salamo tao amin'ny RVG ho an'ny namana rehetra aho, fa tsy mandeha ilay izy hatramin'izao. Dommage.
194. marozevo
(
03/07/2007 20:00)
Nefa nahafinaritra be le izy oh ? Ohatran'ny hitako foana ireo hira tsara rindra... aleoko ny ahy... ovay... FFF .... jodasy.... sns...
200. marozevo
(
03/07/2007 21:06)
Kay tokoa.... Ny ahy izao ilay "Ho avy ny maraina" no henoiko ato rehefa tsy mandeha ny RVG. Misy hira be dia be ato.
