bokin'ny Salamo
125. cutie
(
28/06/2007 20:42)
marozevo io aza :)
1 Nataon'i Davida. Aminao, Jehovah ô, no anandratako ny fanahiko.
2 Andriamanitro ô, Hianao no itokiako, aoka tsy ho menatra aho; aoka tsy hifalian'ny fahavaloko aho.
3 Eny, tsy hisy ho menatra izay rehetra miandry Anao; fa izay mivadika foana no ho menatra.
4 Ampahafantaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ampianaro ny sitrakao aho.
5 Tariho amin'ny fahamarinanao aho, ka ampianaro; fa Hianao no Andriamanitry ny famonjena ahy; Hianao no andrasako mandritra ny andro.
6 Tsarovy ny antranao sy ny indrafonao, Jehovah ô, fa hatrizay hatrizay ireny.
7 Aza ny fahotan'ny fahatanorako, na ny ratsy nataoko, no tsarovanao; fa aoka ho araka ny famindram-ponao no hahatsiarovanao ahy, noho ny fahasoavanao Jehovah ô,

126. marozevo
(
28/06/2007 21:20)
Dia hoy ny Katolika mihira an'io hoe :
Ref : Aminao ry Yaveh no asandratro ny fanahiko.
Fa tsy ho safo-kenatra izay matoky Anao,
Izay mivadi-poana no reesy.
Toroy ahy ry Tompo ireny làlanao.
Ampalalao ahy ny soritrao.
Hira prefereko io tamin'izaho mbola kely, ary mbola tiako hatramin'izao.

127. cutie
(
28/06/2007 21:25)
tsy de mahay hira kato loatra za:lol:
Mianjy ze alefan'i marozevo njay zany zao :lol:
Mianjy ze alefan'i marozevo njay zany zao :lol:
128. marozevo
(
28/06/2007 21:30)
Za anefa mahay hira protestant be dia be, sady manana CD hira protestant betsaka koa aho, dia io indray aza no tena henoiko matetika noho ny hira Katô. Za anefa amin'io Katô hiringiriny anh...
130. marozevo
(
28/06/2007 21:36)
Mihirà fihiram-baovao, ho an'i Jehova ry tany.
Mihirà fihirana ho an'i Jehova.
Ambarao amin'ny firenena ny voninahiny...
Ambarao amin'ny firenena fa Jehovah no masina indrindra, fa Jehova no mendrika,
Izy no mendrika ny fiderana.
Dia misy koa hoe :
Raha Jehova no Mpiandry, tsy mba misy maha ory..
SShhh... tena betsaka eh... tsy voatanisa.

131. cutie
(
28/06/2007 21:41)
hihihihihi
tsra zany
le hira n'ny kato ma tiako zao nefa tsy haiko tonony akory de le misy we :
" Ry tompoko , atolotro ho anao "
.............:oops::-D
Toa refa alohan'ny kominio no fanaovana an'le hira :lol:
tsra zany
le hira n'ny kato ma tiako zao nefa tsy haiko tonony akory de le misy we :
" Ry tompoko , atolotro ho anao "
.............:oops::-D
Toa refa alohan'ny kominio no fanaovana an'le hira :lol:
132. marozevo
(
28/06/2007 21:47)
Ry Tompoko, ilay endrikao re no mahafinaritra ahy.
Tadiaviko ilay endrikao, ka aza afenina.
Vetivety kely cutie dia tafaverina eto, ka tonga dia atolotro koa ity :
Ianareo rehetra manompo ny Tompo. Misaora ny Tompo.
Ianareo zay manompo ny Tompo amin'ny alina, an-toerany masina.
Asandrato ny tànanareo ka misaora ny Tompo Tsitoha.
Ary aoka Izy anie hitso-drano anareo 'zay eto Siona.
Koa andeha re hidera ny Ray izay mitahy sy miambina antsika.
Ary hisaotra ny Zanaka sy ny Fanahy, Zay niantsoana antsika.

133. cutie
(
28/06/2007 22:00)
ary nalaky niverina i marozevo zany :lol:
Fa tsy io le hira alou e:lol:
Fa tsy io le hira alou e:lol:
134. marozevo
(
28/06/2007 22:05)
Fa ahoana le izy... ataovy lavalava kokoa ary ny fehezan-teny tsaroanao e... Fa raha hira Katô izay tsy maintsy haiko. Za anie tena tia hiram-pivavahana eh....
135. cutie
(
28/06/2007 22:07)
hihihihihi
miezaka ny mitadidy aza za io fa tsy mety tafavoaka:-D
ny tenako , ny heriko rehetra
Omeko anao ..........
Raiso fa ........
miezaka ny mitadidy aza za io fa tsy mety tafavoaka:-D
" Ry tompoko , atolotro ho anao "
ny tenako , ny heriko rehetra
Omeko anao ..........
Raiso fa ........
136. marozevo
(
28/06/2007 22:16)
Zay fa tsaroako....
Vonona aho Tompo, hiaraka aminao.
Fa manolo-tena hofehezinao.
Tsy ny tena ihany no omeko izao.
Fa ny fo fanahy, raiso hanjakao.
Raiso aho Tompo.....
Zao no fikasako izay irian'ny fo
Ho mpanomponao, Tompo manan-jo.
Raha ny eto manko mety mora lo,
Fa ny teninao maro mpankato.
Raha avy ny fotoana izay hialako ety.
Ho afoiko manko ity tany ity.
Ao i Jesoa Tompo zokiko ary.
Ho vantaniko any raha miala ety.
Vonona aho Tompo, hiaraka aminao.
Fa manolo-tena hofehezinao.
Tsy ny tena ihany no omeko izao.
Fa ny fo fanahy, raiso hanjakao.
Raiso aho Tompo.....
Zao no fikasako izay irian'ny fo
Ho mpanomponao, Tompo manan-jo.
Raha ny eto manko mety mora lo,
Fa ny teninao maro mpankato.
Raha avy ny fotoana izay hialako ety.
Ho afoiko manko ity tany ity.
Ao i Jesoa Tompo zokiko ary.
Ho vantaniko any raha miala ety.
137. cutie
(
28/06/2007 22:18)
marozevo
ny fiantombohany io nataoko io ka ,manomboka @ io le izy hihihihihi.
Sahirana mitsy marozevo marina :oops::oops::oops::oops:
ny fiantombohany io nataoko io ka ,manomboka @ io le izy hihihihihi.
Sahirana mitsy marozevo marina :oops::oops::oops::oops:
138. marozevo
(
28/06/2007 22:22)
Sa le hoe :
Atolotro Anao Andriamanitra ô
Atolotro ny tenako rehetra.
Omeko anao ho varo-tsy mifody.
Ry Tompo ô ! Raiso re raha sitrakao.
Mba raiso na tsy mendrika aza
Mba ho anao mandrakizay.
Io kosa angamba eh... Raha tsy io dia tsy haiko ntsony...