bokin'ny Salamo
101. cutie
(
22/06/2007 01:31)
Misaotra ry diams a :wink:
reto zao no tiako:
Je ne me suis pas éloigné, ni fâché car je suis l'expression parfaite de l'amour. (1 Jean 4.16)
Toute grâce que tu reçois vient de ma main. (Jacques 1.17)
Mon plan pour ton avenir est toujours rempli d'espérance. (Jérémie 29.11)
Parce que je t'aime d'un amour éternel. (Jérémie 31.3)
Je suis capable de faire plus pour toi que tu ne pourrais probablement l'imaginer. (Ephésiens 3.20)

102. marozevo
(
22/06/2007 09:59)
Jereo ange ilay fivoarana e... Tao amboalohany tao i cutie tena tsy nisy hatokona amin'ny tenin'Andriamanitra fa tsy nanana baiboly hono izy. Izao izy indray no tena mahita referansy be dia be sy tsara.... Mazotoa cutie.
Ary dia porofo iray koa io hanamafisana ny mpikarakara nampiditra ny baiboly amin'ny serasera, sy izay rehetra nampiditra baiboly amin'ny teny hafa koa.
Ary dia porofo iray koa io hanamafisana ny mpikarakara nampiditra ny baiboly amin'ny serasera, sy izay rehetra nampiditra baiboly amin'ny teny hafa koa.
103. ari.malala
(
22/06/2007 13:08)
marozevo, efa nisy iany taloha baiboly katolika en lligne, fa tsy haiko fa toa nofoanana...
104. marozevo
(
22/06/2007 17:47)
Misy tsy ampy kely ny voalazako eo ambony io :
Ary dia porofo iray koa io hanamafisana ny fankasitrahana (io ilay tsy ampy) ny mpikarakara nampiditra ny baiboly amin'ny serasera, sy izay rehetra nampiditra baiboly amin'ny teny hafa koa.
Ary dia porofo iray koa io hanamafisana ny fankasitrahana (io ilay tsy ampy) ny mpikarakara nampiditra ny baiboly amin'ny serasera, sy izay rehetra nampiditra baiboly amin'ny teny hafa koa.
105. ikaretsaka
(
23/06/2007 04:24)
hmmmm tandremo ary sao lasa koa hanao declaration je t'aime any ka mitondra baiboly!
106. cutie
(
23/06/2007 18:56)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 22-06-2007 11:59:11\
Lohateny : Re : bokin'ny Salamo
Jereo ange ilay fivoarana e... Tao amboalohany tao i cutie tena tsy nisy hatokona amin'ny tenin'Andriamanitra fa tsy nanana baiboly hono izy. Izao izy indray no tena mahita referansy be dia be sy tsara.... Mazotoa cutie.
lol
avy @ le nataon'i DM reo no noraisiko ka
zao alou za mbola mazoto refa tsy misy atao, fa refa veo mety ho kamo lol
107. marozevo
(
23/06/2007 22:08)
Tsy misy atao ahoana izany ? Fa heverinao fa tsy asa lehibe angaha ity eto ity ?
Anjaranao indray izao no mapianatra ahy... Misaotra mialoha.
Anjaranao indray izao no mapianatra ahy... Misaotra mialoha.
109. marozevo
(
24/06/2007 16:59)
Omevo sopapa ao amin'ilay sity misy baiboly eh... ohatran'io efa nataonao eo ambony io.
111. marozevo
(
25/06/2007 19:31)
Rehefa tsy hanome ianao dia omeko àry :
"Raha ny lanitra, dia lanitr'Izy Tompo,
Fa ny tany lovan-janak'i Adama..
Tsy ny maty no midera an'Izy Tompo,
na ireo nidina any an-toerana mangina,
Fa isika no misaotra an'Izy Tompo.
Tsy hitsahatra amin'ny taona mifandimby".
Ps 115 (113 B).

114. cutie
(
25/06/2007 20:39)
Ka ahona njay io we
tsy efa miresaka fasana ve izy @ io :roll:
Tsy ny maty no midera an'Izy Tompo,
tsy efa miresaka fasana ve izy @ io :roll:
115. marozevo
(
25/06/2007 20:43)
ie.... sao dia heverinao fa midika ho fifanoherana ilay hoe "NA". Misy style manokana ry zareo amin'ny fiomba fanoratana.
119. marozevo
(
26/06/2007 19:20)
Izay matoky ny Tompo Tsitoha
Ho sahala amin'i Jerosalema.
Marim-pototra toa vatolampy.
Tsy hihontsona mandrakizay.
Ps 125
Ho sahala amin'i Jerosalema.
Marim-pototra toa vatolampy.
Tsy hihontsona mandrakizay.
Ps 125