bokin'ny Salamo
41. marozevo
(
18/06/2007 06:55)
cutie > tena misy ny Salamo faha 150 ka... jereo tsara... Raha TOB aza no jerenao dia mbola misy Salamo faha 151 ao.
42. cutie
(
18/06/2007 12:11)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-06-2007 08:14:38
Lohateny : Re : bokin'ny Salamo
salmo1 no mameno azy de fenooooooo
aiza ary izy e lol
43. cutie
(
18/06/2007 12:12)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 18-06-2007 08:55:54
Lohateny : Re : bokin'ny Salamo
cutie > tena misy ny Salamo faha 150 ka... jereo tsara... Raha TOB aza no jerenao dia mbola misy Salamo faha 151 ao.
in zany TOB:roll:
46. marozevo
(
18/06/2007 21:28)
Dia izao koa, ry cutie ah. Aza gaga ianao rehefa mijery an'ireo, fa samihafa daholo ireo salamo ireo. Misy mitovitovy izay ihany aloha izy ireo : Ny Salamo 13 sy 53 dia tena mitovy. Misy hafa koa fa tsy tsaroako... inona no antony ? Tsy dia mazava amiko.
Fantaro koa fa ny Salamo fohy indrindra dia ny Salamo faha 116 : roa fotsiny ny andininy. Ary ny lava indrindra dia ny Salamo 118 fa misy 176 ny andininy.
Mazotoa.
Fantaro koa fa ny Salamo fohy indrindra dia ny Salamo faha 116 : roa fotsiny ny andininy. Ary ny lava indrindra dia ny Salamo 118 fa misy 176 ny andininy.
Mazotoa.
48. marozevo
(
18/06/2007 21:49)
Dia aza gaga koa i cutie fa mety misy teny mandratra ao anatin'ny salamo ao...
Ohatra izao ity :
"La rage m'a saisi devant les infidèles
qui abandonnent ta Loi". Sal 118 and. 53.
Tsy hoe manaratsy izy akory, na manenjika ny hafa tsy mitovy hevitra aminy, fa mba may izy koo...
Mitovitovy amin'ilay miseho eto indraindray e...

50. marozevo
(
18/06/2007 22:06)
Dia mbola tsy tapitra ny vaovao momba ny Salamo :
Fantatrao ve fa ilay hiran'i Boney M "On the river of Babylon" dia nalaina tamin'ny Salamo faha 137 (136).
Fantatrao ve fa ny Salamo faha 145 (144) dia toy ireny kilalaon'ny zaza ireny no fomba namoronana azy. Noraisiny ny ABIDIA n-zareo tamin'izany, dia notohizana eo ny andininy. Mitovitovy amin'ilay hoe
Isa ny amontana,
roa ny aviavy,
telo fangady,
efa-drofia....
na ilay hoe :
Oh isa eh : Isak'izay mahatsiaro anao dia malahelo.
Oh roa eh : Rohizan'ilay olon-tiako aho ka tsy afa-miala.
...
Oh enina eh : Anenenako ireo ratsy vitako ka azafady.
Dia inona fa tsy kolontsaina namboarina ho vavaka.

51. cutie
(
18/06/2007 22:09)
misaotra ry marozevo a
mazoto mitsy toi :lol:
misy zavatra taddidiko zay @ marozevo io :lol: fa asa na marina
mazoto mitsy toi :lol:
misy zavatra taddidiko zay @ marozevo io :lol: fa asa na marina
54. marozevo
(
18/06/2007 22:22)
Eny ary.... efa maika hamaky aho fa ataovy izao dia izao.
Tohizana ary ny momba ny Salamo. Fantatrao ve fa ireo Salamo 150 ireo dia azo sokajiana ho fianakaviana efatra :
1 - Salamom-panafahana (liberation)
2 - Salamo fampianarana (instruction)
3 - Salamom-pihobiana (louange)
4 - Salamo fankalazana (célébration).

55. cutie
(
18/06/2007 22:33)
Salamom-panafahana (liberation
Salamo fampianarana (instruction
reo zao no mi interesser ahy lol
56. marozevo
(
18/06/2007 22:46)
Salamom-pahafahana : 88 / 3 / 5 / 30 / 41 / 66 / 73 / 4 / 124 / 16 / 131 .... (Total : 89 psaumes).
Salamo fampianarana : 78 / 114 / 1 / 19 / 37 / 49 / 15 / 24.... (Total : 19 psaumes).
Salamo fampianarana : 78 / 114 / 1 / 19 / 37 / 49 / 15 / 24.... (Total : 19 psaumes).
58. marozevo
(
18/06/2007 23:09)
Fa eo angaha moa misy miteny hoe ataovy androany. Ataovy copier/coller dia afindrao any amin'ny documents ireo... dia amin'ny manaraka dinidiniho.