bokin'ny Salamo
23. cutie
(
15/06/2007 21:50)
ka le salamo wa no ohatran'ny mba tiako
de Solomon koa moa sa Salomon :-D tadidiko fotsinyu we bokin'ny fahendrena :lol:
de Solomon koa moa sa Salomon :-D tadidiko fotsinyu we bokin'ny fahendrena :lol:
24. marozevo
(
15/06/2007 22:51)
Kay moa ry cutie ato misy Baiboly ah... mino aho fa tsy maintsy salamo ao. Fa ilay mitady azy tsy haiko. Sao dia mba misy afaka manampy an'i cutie e...
28. marozevo
(
16/06/2007 19:18)
Ndao hiara-sahirana e njay ary e... Izaho mba milaza hoe misy site momba ny baiboly ao, na gasy na vazaha. Dia i cutie indray mba mitady an le izy... na miantso namana hafa hitady an le izy.
30. marozevo
(
16/06/2007 19:40)
Tsy haiko anie ny mitady ilay site dia izany no ilazako hoe mba tadiavo eh... Asa ! Mety ho io angamba. Andramo aloha...
Mba ampio izahay rey olona hitady an'izany fa aza jerena fotsiny ah ..
Mba ampio izahay rey olona hitady an'izany fa aza jerena fotsiny ah ..
32. cutie
(
16/06/2007 20:09)
marozevo
hitako fa aiza le misy hira :lol:
http://baiboly.org/toko.asp?boky=SALAMO&toko=1&andininy=1-1&dika=
hitako fa aiza le misy hira :lol:
http://baiboly.org/toko.asp?boky=SALAMO&toko=1&andininy=1-1&dika=
33. cutie
(
16/06/2007 20:14)
marozevo nahita hafa aza za koa
Tononkira :lol:
http://baiboly.org/toko.asp?boky=TONONKIRA&Toko=1&andininy=7&dika=
http://baiboly.org/toko.asp?boky=TONONKIRA&Toko=1&andininy=8&dika=
misy mampimme mitsy fa tsy tohizako tsony :-D
Tononkira :lol:
http://baiboly.org/toko.asp?boky=TONONKIRA&Toko=1&andininy=7&dika=
http://baiboly.org/toko.asp?boky=TONONKIRA&Toko=1&andininy=8&dika=
misy mampimme mitsy fa tsy tohizako tsony :-D
34. marozevo
(
16/06/2007 20:33)
Felicitation cutie... Ka ireo Salamo ireo le hira ko aiza ahoana indray e... Na jereo indray ilay vazogasy fa any, hono, misy feony.
36. marozevo
(
16/06/2007 20:41)
Ireo no tonony ka... fa ny feony ho'aho be dia be kooo... Tena hira ireo fa tsy miseho fotsiny ny solfĂ na solfezy.
Toko sy andininy : Salamo 1, 1 - 150, 5.
Toko sy andininy : Salamo 1, 1 - 150, 5.
38. marozevo
(
16/06/2007 20:55)
Manomboka amin'ny Salamo voalohany andininy voalohany, ka hatramin'ny Salamo faha 150 andininy fahadimy. Zany hoe ny salamo rehetra zany eh... Mananihany ve aho ?
