bokin'ny Salamo
208. marozevo
(
05/07/2007 21:25)
Inona avy le telo, sao dia mitovy amin'ilay tiako koa ? Ny ahy indray tsy telo fotsiny fa be dia be kanjo eh...
209. cutie
(
05/07/2007 21:27)
hihihihi
1- vorona ( tsy haiko na io no titre)
2-Fanantenana
3- Le misy we eto anatrehan'Atra iny
1- vorona ( tsy haiko na io no titre)
2-Fanantenana
3- Le misy we eto anatrehan'Atra iny
210. marozevo
(
05/07/2007 22:22)
Vorona ô... mikopaka eny an-danitra eny... Hafa ihany ilay voalohany.
Tsy hoe tsy fitia no nahatonga ahy, namoy ny hafaliana sy olon-tiana...
Eo anatrehan'Andriamanitra no anolorako ny tenako...fitia voahasina.

211. cutie
(
07/07/2007 01:41)
Eo anatrehan'Andriamanitra no anolorako ny tenako...fitia voahasina
hay ve fitia vohasina ny titre an'iny e :)
212. marozevo
(
08/07/2007 22:01)
Inspiré avy amin'ilay hoe "Oui devant Dieu, devant les hommes...".
214. marozevo
(
08/07/2007 22:45)
ie.... tena ao mihitsy....
Fa ilay "vorona ô = Ilay voalohany" kosa natao hifanakalozan'izay mifanalavitra be....
"...mba hitanao ve Ravolasoanirina izay e, mijaly manana olon-tiana, misento an-tanan'olon-kafa....?". Tsy Y fa I an !
Entre-pà : I OM GUY, (Chefn'ny tarika NY AINGA) dia nanomboka tamin'ny fanaovana hiram-piangonana tao Andohalo, satria nampianatra tao amin'ny Sekoly St Joseph izy tamin'izay. Anisan'ny malaza tamin'izany ny hoe : Mihainoa sy mandrenesa ianao ry Nosy... sy ny hoe Ndeha hiroso izahay fa tsy hiverina....

215. cutie
(
08/07/2007 23:04)

efa henoko
fa le tantine nay zay tara aminy :-D:-D:-D:-D
217. cutie
(
09/07/2007 01:47)
gaga za we in aza no ataon'i ratonga ato @forum finoana sy fivavahana :-D:-D:-D:-D
218. xxx
(
09/07/2007 07:23)
cutie: :-$schuuuuuut draso alou atao xxx sô misy mahita ary:-D:-D:-D:-D