mahazendana

61. cutie ( 05/01/2007 00:14)
freako kristian:-D:-D:-D:-D
right wing freako kristian:-D
62. ikaretsaka ( 05/01/2007 00:18)
Dia izay izany no antony tsy itiavan'ny hafa ny Tenin'Andriamanitra


ataoko kosa angamba fa tsy nisy resaka fitiavana tao @ ilay nolazain' i rakaroka fa fandinihina
63. cutie ( 05/01/2007 00:20)
:-D:-D:-D:-D
64. LazaDaddy ( 05/01/2007 00:21)
lohahevitra: mahazendana => mahazendana ny fanenjehan'ny olona ny Tenin'Andriamanitra
65. cutie ( 05/01/2007 00:23)
mahazendana ny oul stubborn :-D
66. ikaretsaka ( 05/01/2007 00:26)
voalazan'i cutie...
laza o..mangala recul fa tena vao mainka manala baraka tena marina e...
ny hendry no anarina..
67. cutie ( 05/01/2007 00:27)
:-D:-D:-D:-D
68. ikaretsaka ( 05/01/2007 00:29)
cutie> marina e... ny adalan'ny tena no tafian-damba manko koo! ary ny hendry no anarina
69. cutie ( 05/01/2007 00:30)
ka izy nga mety anarina fa manao stubborn:-D
70. LazaDaddy ( 05/01/2007 00:31)
ikaretsaka , cutie> misaotra :)
71. cutie ( 05/01/2007 00:32)
mody manao misaotra fotsiny nefa.............:-D
72. ikaretsaka ( 05/01/2007 00:35)
enga anie ka mba tena hampiharinao tokoa fa be ihany izay fananarana sy natao anao izay tato ry LD
enga anie ka tena avy amin'ny fo tokoa ilay "misaotra"... indray andro any!
Amen!

73. LazaDaddy ( 05/01/2007 00:39)
ny ahy dia isaorako mihitsy ny olona "manoro" hevitra ahy satria fantatro fa @ fony no anoroany hevitra.

tsy midika izany hoe ny torohevitra rehetra no raisiko, fa jereko aloha ny toe-panahin'ilay "manoro hevitra".
74. cutie ( 05/01/2007 00:39)
:-D:-D:-D:-D:-D
75. cutie ( 05/01/2007 00:39)
io ndray :-D
76. ikaretsaka ( 05/01/2007 00:51)
Misy fitenenana zaponey izay manao hoe:

" ny ankamaroany torohevitra ilay tena ilainao dia tsy voatery ho azonao @ "sage" sy temple fa eny an-tsena sy eny amin'ny toerana tsy ampoizina"

atsipy ny tady atandroky ny omby ....
77. LazaDaddy ( 05/01/2007 01:05)
misy Tenin'i Jesoa izay hoe "tandremo fa betsaka ny mpamitaka"
78. ikaretsaka ( 05/01/2007 01:10)

misy koa ao miteny hoe "ny sainao (stubborn) no mpamitaka anao voalohany indrindra"
79. LazaDaddy ( 05/01/2007 01:13)
aiza izany "ao" izany ry ikaretsaka?:)
80. ikaretsaka ( 05/01/2007 01:20)
ao anaty baibolinao ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0744