mahazendana
21. pissoa
(
04/01/2007 06:13)
Manaiky hoe tenin'Andriamanitra ny ao, ampiasao ny baiboly ... kou innn dray !
22. LazaDaddy
(
04/01/2007 06:15)
indrisy ry Pissoa fa tsy manaiky an'izany daholo isika eto na dia izay aza ny faniriana sy firariana :):-*
23. pissoa
(
04/01/2007 06:18)
Asehoy hoe izay tsy manaiky raha mahita ianao (amintsika fantatra hoe Kristianina eto) ?! Za aloha tsy mahita ! :-D:-D:-D
24. LazaDaddy
(
04/01/2007 06:20)
Pissoa>
1) angaha tsy kristianina daholo indray isika eto hoy i Pissoa etsy ambony? :)
2) Izaho tsy afaka ahafantatra hoe i rakoto na i rabe Kristianina
3) misy tsy manaiky eto hoe " hoe tenin'Andriamanitra ny ao @ BAiboly"

25. ikaretsaka
(
04/01/2007 06:22)
Manaiky hoe tenin'Andriamanitra ny ao, ampiasao ny baiboly ... kou innn dray !
manaiky an'io daholo anie. ary mampiasa an'io daholo
fa ilay lazain'i soanja hoe
Fa raha tena mandalina ny resaka ao ianao dia ahita fa tsy manenjika ny baiboly ny hafa fa manamafy ny hoe "tsy ao amin'i baiboly irery no ahitana ny tenin'Andriamanitra
raha miteny an'izay=tsy manenjika akory...
efa nohazavaina tary ange ioe... fa dia tsy haiko ny mbola mahazendana anao...
Tena mila maka recul ianao ity ka!
26. pissoa
(
04/01/2007 06:26)
LazaDaddy:
Pissoa>
1) angaha tsy kristianina daholo indray isika eto hoy i Pissoa etsy ambony? :)
2) Izaho tsy afaka ahafantatra hoe i rakoto na i rabe Kristianina
3) misy tsy manaiky eto hoe " hoe tenin'Andriamanitra ny ao @ BAiboly"
:-w:-w:-w
Hay ianao tsy afaka hahafantatra akroy, nefa lazainao hoe
LazaDaddy:
indrisy ry Pissoa fa tsy manaiky an'izany daholo isika eto na dia izay aza ny faniriana sy firariana :):-*
tamin'izaho niteny hoe
pissoa:
Raha io indray le famaritana dia tsy mahagaga raha tsy nisy namaly satria isika mpidinika eto dia Kristianina ary manaiky ny Baiboly daholo.
:-D:-D:-D
Ankoatra izay ianao mpamerimberina be any amin'ny dinika any hoe "Ampiasain'i Satana ny Kristianina hanohitra baiboly" ... na hoe "Kristianina Sandoka" ... hay ve tsy fantatrao akory na Kristianina ilay olona mamaly eto na tsia fa dia mba ... :-D:-D:-D
27. LazaDaddy
(
04/01/2007 06:29)
Pissoa> ny mahatonga ahy miteny hoe sandoka dia satria ilay olona mihitsy no miteny hoe "kristianina" izy.
28. ikaretsaka
(
04/01/2007 06:34)
LD> tena mila recul ianao... mila manao examen lalina mihitsy :roll:
meditate on stubborness! mba kozy e:-*
meditate on stubborness! mba kozy e:-*
30. pissoa
(
04/01/2007 06:36)
Fa maninona no lazainao sandoka nefa izy efa miteny oe Kristianina ? :-D:-D:-D
31. LazaDaddy
(
04/01/2007 06:40)
pissoa:izay indrindra no maha "sandoka" azy ireo. "Fantaro @ voany ny hazo" hoy i Kristy, betsaka ny ho avy "amin'ny anarany"
Fa maninona no lazainao sandoka nefa izy efa miteny oe Kristianina ? :-D:-D:-D
32. ikaretsaka
(
04/01/2007 06:40)
pissoa> mila maka recul kely lery fa sarotra aminy ny manaiky izany!
33. pissoa
(
04/01/2007 06:52)
LazaDaddy:Ary raha sendra ozy Jesoa oe
izay indrindra no maha "sandoka" azy ireo. "Fantaro @ voany ny hazo" hoy i Kristy, betsaka ny ho avy "amin'ny anarany"
Matio 7:de ahoana :-D:-D:-D
1 Aza mitsara, mba tsy hotsaraina hianareo.
2 Fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo; ary araka ny ohatra ataonareo no hanoharana ho anareo.
3 Ary nahoana hianao no mijery ny sombin-kazo eo amin'ny mason'ny rahalahinao, fa ny andry eo amin'ny masonao dia tsy mba tsaroanao?
4 Ary ahoana no hilazanao amin'ny rahalahinao hoe: Aoka aho hanaisotra ny sombin-kazo eo amin'ny masonao; nefa indro, ny andry eo amin'ny masonao?
5 Ry mpihatsaravelatsihy, esory aloha ny andry eo amin'ny masonao, ary amin'izay vao ho hitanao tsara ny hanesoranao ny sombin-kazo eo amin'ny mason'ny rahalahinao.[...]
34. LazaDaddy
(
04/01/2007 06:55)
Pissoa> Ekeko tanteraka ireo Tenin'i Jesoa ireo. Fa ny tokony hosarahintsika dia ny fanavahana ny fitsarana sy ny fitandremana. Nampitandrina koa i Jesoa hoe "tandremo fa betsaka ny sandoka", ilaina fantarina ny sandoka dia toy ny "famantarana ny hazo @ voany".
35. pissoa
(
04/01/2007 06:59)
Dia efa fantatrao ve le Sandoka ? Za koa mety mahafantatra ihany ngambany ... :-D:-D:-D
Pissoa:
Ny tsy hitovizantsika dia ny sasany manao hoe Baiboly = Andriamanitra/Jesoa,[...]
37. prime
(
04/01/2007 14:10)
Ilay mahakristiana fotsiny aloha dia efa lohahevitra lehibe mihitsy... ny fandinihana ny mahasandoka na tsia dia mbola vao maika koa dinika lehibe mihitsy... satria na Kristy aza dia nanao fanoharana hafakely izay mikasika izany ka nitantaràny ny any am-parany eo amin\'ny vary sy ny tsiparifary... Matio 13:24-30
Raha zohina ny tena fototry ny adihevitra efa niverimberina matetitetika ihany izay dia izao :
- misy ampahany amin\'ny mpiserasera etoana milaza fa ny Tenin\'Andriamanitra dia izay voambaran\'ny baiboly ihany (...ary izaho anisany) fa ny ankoatr\'izay dia seho sy tranga isankarazany eo amin\'ny fomba fiasa na asan\'Andriamnitra mihitsy ka mbola tsy maintsy hamarinina amin\'ny Tenin\'Andriamanitra indray aza raha tena avy aminy marina na tsia...
- misy kosa ampahany milaza hoe, marina fa Tenin\'Andriamanitra no raiketin\'ny baiboly saingy tsy io ihany no Tenin\'Andriamanitra fa miteny amin\'ny fomba maro hafa Izy...
Eo no mitranga ny olana satria tsy mitovy ny referansa fototra resahina... ny an\'ny voalohany efa mazava fa ny baiboly ihany na inona resahina na inona resahina ary tsy lany andro velively io...
Fa ny an\'ny faharoa no \"mahazendana\" tokoa satria tsy manana referansa loatra fa izay \"bitsihin\'ny fanahy\" (hoy izy ireo) na ihany koa izay mety ho takatry ny saina ho izy (araka ny fahendrena) dia azo ambara izany fa ny fahalalàna ara-tsaina sy ao am-po ihany no referansa ka azo tsy ifantohana loatra ny baiboly... (hoe isaky ny misy zavatra dia ahoana hoy ny baiboly)
Izay no tian\'i LD marihina hoe fanoherana ny baiboly, dia ilay famitahana izay tsy avy amin\'Andriamanitra manamafy ny hoe tsy ny baiboly ihany na koa sahy milaza mihitsy hoe tsy ilaina ny miverina amin\'ny baiboly isaky ny misy tranga... eo no miasa ilay ratsy ka afaka mamitaka amin\'ny fomba rehetra satria ilay referansa tena izy efa voafafa fa afaka mamorona referansa maro hafa anamarinana tranga na asa na seho iray...

38. pissoa
(
04/01/2007 15:14)
Prime:
Izay no tian'i LD marihina hoe fanoherana ny baiboly, dia ilay famitahana izay tsy avy amin'Andriamanitra manamafy ny hoe tsy ny baiboly ihany
Tsy fitaka io. Ny "Baiboly ihany" no fitaka be vava. Baiboly ihany ... fa Andriamanitra atao aiza ? Mila ohatra ve isika amin'ny zavatra mety mitranga noho ny "Baiboly ihany" (hevitra nandeha teto amin'ny serasera ihany, ary mazava ho azy fa tsy dia iombonako hevitra ireo) :
# tsy azo atao ny mahatsiaro sy mankalaza ny nahaterahan'ny Mpamonjy ... tsy ara-baiboly.
# Lehilahy, izany hoe manana penis, Andriamanitra satria Ray no nolazainy ... ao amin'ny Baiboly.
# Baiboly (boky, http://www.request.org.uk/infants/bible/bible_lg.jpg raha mila atao sary izany atao hoe boky izany) = Jesoa ... ara-baiboly.
# Mandeha any amin'ny afobe daholo izay tsy manaraka Baiboly Katolika, satria ny Baiboly hafa efa nanalan'i Lotera ary ara-baiboly dia tsy azo hanasorana ary tsy azo hanampiana ny "Teny".
Mahazendana ahy bebe kokoa ianareo milaza fa "Baiboly ihany".
# Mahazendana ahy fa ekenareo ny fanilihana boky sasany nataon'i Lotera na tsy ara-baiboly aza fa araka ny "saina sy ny normes" narafiny sy ny olona sasany tamin'izany.
# Baiboly samy hafa angaha no ampiasainareo no misaratsaraka ianareo na amin'ny Hevitra na amin'ny pratika ? Sao nampianareo ny hevitrareo sy ny hafazahoanareo azy ny Baiboly no mahatonga anareo misaratsaraka toy izao ?
# Tsy ara-baiboly ny filozofianareo hoe "Izay tsy mitovy hevitra aminareo dia mandeha any amin'ny afobe." Matetika miverina eto io, na mivantana na amin'ny karazam-panontaniana ankolaka.
# Maninona no omenareo anarana gasy na nohagasiana Andriamanitra fa tsy ny anarana tiany hiantsoana Azy tao amin'ny Baiboly hebreo no tehirizinareo. Inoako fa any Zamerika ohatra tsy avadika teny Anglisy ny anaranareo na anaran'ny olonkafa, ohatra hoe "Ravalomanana" dia atao hoe The Eight Have (ra + valo + manana =))=))=)) ) satria miteny Anglisy any.
Etsetra ... etsetra.
39. Ruby
(
04/01/2007 15:24)
ka maninona ary be dia be ny fivavahana kristiana le baiboly katolika ihany no maningana..hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha...
katolika aho no miteny fa mba hitako iany ny fiangona ny ankizy namako toa velona be izany sy hita oe mivavaka e. de nefa zaho mandeha any @ fiangonako, otran ny mampatory zany fa tsisy nininn fa de le feo monotone ben i mompera fotsiny. zany no mahatonga ahy ho fanina angamba am ty resaka fivavahana ity.

40. ikaretsaka
(
04/01/2007 15:25)
Fa ny an'ny faharoa no "mahazendana" tokoa satria tsy manana referansa loatra
tsy izany indray anefa ny fijeriko azy toa betsaka be aza ny referansa (raha source no tianao lazaina @ io reference io)
raha ilay reference 1 hafa... ilay tsiponina isan'andalana dia io no tsy ekena dia miverina amin'ny tenin'i simplex

simplex:
- ny fampiasana azy hi-cautioner-na acte iray.
- ny fi-interpreter-na azy stricto-sensus voire subjective. Lalana ve ny Baiboly ?
- ny fiheverana fa ny tenin'A/tra ambony no A/tra.
- ny fiheverana fa ny baiboly no andriamanitry ny kristianina