mahazendana
121. Zina
(
08/01/2007 18:11)
sa voalazan'ny baibolinareo koa io
odryyy volaza tsara ao @ baiboly ny rehetra mihitsy ny FANAJANA....Ianao no tsy mahay manaja olona ko
122. xxx
(
08/01/2007 20:25)
hoy i cutie:
mamenatra na ny miady hevitra @ olona manana fisainana ohatran'io..sa v mbola zaza saina..
d aleo mangina fotsiny ry zina a..
mahatsiaro tsy voahaja nga
sa voalazan'ny baibolinareo koa io
mamenatra na ny miady hevitra @ olona manana fisainana ohatran'io..sa v mbola zaza saina..
d aleo mangina fotsiny ry zina a..
125. xxx
(
09/01/2007 16:27)
de inn zao no dikan'io right wing freako kristian ? nga ko tsy mahay miteny gasy ?
126. Zina
(
09/01/2007 22:24)
xxx [ Valio ] 08-01-2007 21:25:45
Lohateny : Re : mahazendana
hoy i cutie:
Voalaza teo :
mahatsiaro tsy voahaja nga
sa voalazan'ny baibolinareo koa io
mamenatra na ny miady hevitra @ olona manana fisainana ohatran'io..sa v mbola zaza saina..
d aleo mangina fotsiny ry zina a..
marina ny anao ....
127. niryna
(
20/01/2007 05:40)
LazaDaddy:
ikaretsaka> mazava be anie ilay fanontaniana ao e.:) araka ilay nambarako an'i Soanja hoe inona ny antony? Dia tsy misy sahy mamaly hoe inona fa manova resaka no ahatongavan'ny sasany ao...asa tsy tiana ho fantatry ny namana ve ny antony? Misy aza moa araka ny fitadidiako nilaza fa tsy misy izany mpanenjika Baiboly izany (izay notsoriko mivantana fa hevitr'i Satana)...
Satria tsy mahita ny tena antony izy toy ireny olona mankahala ireny,firifiry no manompa sy manonona ny tena hoe izao ianao.Toy ireny olona mankahala ireny rehefa zohina ny antony sy anontanianao izy ny fankahalany ilay olona dia tsy misy valiny.
128. cutie
(
24/01/2007 01:17)
xxx [ Valio ] 09-01-2007 17:27:34
Lohateny : Re : mahazendana
de inn zao no dikan'io right wing freako kristian ? nga ko tsy mahay miteny gasy ?
nga i xxx moa tsy aty usa no tsy mahay an'zany :roll::roll::roll:
129. prime
(
25/01/2007 15:05)
pissoa> Rehefa \"sola scriptura\" ihany no mba fantatrao dia mionona fa tsara izany fa mbola betsaka no mbola tokony halalininao izay vao miteny mikasika ny protestantisma...
Ny kristianisma dia miorina mihitsy amin\'ny \"sola scriptura\" satria ny Teny dia Andriamanitra ary ny Teny no tonga nofo ka nonina tamintsika hoy ny Jaona toko 1 izay...
Ny kristianisma t@ fiandohàna no raisinao ohatra, ary mbola mahadiso anao hoe tsy nampiasa ny Tenin\'Andriamanitra, fa ny Testamenta Taloha angaha aminao tsy ao anatin\'ny baiboly? Moa i Petera, Paoly, Jaona tsy nampianatra t@ alalan\'ny Testamenta taloha raha nitory an\'i Kristy?... sa nirenireny teny nitory izay samy fantany teny ny Apostoly sy ny mpianatra taminao?:wink::-D:-D
Ny tsy famakiana baiboly, ny tsy finoana izay ambaran\'ny Tenin\'Andriamanitra, ny tsy fizahan-toetra ny seho sy ny tranga rehetra amin\'ny alalan\'ny soratra masina no mampiseho ny vokatry ny asan\'ilay zanaky ny tsy fanarahana...

130. pissoa
(
25/01/2007 15:50)
Wadray !
Ie - tsy betsaka ny fantatro mikasika ny Protestantisma, ary raha tsy diso aho dia mbola i Prime no niteny tamiko hoe "Sola Scriptura" ihany no fototry ny protestantisma ! sa tsy izany no dikan'ito :
Izaho tsy miresaka Tenin'Andriamanitra, fa miresaka "Baiboly". Zavatra tsy mitovy ireo (amiko - fa io ilay lavinao :-D ). Tamin'izany hoa tsy nisy Baiboly ! Testamenta taloha fotsiny no nisy tamin'izany ... Izay mikasika an'i Kristy tamin'ny ankapobeny dia ry Paoly sy ry Petera sy ry Jaona no nandefa taratasy tamin'ny olona, fa tsy nisy Baibolyyyy ! Ka iza no mahaKristianina antsika, i Kristy sa i Abrahama sy izay voalaza ao amin'ny boky taloha ? Ary Kristianina tsy feno zany ve ry zareo satria tsy Baiboly feno no nampaKristianina azy ? :-D

Prime:Ahitsio raha diso. (Sady toa nivadika tampoka hoe mbola misy hafa :oops::lol: )
... marina amin'ny ampahany ny lazainao fa mandaliana kosa aloha vao milaza fa tsy "sola sriptura" ihany no fototra iaingàn'ny protestantisma...
Izaho tsy miresaka Tenin'Andriamanitra, fa miresaka "Baiboly". Zavatra tsy mitovy ireo (amiko - fa io ilay lavinao :-D ). Tamin'izany hoa tsy nisy Baiboly ! Testamenta taloha fotsiny no nisy tamin'izany ... Izay mikasika an'i Kristy tamin'ny ankapobeny dia ry Paoly sy ry Petera sy ry Jaona no nandefa taratasy tamin'ny olona, fa tsy nisy Baibolyyyy ! Ka iza no mahaKristianina antsika, i Kristy sa i Abrahama sy izay voalaza ao amin'ny boky taloha ? Ary Kristianina tsy feno zany ve ry zareo satria tsy Baiboly feno no nampaKristianina azy ? :-D
131. prime
(
26/01/2007 13:10)
pissoa> izay no lazaiko hoe ampahany, ary ireto inona aminao?
- \"sola scriptura\"
- \"sola fide\"
- \"sola eklesia sola reformata\"
Ka rehefa mahafantatra iry voalohany dia tena efa lehibe izany fa izay no mahatonga ahy miteny hoe mandaliana aloha...
Izay no lazaiko hoe misy tsy azonao raha izany, ny baiboly dia fitambarana boky maromaro (66 ho an\'ny protestanta ary ~89 ho an\'ny katôlika)... ekena fa ny testamenta taloha no nampianaran\'ny Apostoly ny momba an\'i Kristy, ny epistily no nifampitaizàna satria sady niafina no nenjehina ireo kristiana ary ny fampianarana notovoziny mivantana t@ i Kristy no notoriany (tantara sy ny zava-nisy)... fa niaingàn\'ny fototra dia ny testamenta taloha...
Ka ny baiboly tsy tonga dia vaingana boky 66 na 98 ohatry ny ankehitriny fa nivoatra araka ny fotoana... ka t@ izany, ny baiboly dia nifototra t@ testamenta taloha sy ny boky fampianarana jiosy maro nantsoina hoe apokrifa (torah jiosy) ka inona moa no mahagaga amin\'izany? sa ny testamenta taloha tsy baiboly hoy ianao?...
Tsarovy fa na hatramin\'izao isika miteny izao mbola tsy mitsahatra ny fikarohana mikasika ireo rakitra rehetra momba an\'i Kristy...

132. pissoa
(
26/01/2007 16:35)
:-D:-D:-D
Ka ny tsy azoko amin'i Prime koa anie dia izao e. Izaho angaha niresaka Protestantisma moa ? Ilay resaka Baiboly fotsiny ihany anie no resahintsika eto e. Ianareo milaza fa amin'ny Baiboly fotsiny ihany Andriamanitra no miteny ... Dia io no argument narosoko hoe taloha tsy nisy Baiboly akory ka niteny tamin'ireny Kristianina betsaka ireny ve izany Andriamanitra sa tsia ? Ary nisy Baiboly nanampy ireny ho olona ireny ho tonga Kristianina sy hihazona ny finoany ve sa tenin'olona toa an-dry Petera sns no nanampy azy ? Dia izay !!! :-D:-D:-D
Aza variana any amin'ny sampanana hoy ianao izay :-D:-D:-D
Ny protestantisma, ataovy size vaovao hianaranay fa izahay anie tsy mahay e ! Efa niteny aho fa mbola i Prime no nanoro ahy hoe "Sola scriptura" ihany ... Kay tsy izay akory tampoka avy eo :-D:-D:-D

133. cutie
(
26/01/2007 16:41)
Ilay resaka Baiboly fotsiny ihany anie no resahintsika eto e. Ianareo milaza fa amin'ny Baiboly fotsiny ihany Andriamanitra no miteny ... Dia io no argument narosoko hoe taloha tsy nisy Baiboly akory ka niteny tamin'ireny Kristianina betsaka ireny ve izany Andriamanitra sa tsia ? Ary nisy Baiboly nanampy ireny ho olona ireny ho tonga Kristianina sy hihazona ny finoany ve sa tenin'olona toa an-dry Petera sns no nanampy azy ? Dia izay !!!
tsy mahita havaly @io ry zareo e :-D:-D:-D:-D
Ny asesiny avy eo mandeha mitsimpona ze voasoratra ao @ baiboly njay. Ohtran'ny mampiady soratra avy ao @baiboly fotsiny :-D