mahazendana

41. Ruby ( 04/01/2007 15:27)
de ny mampime de indraindray aza i mompera misy miteny italiana zany sa inn... tsy azoko oe italiana am ny aona gasy be daholo no eto.:roll:
42. pissoa ( 04/01/2007 15:28)
Ruby:
ka maninona ary be dia be ny fivavahana kristiana le baiboly katolika ihany no maningana..hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha...

Araka ny Baiboly dia tsy ny Demokrasia (na izay be mpanaraka) no marina fa ny Baiboly :-D:-D:-D

Ruby:
katolika aho no miteny fa mba hitako iany ny fiangona ny ankizy namako toa velona be izany sy hita oe mivavaka e. de nefa zaho mandeha any @ fiangonako, otran ny mampatory zany fa tsisy nininn fa de le feo monotone ben i mompera fotsiny. zany no mahatonga ahy ho fanina angamba am ty resaka fivavahana ity.

Satria ianao mihitsy no Problem fa tsy ny fiangonana Katolika :lol:. Izaho koa Katolika fa tsy toy ny fahitanao no fahitako azy. :-D:-D:-D
43. ikaretsaka ( 04/01/2007 15:36)
pissoa:
Mahazendana ahy bebe kokoa ianareo milaza fa "Baiboly ihany".

# Mahazendana ahy fa ekenareo ny fanilihana boky sasany nataon'i Lotera na tsy ara-baiboly aza fa araka ny "saina sy ny normes" narafiny sy ny olona sasany tamin'izany.

# Baiboly samy hafa angaha no ampiasainareo no misaratsaraka ianareo na amin'ny Hevitra na amin'ny pratika ? Sao nampianareo ny hevitrareo sy ny hafazahoanareo azy ny Baiboly no mahatonga anareo misaratsaraka toy izao ?

# Tsy ara-baiboly ny filozofianareo hoe "Izay tsy mitovy hevitra aminareo dia mandeha any amin'ny afobe." Matetika miverina eto io, na mivantana na amin'ny karazam-panontaniana ankolaka.


za kao mba zendana be mihitsy @ ireo ry pissoa
44. dailynews ( 04/01/2007 15:44)
azoko ny tian i prime sy LD lazaiana ary hitako fa mifameno ireo fa tsy mifanipaka ny zavatra tiany lazaina raha ny fahazoako azy.



45. rakaroka ( 04/01/2007 18:54)
'lé izy aloha tsy ilay fanontaniana apetraka @ zaza madinika dé dirigé-na ny fisainany hoe in no lokon'ny ravinkazo ohatra dia "maintso" 'ngamba ny valinteny andrasanao anefa mety misy loko haha possible mihitsy ary tsy omena zéro ny tsy namaly maitso na ampangaina fa tsy izy satria tsy ilay nosainina.
Tsaroako namaly io fanontaniana io tokoa aho, ary
valin-teny "exact!" no nomeko.Ny baiboly anie "boky"
ihany: taloha no nodorana fa izao tsapako apetraky ny ol dans le coin fotsiny satria repotra @ fanjariana ny fiainany ny tsi1/1:
Saiky ny sampam-pahalalana ambony mitaky "connaissance" hoeinn avy ny biographie novakianao?
-Tsy afaka hamaly mihitsy angamba ianao hoe variana nandinika ny baiboly aho, anefa ity tranga ity dia nitranga t@ ireo havako nafarako hanohy fianarana aty:
ary dia tsapa fa nihoaran'ireo jentilisa ni s'intéréssé t@ information sy vakiboky hafa maro rizareo: voajugée ho tsy ampy fahalalana...
46. rakaroka ( 04/01/2007 19:09)
Ny mahagaga ahy dia ny fombafomba asesika hiheverana ny baiboly: tahaka ny éxigencen'ny mpino amin'ny fivimbinana "baiboly" . Ny vakinteny averina foana (tahaka ny hoe "marenina sy tsy mi-capte" daholo!
Tsatoako izao niresaka y@ temoin de Jehovah vao manomboka ny phrase-ny rizareo dia tohizako tellement efa hay tsianjery tsy nasesika, dia inn indray moa ny antony handaniana ny fotoana hamakiana ilay izy: tsy efa tokony any @ "cas pratikan'izany ve isika?...Fa ny mahamonaina ahy indrindra dia tahaka ity mpitandrina iray nitory teny: Raiso ny baibolintsika dia notoriany hoe sambatra ny miantra
sns...ontsa daholo hono ny ol t@ ilay toriteniny ary
hatramin-dramatoa vadiny aza mba tohina tokoa ka nomeny ny mahantra tsy nanana pataloha hanaovana intsony ny patalohan'ity mpitory. Avy eo nony 'ndeha
hiangona izy tsy hitany izany dia notenenin'ny vadiny ny marina!
Avy eo nafokafokainy ny vadiny hoe "vehivavy tsy misy saina" ny teny toriana ho an'ny ol fa tsy ho antsika!...
Ka raha fikirina tatatataina toa inn ary moa ilay boky anefa tsy ho ampiasaina, tsy iainana, tsy hampaninn antsika izany fa eo imason'ny ol hafa
dia mivaona tanteraka @ normal ary na ny motivation'ny mba hamaky ilay boky aza tsy hisy intsony!
47. cutie ( 04/01/2007 22:17)
LD
ny antony de tsy misy manenjika baiboly ny mpamaly ato fa samihafa ny fomba fandraisan'ny tsirairay ny baiboly.
Ny anareo baiboly ihany , moa ny anay ampiarahina @zava-misy iainana ny fampiharana azy .

Ny mpanejika baiboly tokoa aloha dia fihevitr'i satana. Marina izany.
Fa raha tena mandalina ny resaka ao ianao dia ahita fa tsy manenjika ny baiboly ny hafa fa manamafy ny hoe "tsy ao amin'i baiboly irery no ahitana ny tenin'Andriamanitra." Izay mino aho fa tsy ekenao e! sa ve diso zah?
Eo no misampana ny lalantsika ry LD de any amin'i Kristy isika no mihaona ampifaliana sa ahoana?
Miverina ery ambony
48. xxx ( 04/01/2007 22:52)
soanja:
Fa raha tena mandalina ny resaka ao ianao dia ahita fa tsy manenjika ny baiboly ny hafa fa manamafy ny hoe "tsy ao amin'i baiboly irery no ahitana ny tenin'Andriamanitra." Izay mino aho fa tsy ekenao e! sa ve diso zah?
Eo no misampana ny lalantsika ry LD de any amin'i Kristy isika no mihaona ampifaliana sa ahoana?


za ko hanaraka ny lalan'i soanja satria tsapako tsy hanompo sy hitanisa baiboly fotsiny no adidy asain'andriamanitra ataoko fa hankalaza azy amin'ny alalan'ny zavatra rehetra
any mihaona e
mazto!
49. LazaDaddy ( 04/01/2007 23:19)
soanja:
Fa raha tena mandalina ny resaka ao ianao dia ahita fa tsy manenjika ny baiboly ny hafa fa manamafy ny hoe "tsy ao amin'i baiboly irery no ahitana ny tenin'Andriamanitra"


Soanja> Tsy io anie ry Soanja no mahazendana fa ny fanenjehan'ny olona ny Baiboly e. Hazavaiko toy izao:

Andao atao hoe "tsy ao @ Baiboly irery no ahitana ny Tenin'Andriamanitra". Dia diniho izao:


1) Izy manambara fa "fantaro ny fanahy rehetra" fa be dia be ny tsy avy aminy.
2) Isika mino sy mahafantatra fa Teniny ny ao @ Baiboly
3) Tsy hanohitra ny Teniny mandrakizay Izy @ maha "tsitoha" Azy
=> [size=16]Ny Teniny ao @ Baiboly no azo antoka ahafahantsika mamantatra na avy aminy na tsia ny "teny" omen'ny "fanahy" antsika.[/size]

Noho izany dia tsy afa-miala @ Teniny ao @ Baiboly isika satria aro fanina io. Kanefa dia misy mandrara ny Baiboly mivantana na an-kolaka mihitsy na mi-"intimider" olona tsy hiresaka Baiboly.
50. xxx ( 04/01/2007 23:28)
> Ny Teniny ao @ Baiboly no azo antoka ahafahantsika mamantatra na avy aminy na tsia ny "teny" omen'ny "fanahy" antsika.


Izy koa ve amin'io ilay teny tao anaty baiboly fa nesorin'i Lotera?
51. LazaDaddy ( 04/01/2007 23:34)
xxx> Manaiky aloha ianao izany fa "aro fanina ny Teniny ao @ Baiboly"? Satria mino isika fa Teniny ny ao, noho izany dia azontsika ampiasaina tsara atao aro fanina.:)

Ny mikasika an'ilay resaka Lotera indray dia izao:

- Ny Apocrypha ve no tianao resahina?

- Iverenako ilay resako hoe: "Andriamanitra tsy hanohitra ny Teniny", ka mifanaraka @ Teniny rehetra ao @ Baiboly ve izany "teny" resahinao izany sa mifanohitra?

- Raha valiana ireo fanontaniana ireo dia i Lotera ve no nanaisotra sa nisy olon-kafa nanampy?
52. xxx ( 04/01/2007 23:44)
andriamanitra tsy hanohitra ny tenany...
fa i lotera manohitra an'andriamanitra izany o?
ifanaraka amin'ny teny rehetra ao amin'ny baiboly ilay teniny ary nanazava misimisy kokoa.

http://www.catholic.com/library/Scripture_and_Tradition.asp
53. LazaDaddy ( 04/01/2007 23:56)
lava be ilay rohy nomenao sady teny vahiny ranoray. Fa azonao valiana ve ilay fanontaniako hoe "Apocrypha" ve no tianao ambara?
54. rakaroka ( 04/01/2007 23:57)
Nianatra ,nanaraka,nandalina ny baiboly hatry ny fahakeliko aho: Du Genes au Apokalypsy! Ny tsapa dia
tsy manaraka ny ésprit logiquen'ny saina normal ny voasoratra donk ny ol misaina normal tsy maintsy mitady ny pièces du puzzle any an-kafa!... Nisy étude nahitako ny hevitry ny teny hoe "morontiel" izany hoe ny "language" miasa @ au delà juste manelanelana ny fahafatesana sy ny fiainan-ko ho avy no ilazany azy.
ka misy fiteny na teny maro toa lazain'ny kristiana fa fiteny tsy fantatra? ifankahazoany fa tsy voatery
iombonan'ny hafa fihevitra tahaka ny "famonjena",
satana,sns... Eo no mahasarotra sy tsy maha évident ny Baiboly,betsaka rakitra absurde ka mampanalasala ny hino ny soratra sasany?tsy voazava tahaka ny boky hafa rahateo ny mpianatr'i jesoa ,sady kely finoana sns;;; rahateo oln
tsy hoe anie voasoratra ary @ Apokalypsy hoe tsy hanasorana na tsy ampiana ity dia izay. La preuve fivavahana maro aza mbola nanampy rahateo tsy afaka ho velona @ hoe mianina @ baiboly isika!...
55. ikaretsaka ( 05/01/2007 00:03)
eny tokoa hoa rakaroka
56. cutie ( 05/01/2007 00:04)
raha tsy te hisavoritaka ati-doha de manao ohtran-dry zareo conservatif :-D
57. ikaretsaka ( 05/01/2007 00:09)
euh... dia raha azoko tsara... olona tsy misaina normal izany ilay tsy mandeha mitady ny piece du puzzle any an-kafa o? !
58. cutie ( 05/01/2007 00:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
conservatif
59. LazaDaddy ( 05/01/2007 00:12)
rakaroka:
Ny tsapa dia tsy manaraka ny ésprit logiquen'ny saina normal ny voasoratra donk ny ol misaina normal tsy maintsy mitady ny pièces du puzzle any an-kafa!.
ianao ihany rakaroka no miteny fa "normal", izany hoe araka ny "norme" sy "lojika" @ olombelona. Dia izay izany no antony tsy itiavan'ny hafa ny Tenin'Andriamanitra satria ambonin'ny "norme" an'draolombelona ka tsy takatry ny saina "normal".
60. ikaretsaka ( 05/01/2007 00:13)
ahoana moa ilay filazanao azy? freako maninona moa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0939