SITLO
227. Bakobako2
(
20/12/2006 19:57)
hay !
tam vô niditra nianatra teto a! mbô endry be ery ,
tsy ôtrany mbô mafatifaty v zany ps ko zany ?:oops:
tam vô niditra nianatra teto a! mbô endry be ery ,
tsy ôtrany mbô mafatifaty v zany ps ko zany ?:oops:
230. sitlo
(
20/12/2006 20:07)
bakobako2: mahafatifaty kah, fa ilay tamin'ny hatsikana sy lalao no nisenina
fasaly: tsy misy akan-daza izany fa efa olon-dehibe. Mody ataovy hoe Manja Mahafatifaty. :wink:
fasaly: tsy misy akan-daza izany fa efa olon-dehibe. Mody ataovy hoe Manja Mahafatifaty. :wink:
234. fasaly
(
20/12/2006 20:16)
ka ny fahitako anlay sitlo tam vlou nge otran'ny ni pika zany e!:^):-D amlay manoratra betimà am lay tsikera fa zao efa ..:°):°):°) mifandray ny onde:-D
235. sitlo
(
20/12/2006 20:17)
kelly13: inona ilay mitapitapy? ilay mipipika mantsy hoe miovahova loko
fasaly: jere, odiko fanina fotsiny aloha iny :°)
fasaly: jere, odiko fanina fotsiny aloha iny :°)
236. fasaly
(
20/12/2006 20:20)
kelly13::-D:-D:-D efa mba me henjy nge izy aky fa sao mivadika orera eo ndray fa aza atao anzany tsony:-D:-D:-D
237. sitlo
(
20/12/2006 20:23)
kelly13: inona ilay mitapitapy? ilay mipipika mantsy hoe miovaova loko. :cry:
fasaly: bingo :-D, odiako fanina fotsiny iny aloha
Za tsy ohatra ny mipika izany na dia tamin'ny voaloha aza.
Fa angaha aloha i Fasaly misy onde eh, am sa fm :wink:
fasaly: bingo :-D, odiako fanina fotsiny iny aloha
Za tsy ohatra ny mipika izany na dia tamin'ny voaloha aza.
Fa angaha aloha i Fasaly misy onde eh, am sa fm :wink:
240. sitlo
(
20/12/2006 20:28)
kelly13: aleo ary jereko ao amin'ny sariko ao koa ny fitapesana nataonao (raha misy)
PS: inona no dikan'ilay mdrrr
PS: inona no dikan'ilay mdrrr