SITLO

181. kelly13 ( 17/12/2006 20:34)
=))=))=))=))=))
182. MTN ( 17/12/2006 21:31)
183. kelly13 ( 18/12/2006 10:19)
MTN> aza mivanjavanja ka mampitahotsa beuuuu :-D:-D:-D
184. sitlo ( 18/12/2006 15:01)
oh leroa, toa mbola tohizana ihany re izy ato eh.
185. kelly13 ( 18/12/2006 16:04)
oh letelo ka tsy maty vôlavo ankibo kou mdrrrrrrrrr
186. fasaly ( 18/12/2006 17:23)
:-D
187. xxx ( 19/12/2006 16:36)
tena misy toetra ilay sitlo, izay no fahitako azy.
188. sitlo ( 19/12/2006 16:47)
kelly13:
189. sitlo ( 19/12/2006 16:48)
:-D
190. sitlo ( 19/12/2006 17:07)
fasaly: terineto terineto izany indray moa
191. kelly13 ( 19/12/2006 17:33)
mampalahelo b le mason'le totozy kely io ry sitlo!!! ontsoooooo!!!! tena mpamono biby enao!!! mdrr
192. sitlo ( 19/12/2006 18:59)
[center]

:-D

[/center]
193. sitlo ( 19/12/2006 19:00)
maty amin'izay ny voalavo ao an-kibonao?
194. Bakobako2 ( 19/12/2006 19:04)
Euuuuh!
ny fantako an ! de xxx iany ny sitlo
de sitlo mody oe lhl de xxx mody oe vhv
mahay an!
fa le izy lhl
lazao ny marina
fa ra mandinika nareo an! de miara tafiditra fôna izy mitsam reo , de arovany xx fôna sitlo.
efa arako ndray maraina zay fa za tsy te nanoratra.
=D =D
195. sitlo ( 19/12/2006 19:18)
bakobako2, tsara rehefa mahay mandinika fa tsy tiako ny manakiana amin'ny tsy nataoko. Raha zavatra nataoko dia olana. ;-)
196. kelly13 ( 20/12/2006 11:17)
nan, tsy maty ny vôlavo ka!!!

bakobako2>hihihihi
197. fasaly ( 20/12/2006 11:21)
sitlo: io zany enao io volavo ao ankiobn'i tenrineto io, efa tokony tsy ho sitlo tsony nge zany zao ny pseudo fa.....:^)
198. sitlo ( 20/12/2006 15:17)
fasaly: tokony hoe fasaly2 ve?
kelly13: aiza wa ilay sarinao iny?
199. kelly13 ( 20/12/2006 15:35)
sary inn ndray zany e??? aôna kou no nahitanao ny sariko tato??? hein???? =))
200. sitlo ( 20/12/2006 16:40)
:roll: le teo am totohatra :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1065