SITLO

161. xxx ( 14/12/2006 23:30)
lanin'ny vitsika h@ atidohan'i SITLO ngamba tsy vitan'ny tarehy fa na ny tsoka ko aza nataon'ny vitsika tsy nisy yuoupiiiiiiiiiii:-w=D=))
162. sitlo ( 14/12/2006 23:32)
mba miezaka hono ilaikely, hihihi, tsara fa tohizo
163. xxx ( 14/12/2006 23:36)
sitlo sitlo sitlo nirefotra ny sitlo; sitlo sitlo sitlo lalalalèreuhhh:-D:-D
164. xxx ( 14/12/2006 23:38)
zay zany mintsy ka:@:@:@
165. sitlo ( 14/12/2006 23:41)
pasin-jaza be, tam zay vao nalatsaka nianatra no mpanao an'izany
166. sitlo ( 14/12/2006 23:43)
xxx terorista
167. xxx ( 14/12/2006 23:46)
sitlo : mpanendaka ;ben laden :{
168. sitlo ( 14/12/2006 23:47)
za sahy miseho tarehy, ben laden tsy sahy miseho masoandro fa miafina xxx
sarin-_
169. xxx ( 14/12/2006 23:51)
manahona sitlo ;vavao maresaka rangitra veuh???:D:D
170. sitlo ( 14/12/2006 23:55)
manaona indray ny xxx vaovao.

Ary misy kokombra lanin'ny vitsika, dia izaho aty ve no ho tezitra?

171. sitlo ( 15/12/2006 00:14)
xxx:

za klou de tsy mirevy an'le SITLO eh


rehefa tsy faly?

mibosssina :-D

xxx:

miseo azy ho may vava io

xxx:

zany refa be taim_bava


Izaho tsy miseho ho mahay vava fa milaza ny fahitako ny sary fotsiny no ataoko dia kafa raina tahaka ny inona.

tsy faly?
mibosssina :-D
172. kelly13 ( 15/12/2006 10:00)
:-D:-D:-D
173. xxx ( 15/12/2006 14:57)
Zà ko aloha mahita oe ilaina ndraindray le tsikery mbo hampisy tsirony ny lalao e! fa isika tsy mazaka de miwawawa daholo, na rahonan'ny moderateur oe esorina tsy ho namana. Tsy efa andron'ny demokrasia ve zao e.
Ny hitako fahavoazantsika koa de vô maika rangitintsika sitlo de vo maika faly izy, refa manaratsy izy ka tsisy mamaly de milamina io e, sady zay ary no fomba fijeriny ko atao ahoana.
Manao va fety tsara daholo e8-)
174. sitlo ( 15/12/2006 15:07)
reveko o
njama
175. MTN ( 16/12/2006 03:35)
aza tezitsa fa lalan'ny fiainana izao. :-*
176. xxx ( 16/12/2006 03:48)
177. tslem ( 16/12/2006 08:22)
:roll::roll:ôtrany tsaroako ah ry reto namaly dinika tamity size ty fa tô nanjavona fa ahoana ah, fa naninn n nesorina???? fa ngah tsy nanara-dalàna?????
178. fasaly ( 16/12/2006 10:33)
tslem: sao dia tany am dinika hafa fa misy maromaro ny dinika momba an'i sitlo:?:wink:
179. kelly13 ( 16/12/2006 11:42)
tslem> ;-) hum inn no nosoratana tao??? hahahah
180. MTN ( 16/12/2006 16:02)
tslem:

ka izy aza efa sitlo kinga

mainka ra stylo bika kristal,:-D:-D:-D tadidiko hatram lé pub tao am radio madagasikara tam mbôla kely =))


mbola io ambony io valin'ny an'i tslem ka


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2211